Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i booboo, milahatra araka ny daty
booboo
(
23/08/2006 13:19)
ps
Efa in-3 nandeha angamba ty raha ity fa tsy quoi fa averiko fan'efany ndray :-D.
Zarazarao eto hoe ny tantaran'ny pseudo-nao ? inona no antony nisafidiananao azy, inona no dikany, sns...
:wink:...
tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 14:19
booboo
(
20/08/2006 10:48)
ilay fety omaly :P
:-DTatitra maimaika ny t@ ilay raha omaly fotsiny ( fihaonan'ny namana natao tany Paris ) :
-booooobaka beeeeeee ny tonga klou ( maherin'ny 20 t@ nisaiko t@ nanao présentation dia avy teo tsy arak...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:47
booboo
(
14/08/2006 06:57)
resaka \" deuil \"
Misaotra indrindra an\'izay afaka mamaly fa tena ilaiko ny mahafantatra ny valin\'ireto fanontaniako ireto :
-Hafiriana vao afaka ny ratram-po noho ny fahalasanan\'ilay olona tiana ? Maty no tiako ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 13:34
booboo
(
24/07/2006 10:09)
Olana isaka hiditra forum
Tsy mety tafiditra ato @ forum mihitsy zaho isaka ny avy mampiditra ny ps-ko + mot de passe-ko :?:?:?. Tsy maintsy miditra ary @ " namana " foana ve vao ho mety ?
Misaotra mialoha.
...
tohiny
novalian'i hery ny 24/07/2006 14:48
booboo
(
17/07/2006 10:41)
zany ve ?
Mahavariana ahy hôa ny olona mpiteny hoe " sarotra ny mandainga ... " reny e ! nefa toa tsy sarotra zany fa tena mora kely mihitsy ny mandainga !
sa tena sarotra marina ? ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 21/07/2006 11:09
booboo
(
25/06/2006 15:52)
androany.....
inona no nahafaly anao androany ? na naha-tezitra anao ?
Zà faly fa nahita zazakely nitsikitsiky beeeee tamiko tany @ piscine ! dia naheno an-dreo nikikiaka faly nilalao rano. tsara eryyyyyyyyyy...
tohiny
novalian'i vale ny 28/06/2006 16:11
booboo
(
22/06/2006 14:01)
tongotra mivonto
Sao misy afaka manoro ny raha tokony hataoko mandra-pandehako any @ doko kay azafady ? Ndraindray mivonto ny tongotro dia refa avy teo dia ngoly ohatra misy vitsika kely be dia be ny sandry iny dia mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2006 18:00
booboo
(
02/06/2006 11:09)
Théâtre ( France )
Ny FPMA Nancy miaraka @ Tanora Katolika Nancy dia manolotra indray ilay tantara an-dapihazo RASALAMA ( La première martyre chrétienne malagasy ).
Daty : Alahady 4 Jona
Ora : 15h
Toerana : Thé...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2006 13:52
booboo
(
31/05/2006 16:30)
Plats
Goulasch ( 6pers. )
-Hena omby 1kgs
-Voatabia 6
-Tongolo be 6
-Ovy atao purée 500g
-1 verre de vin rouge
-bouillon 3 vera
-menaka 3 sotro
-romarin
-thym
-persil
-tongolo gasy
-sira, dip...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:29
booboo
(
30/05/2006 10:31)
tsiahy mampihomehy
Inona no raha efa nahazo anareo, nahamenatra beeeeeeeeee t@ zany fotoana zany ...ihomehezana kely hihihihihi.
Nenà t@ niakata escalator vôlohany indrindra tao @ ilay supermaché tao Antaninarina...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2007 20:34
booboo
(
25/05/2006 13:21)
hirahira
tsotra kely ny règle : samy manoratra andalana 2 @ ilay tonon-kira fotsiny. Ezahina ho vitaina ny andininy iraika fara-faha ratsiny dé raha hanova hira hafa dé atao mifampitohy @ zay mot farany t@ ...
tohiny
novalian'i cutie ny 02/06/2006 19:45
booboo
(
24/05/2006 09:41)
refa ato @ serasera
Inona tena hataonareo ato matetika ? nenà zao rehefa tsisy raha mahaliana anà ao @ forum dé asesiko vakiana ny mombamomba ny namana vaovao aby aby. ...
tohiny
novalian'i Aino ny 12/06/2006 11:57
booboo
(
22/05/2006 08:48)
Ho an'ny fianakaviana Malagasy iray aty Frantsa.
Ny firaisan-kina no hery hoy ny Ntaolo. Ataovy zay tsapanao fa mety @ fanohanana an'azy 4 mianaka : hanasonia ny pétition, mivavaka ....
http://cdpe92.apinc.org/petition/Ralison
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 04:33
booboo
(
20/05/2006 08:51)
sportily 2006 (France)
Mpikarakara : Sampana Tily FPMA-Paris
Zavatra atao : fialam-boly sy fanatanjahan-tena (foot-ball, basket-ball, tennis de table...)
Daty : Alahady 21 mai 2006
Ora fanombohana : 12 ora atoandro...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:59
booboo
(
18/05/2006 10:03)
vônina cacao
Sao misy mahafantatra ny tokony atao kay ahazoana poudre cacao @ ilay voa-na cacao ? nitondra maromaro zahay nefa tsy hay akory ny fikarakarana azy :°)
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2006 18:56
booboo
(
11/05/2006 12:28)
blaogy
Azafady e ! nanoratra raha tao @ blaogiko zaho dia rehefa handefa @ zay dia nanjavona aby lé bla bla bla lava beeeee nosoratako fa tsy maintsy mampiditra ps sy mot de passe hono ! Inona raha tokony...
tohiny
novalian'i rurik ny 09/06/2006 06:13
booboo
(
10/05/2006 13:35)
Nary Arthur
Mitady zay mety ho tonon-kiran-dreo zà azafady ô ( Tsiahy, Tsy kivy...). Sady misaotra mialoha ihany. ...
tohiny
novalian'i nik ny 13/06/2006 12:41
booboo
(
04/04/2006 19:34)
aza ihomehezana klou a !
:oops: hono ôa, nareo ve t@ vô nianatra nitondra tôôbilina vôlohany dé saro-tahotra ôtra anà ?
Nanao évaluation-na conduite zà t@ ity taona ity fa na ilay moniteur aza kivy kely fa même ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 16:20
booboo
(
01/04/2006 10:37)
fahandro akoho ( tohiny )
Tsy hitako intsony ilay fahandro akoho natombok'i Bichette angamba izy izay dia tohizako eto.:°)
Risotto au poulet et aux dattes ( olona 4 )
-Nofon'akoho voatetika madinika ( zay hitanao fa ho ...
tohiny
novalian'i Falzar ny 13/04/2006 12:17
