Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i booboo, milahatra araka ny daty
booboo
(
22/03/2006 17:55)
lalao
Toy izao ny fandehany.
Mamaly izay fanontaniana napetraky ny teo aloha izay mamaly ary mametraka fanontaniana tsotra sady fohy ho an'ny namana manaraka.
Satria tsy misy mametraka fanontaniana ho...
tohiny
novalian'i sasa ny 11/04/2006 03:29
booboo
(
02/03/2006 09:58)
" intuition féminine "
Ahoana kay no ahafantarana hoe manana an'io ny vehivavy ? zà tô tsy manana angamba :roll: satria ny anà mila mandalina toe-javatra iraika zà vô afaka miteny oe zao angamba na zao ! ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 24/05/2006 09:52
booboo
(
06/02/2006 09:46)
voyage tanà-diégo
Tsy haiko raha ato no tokony hametrahako an'ity fa mba misy afaka mamaly ve, azafady, hoe :
-Efa vita tsara ve ny lalana mankany Diégo iny ? Dia hafiriana eo no faharetan'ny dia raha @ taxi-brouss...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 26/02/2006 18:06
booboo
(
22/01/2006 13:47)
Andriamanitra, Zanahary, Andriananahary ...
Naninona kay no ireo anarana ireo no nasain'ny misionera voalohany tonga taty M/car iantsoana an'i Jesoa ? Nefa dia hain-dreo tsara ( sa tsy hainy ? )fa raha samy hafa mihitsy ireo teo @ tontolo tsy h...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/12/2012 05:33
booboo
(
10/01/2006 16:02)
taiza aby ny tany efa notsidihinao ?
Namaky reny carnets de voyages tany @ sites hafa zaho fa tsy nety nahita raha na iraika aza @ teny gasy. Nefa mino aho fa betsaka ny gasy no tia mizaha tany sy mandeha vacances ankoatra ny any ambaniv...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/01/2006 19:17
booboo
(
05/11/2005 14:42)
Zébu Overseas Board (ex BANK) Madagascar
Mahaliana ara-bakiteny dia samia mitondra zay anjara birikiny ho an'ny tanindrazana !
http://www.zob.mg/
http://www.zob.typepad.com...
tohiny
novalian'i booboo ny 07/11/2005 10:02
booboo
(
01/11/2005 20:57)
mangataka toro-hevitra
Mba mila toro-hevitra avy @ ireo zay mifanerasera @ olona "en fin de vie" na voan'ny aretina dernier stade (cancer, sida, etc.)ny tenako.
-Ahoana kay no ataonareo hihatrehanareo ny andavan'androna...
tohiny
novalian'i namanao ny 20/12/2005 12:52
booboo
(
29/09/2005 13:37)
" développement personnel "
Ho an'zay tia resaka coaching sy développement personnel ity site ity. Mbola tsy vita hatr@ farany, hoe, fa efa misy azo vakiana sy saintsainina na izany aza !
www.re-bonds.net...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 07/11/2005 15:07
booboo
(
26/09/2005 17:39)
"menus"
Mba teneno oe ny karazana menus fataonareo refa mandray vahiny na refa andro fety ? (raha afaka ampiarahina @ recettes vô maika tsara beeeeeeeeeee :D)
Sôtra ô !...
tohiny
novalian'i Nananie ny 28/09/2005 15:27
booboo
(
21/09/2005 15:55)
tsy anki-teny
chuuuuuuuuuut...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/10/2005 20:29
booboo
(
15/09/2005 16:04)
fombafomba sy ny fandehany
Ahoana no fizotran'ny fanambadiana araka ny fomba tena malagasy kay ? Fisehoana sy ny tariny, iza aby mpandray anjara, zavatra ilaina, zavatra atao sns.
Sôtra.
...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 27/09/2005 13:54
booboo
(
14/09/2005 15:27)
fête annuelle Mutuelle de Madagascar
Misy handeha ve dé mbô miara-mifana-be maso any tsika ? hihihihihihi....
tohiny
novalian'i booboo ny 16/09/2005 11:09
booboo
(
14/09/2005 10:46)
Journée du patrimoine européen 2005
Hararaoty ny tontolo andron'ny 17 septembre ( Frantsa ) izao hitsidihana ny raha misy any @ région misy anao.
Anontanio eny @ office du tourisme na mairie fa tokony hisy réduction ny fitaterana ...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 14/09/2005 14:40
booboo
(
25/08/2005 11:29)
androany...
Inona no raha nahafinaritra/nahafaly anareo androany ?
Ny anà mijery orana milatsaka sy mihaino fofon-tany mando....
tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2005 20:13
booboo
(
18/08/2005 15:46)
graphologie
Mino an'io raha io ve nareo ? Nefa @ zao betsaka mitsy ny raha manakarama lafo(ary tena lafo a !) an'ireny graphologues ireny handinika ny lettre de motivation-na oul iraika ! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:15
booboo
(
17/08/2005 13:47)
fahandro trondro
Alefaso aby ndray ny talentanareo @ io raha io :D
Sady bôna bôna ihany
...
tohiny
novalian'i booboo ny 23/11/2005 19:11
booboo
(
12/08/2005 20:47)
tononkira kalon'ny fahiny
Mba mitady hira : sady tsy haiko ny titre-ny no tsy fantako ny mpihira azy no zara raha haiko ny tonony :°).
Misy an'izao fotsiny any @ ref :
Bakobako rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrroa
Ry toka...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 23/09/2005 12:54
booboo
(
03/08/2005 13:31)
tantara : hadino ve sa tsy misy miraharaha intsony ?
ny t@ 31/07 hifoha 1/08 1985 ohatra fotsiny. Mba nitady t@ gazety aho fa tsy nahita na article iray aza ......
tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:18
booboo
(
02/08/2005 12:35)
Moramora
Ahoana no fahazoanao an'io fomba fiteny mampalaza ny malagasy io ?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:56
booboo
(
26/07/2005 13:33)
Zazakely
Aminao manokana miankina @ inona ny safidinao ho reny na ho ray @ zay ? Hitondra vohoka sy/ hitaiza ny tiako tenenina.
...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 09/09/2005 01:07
