Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i booboo, milahatra araka ny daty
booboo ( 30/11/2004 07:45)
adinoy ny lasa
Fa maninona ôa ny lasa no hadinoina e ? Tsy natao angalana lesona hiatrehana ny ho avy angah reny mba ahafahana mandroso ho @ tsaratsara kokoa @ fiainana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:24
booboo ( 29/11/2004 17:09)
à vos pets
Antisocial : S\'excuse auprès des autres et va peter dans la plus complète intimité. Amiable : Apprécie l\'odeur des pets des autres. Athlétique : Pète au moindre effort. Attentif : Cel... tohiny
novalian'i ramaso ny 21/12/2004 21:10
booboo ( 26/11/2004 15:53)
chirurgie esthétique
Efa miha -lamaody io zô aty ivelany. Dé zà isaka zé miresaka @ vazà vavy dé mangala-pijery ny oron-dry zareo foana oe tena izy ara ve zô io ! :-D :-D Ny fahitanareo ilay fanaovana esthétiq... tohiny
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:23
booboo ( 26/11/2004 09:32)
sarin\'iza aby reo ...
eo @ ilay misy bla bla bla oe \" tsara ny roa noho ny iray etc \" ? mbô asio présentation kely oe vetivety ry :roll: ... zé nanisy an\'ireo teo moa zany ;-) ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2004 21:59
booboo ( 10/11/2004 18:31)
kaiamba
iza @ reny hira ireny no tena ankafizinareo indrindra ?... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2005 21:21
booboo ( 10/11/2004 18:21)
toetra
inona ny raha efa nahazo anareo ka hitanareo hoe normale beee nefa tsy azon\'ny lehilahy mihitsy ? Ohatra : ny vehivavy mila miresaka na dia zavara kely tsisy dikany aza nefa tsy normale @ lehilahy mi... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:47
booboo ( 30/09/2004 06:56)
Tsisy lohateny kah
Fa bonne rentrée aby sa coucou aby fotsiny ! :^) hihihi... tohiny
novalian'i booboo ny 22/12/2004 10:37
booboo ( 28/09/2004 07:36)
sauces
mba zarao aby zé karazany fantatrareo sy ny raha miaraka aminy. Sôtra ô !... tohiny
novalian'i nanourand ny 23/07/2005 22:16
booboo ( 26/09/2004 18:32)
pfffff ! morale à zéro
Inona ny fataonareo hampiakarana ny morale-nareo refa lé sendra lé mi-\" déprime\" reny ? Hihihi mety hiasa amiko ihany refa ôtr\'ôtr\'zay @ manaraka zà ! hihihihi ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:23
booboo ( 31/08/2004 15:58)
www.humour.com
ho an'zay reheta tia mivanitika :^) hihihihi... tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2005 16:30
booboo ( 29/08/2004 18:27)
somatisation
Misy mpanao an'io ve ny namana sasany ? Dia ahoana ny ataonareo iatrehana ilay izy ? Misaotra indrindra dia mba miangavy zé te hanome valiny mananihany mba tsy hamaly azafady indrindra.... tohiny
novalian'i xxx ny 03/09/2004 03:23
booboo ( 04/08/2004 07:31)
Violence conjugale
" J'ai reçu des fleurs aujourd'hui " par un auteur inconnu. J'ai reçu des fleurs aujourd'hui. Ce n'était pas mon anniversaire ni un autre our spécial. Nous avons eu notre première dispute hie... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2004 20:32
booboo ( 02/08/2004 13:07)
fanampinan'anarana malagasy
Tanisao daholo izay fantatrareo miaraka amin'ny dikany( na lehilahy na vehivavy ). Raha mba misy mahay kay inona no dikan'ilay " Eja " ?... tohiny
novalian'i VELOMIAH ny 01/04/2011 12:48
booboo ( 02/08/2004 05:59)
hopitaly maha-sosotra !
t@ week-end teo zà nisy raha bobaka beee nataoko tany @ hopitaly iraika zay fa tena naharary bee anà lôtra ny kiboko ( règles ). Tsy afaka mandray hono zareo fa andana ary @ hopitaly X ( à 30 kms... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2004 21:47
booboo ( 29/07/2004 12:09)
http://www.scout.mg
raha mi interresser izay scouts :D . Tànana havia :wink: ... tohiny
novalian'i hery ny 11/02/2015 07:42
booboo ( 26/07/2004 08:54)
Inona ny malaza ?
Mba zarao oe izay raha malaza na ny raha miavaka any @ toerana na faritra hipetrahanareo ? ( fombafomba, na kaly, na fiteny etc).... tohiny
booboo ( 13/07/2004 17:03)
raha sendra miresaka ...
@ oul tsy dé akaiky lôtra anareo ianareo, dé ny inona @ ilay oul no manintona anareo voalohany hiresaka aminy ? Ohatra oe fiakanjo ve, ny orony ve, etc. Satria ? Ny anà zô rehefa tsy masiaka ny... tohiny
novalian'i totty ny 26/12/2004 02:09
booboo ( 03/07/2004 07:25)
tomany
Bobaka ny oul no milaza fa mariky ny fahalemena ny tomany. ... tohiny
novalian'i ramaso ny 13/07/2004 14:52
booboo ( 02/07/2004 14:48)
Sainte Nitouche
Une mère et sa fille vont chez le médecin. la mère demande au docteur d' examiner sa fille : - Elle a certains symptômes qui m'ont poussé à vous l'amener, dit la mère. Le docteur examine la ... tohiny
novalian'i ramoul ny 19/07/2004 20:46
booboo ( 02/07/2004 08:51)
Tantaran'i M/car
Tsy haiko oe aiza no tokony hasiana ity raha ity dé nataoko ato. Mba teneno dôl oe zay fantatatry ny tsi 1-1 momba ny tantaran'i M/car ? na t@ vanim-potoana inona na t@ vanim-potoana inona. Sôtr... tohiny
novalian'i tsiaa ny 25/02/2005 11:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0368