Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i booboo, milahatra araka ny daty
booboo
(
22/07/2005 14:01)
inona...
ny vaovao sy maresaka ? ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 29/07/2005 18:11
booboo
(
19/07/2005 14:16)
harcèlement moral any am-piasana
Sao mba misy afaka manoro ny raha afaka atao, azafady, raha sendra manao an'io ny mpampiasa ?(propos racistes, manambany eo imason'ny mpiara-miasa rehetra, ...).
Tsy izaho no voa fa olona akaiky ahy ...
tohiny
novalian'i lilbon ny 06/08/2005 05:03
booboo
(
06/07/2005 12:29)
JO
Londres wéééééééééééééééééééééééééééé. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:05
booboo
(
02/07/2005 14:56)
ndao haverina ndray...
Ilay lalao t@ ela beeee nataon'i Hery dia naverin'i Nananie iny.
[b]teny telo ihany no azo ampiasaina dia tsy maintsy atao mifampiady rima.[/b] . Ny tanjona mahaforona angano na tantara. Lasa izao a...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 25/07/2005 06:00
booboo
(
16/06/2005 11:05)
ezaka fihaonana aty frantsa
Re-s'lama aby ndray.
Ity averiko ity ilay raha fa lasan'ny tsunami ilay efa teo.
-[u]Toerana[/u] :[b] Sens-89100[/b] (Yonne-Bourgogne)
-[u]Daty[/u] : [b]9 juillet[/b] na [b]30 Juillet[/b] (m...
tohiny
novalian'i Veloo ny 05/08/2005 16:47
booboo
(
23/05/2005 12:58)
"le pardon"
Azafady fa tsy @ teny gasy ilay lohateny. Saika hanontany ny hevitrareo zà : "tout pardonner est-il possible?" Ohatra oe ny viol, ny famonoana ny iraika @ fianakavianao (na izy iray manontolo mitsy),...
tohiny
novalian'i ainakelyio ny 16/09/2005 05:36
booboo
(
23/05/2005 12:58)
"le pardon"
Azafady fa tsy @ teny gasy ilay lohateny. Saika hanontany ny hevitrareo zà : "tout pardonner est-il possible?" Ohatra oe ny viol, ny famonoana ny iraika @ fianakavianao (na izy iray manontolo mitsy),...
tohiny
booboo
(
16/05/2005 18:12)
xxx
Ary ilay manao xxx isaka zay mihetsika ireny ve tsy voasazy? Hafa indray raha hoe hitan'ny tompon'andraikitra fa mitombona ny tsy ampisehoany ny ps-ny, fa ilay manara-po @ xxx no teneniko. Sôtra. ...
tohiny
novalian'i rpk ny 17/05/2005 08:59
booboo
(
12/05/2005 12:52)
ankamantatra malagasy
Sady kolotsaina. Aza asiana mananihany ho an'izay mamatretraka fanontaniana.Valiny 1 isan'oul ihany no azo atao ary oul telo no afaka mamaly isaka ny fanontaniana iraika. Rehefa tsisy mahita ireo 3 re...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 02:03
booboo
(
04/05/2005 11:37)
www.pokanel.canalblog.com
Sendra hitako dé nahafinaritra anà dé zaraiko. Mahafinaritra zany ny raha ataon-jareo. Tsidiho ihany. ...
tohiny
novalian'i lorra ny 10/11/2005 12:27
booboo
(
03/05/2005 21:01)
SporTily 2005
[u]Daty[/u] : [b]asabotsy 7 mai[/b]
[u]Ora[/u] : [b]manomboka @ 9 ora maraina[/b].
[u]Toerana[/u] : [b]Complexe sportif Roger Couderc, allée Roger Courderc, TORCY 77.[/b](A4, sortie Torcy)
[u]Mpik...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/05/2005 19:32
booboo
(
03/05/2005 12:55)
t@ mbola kely (faha-tsy tadidiko intsony)
Inona no asa tianareo natao t@ mbola kely ? ny anà archéologue ohatra an'Indiana Jones na mandéndé eny @ espace ohatra an'i Ulysse (ilay an'i Asimov)....
tohiny
novalian'i kinaoly ny 12/05/2005 15:03
booboo
(
26/04/2005 20:08)
constitution européenne
Ahoana ny hevitrareo ? Ho an'izay hifidy na juste liana fotsiny.
Namaky ny ampahany @ raha ao zà fa misimisy ihany ny points hitako tsy dia mazava loatra fa tellement vague beeeeeeeee. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 22:45
booboo
(
26/04/2005 19:58)
kollé serré an'i Mima
raha mbô misy manana an'io hira io ka afaka mandefa azy ao @ radio vazy gasy dé isaorako be dé beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee mitsy. Sôtra. ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/05/2005 16:17
booboo
(
21/04/2005 09:03)
tartes, cakes....
Alefaso aby aby ndray zé recettes any aminareo any. Na salés na sucrés mety aby fa ilay mamy no tiako kokoa na izany aza.
Bôna bôna :wink: ...
tohiny
novalian'i palince ny 21/09/2005 14:37
booboo
(
25/03/2005 15:36)
Fihaonam-be faharoa 'ny Tily sy Mpanazava France
Ho an'izay tranainy na mbola ao anatiny na te hanatrika fotsiny, dia hisy indray ny fihaonam-be faharoa hatao. Toy izao ny andinindininy :
[u]Toerana[/u] : [b]Village des vacances, Saint-Martin-en-...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/09/2005 11:12
booboo
(
11/03/2005 22:43)
aretina sazin'A/tra ?
Tena be dia be mihitsy ny oul fantatro miteny an'io, sady tena resy lahatra mitsy a, hoe matoa oun zay marary dia nanao foana dia sazian'A/tra !
indrindra moa raha aretina terrible no mahazo ilay ou...
tohiny
novalian'i sonwin ny 11/04/2005 17:39
booboo
(
01/03/2005 22:49)
fanabeazana aizana
Alefaso aby hoe ny hevitry ny tsi-1-1 manoloana ny fampiasana méthodes ( tsy methode lé namana ato a hihihihihi) contraceptives. Tsy araka ny noeritreretiko fa tena mbola maro kay ny réticentes bee...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 23:38
booboo
(
24/02/2005 09:15)
ndao hilalao aby
Ndao lalao hanalana azy fotsiny
Zao ny fandehany: Mametraka fanontanina 2 zà dé mamaly ireo fanontaniana ireo zé mamaly afarako.
Rehefa voaviliny ny fanontanina dé mametraka fanontanina 2 ...
tohiny
novalian'i kaiah ny 22/06/2005 18:10
booboo
(
23/02/2005 10:14)
tafita @ fiainana
Inn aminareo no atao hoe tafita @ fiainana. Refa nandinika zà dé ny ankamaroan'ny oul miteny aby oe refa nahavita fianarana bacc + taona maro tsy haiko, manana asa sahaza an'iny, mandray karama arak...
tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 17:09
