Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i booboo, milahatra araka ny daty
booboo ( 30/06/2004 12:22)
3 choses impossibles à réaliser par un homme
1-admettre une erreur 2-ne pas s'endormir après l'amour 3-demander leur direction quand ils sont perdus hevitrareo ? ... tohiny
novalian'i ja ny 18/01/2005 09:12
booboo ( 28/06/2004 14:03)
mythe de Cham
misy afaka manazava bebe kokoa ve kay ny momba an'io azafady indrindra ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 22:52
booboo ( 28/06/2004 11:34)
fanontaniana manitikitika
inona no maha malagasy anao ? ... tohiny
novalian'i kitjo ny 01/08/2004 12:17
booboo ( 21/06/2004 15:23)
mi-dzdzdzdz
fa maninona hôa no toa mi-dzdzdz dôl ny ankamaroan'ny namana ato e ? njy e, njay e sns :)... tohiny
novalian'i ramoul ny 12/07/2004 21:02
booboo ( 02/06/2004 11:14)
RNSTK 2004
misy handeha ve ato @ namana ?... tohiny
novalian'i vozongo ny 25/07/2004 10:52
booboo ( 26/05/2004 15:59)
natao itsikiana fotsiny
-C'est pour quand le retour du Jedï ? -Après Vendredï !! -Quand je dis:"il pleuvait"de quel temps s'agit-il ? -D'un sale temps ! -Quand un poeme n'est pas en vers, en quoi est-il ? -Il est... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 05:08
booboo ( 15/05/2004 18:31)
inona ny biby ....
inona ny biby tianareo ka tianareo hanana koa ny toetrany ? Ny ahy sokatra no tiako indrindra dé mba te hanana ilay fahatoniana ohatra an'azy koa zà na misy inona na misy inona. ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 22:00
booboo ( 30/04/2004 17:22)
anaran-tanana
fantatreo ve ny nahatonga ny anaran'ny tanana misy anareo na nandalovana ..... ... tohiny
booboo ( 20/04/2004 11:54)
règles vachement douloureuses !
inona no mahatonga an'izany kay ?... tohiny
novalian'i gandy ny 02/07/2004 09:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.0329