Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i booboo, milahatra araka ny daty
booboo ( 07/03/2007 14:52)
lasa aiza koa i...
Mandrindra hoà tô ty hita popoka tsony e ? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:25
booboo ( 14/02/2007 13:06)
ndao hilalao aby
Efa nataotsika ity raha ity fa tsy quoi fa averiko foana ho an'izay mbola tsy nanao azy :°). [u]Fitsipika[/u] : [b]-fanontaniana 1 isaka ny olona ihany no azo apetraka -izay fanontaniana napetrak... tohiny
novalian'i wooda ny 14/03/2007 23:25
booboo ( 06/02/2007 10:40)
hono ho'aho ry zareo ?
Inona kay no maha-tamana anareo ato @ serasera ? hihihihi eritreritra sendra nandalo fotsiny iny fa tsisy raha ambadika akory kah ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 02:30
booboo ( 05/02/2007 14:07)
" Histoire de scouts " (Fce)
Tsy dia adi-hevitra loatra fa te-hampahafantatra fotsiny ho an'izay liana : Daty : 18 fév Ora : 10h -10h 30 Fandaharana : Présence Protestante sur France2 Lohateny : " Histoire de scouts " h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 18:16
booboo ( 04/02/2007 12:35)
" dans la peau d'un noir "
Nisy efa nahita io doc. io ve taminareo ? Nandeha t@ Canal+ izy (nenay no-pirater-na hihihihi). -Ho an'izay nahita, manao ahoana ny fahitanareo/fahatsapana teo am-pijerena ilay izy ? -Ho an'iz... tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2007 12:43
booboo ( 16/01/2007 11:10)
motika anio ?
Inona no kalinao androany ? Mety angalana hevitra @ andro manaraka rehefa lany fika iny mantsy .... :°)... tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2007 13:20
booboo ( 10/01/2007 12:41)
mitady partitions bà gasy (gitara)
Sao mba misy afaka manoro ny fomba ahafahana mahazo partitions-na hira bà gasy @ gitara kay, azafady ? Misaotra indrindra ô. ... tohiny
novalian'i booboo ny 12/01/2007 11:58
booboo ( 22/12/2006 13:02)
vhv tsy te-hiteraka
Fa maninona hoà no tsy dia tsara loatra ny fandraisan'ny manodidina ny fanapahan-kevitry ny vhv iraika tsy te-hanan-janaka (mitondra vohoka, mitaiza sy manabe sns) ? ... tohiny
booboo ( 21/12/2006 09:47)
Tourtes
Nanandrana nanao tourte lorraine :}:}:}zà omaly fa tsy nivoaka lé izy fa tsy nety tsara angamba lé cheminée.... Sao misy afaka manoro ny tena fanaovana azy kay azafady ? tsy voatery tourte lorr... tohiny
booboo ( 07/12/2006 21:12)
Ora
Sao afaka hatsaraina/ovaina/sns..., azafady indrindra, ny ora ao @ hafatra ? :°) Ohatra hoe atao ora any M/car. Misaotra mialoha ô ... tohiny
novalian'i booboo ny 08/12/2006 09:26
booboo ( 30/11/2006 20:50)
Molia -mpihira Mondésir
Mitady ny tonon'ity hira ity ange azafady indrindra ô : lohatitre : molia mpihira : Mondésir (hihihihi) misy hoe any @ réf : (...)tsy tantiko tena tsy liniko mipolia iha mba ho fihiniko chÃ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:18
booboo ( 14/11/2006 19:33)
Mitady oul mipetraka any Pau
Mba te hifampiresaka @ namana mipetraka any na manodidina an'i Pau zà ô ! Raha misy ao Oloron-Sainte-Marie dia vao maika tsara beeeeee mihitsy :D :)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/11/2006 05:49
booboo ( 11/11/2006 19:11)
Misaotra anao zahay
Mitady ny tonon'ity hira ity zà azafady ô. " Misaotra anao zahay " an'i Ndriana Ramamonjy. Misy hoe : inona ary no havaliko, noho ireo soa zay ...???? :°) Efa nitady tao @ tononkira kounkou f... tohiny
novalian'i booboo ny 12/11/2006 19:04
booboo ( 21/10/2006 12:12)
koba
Te-hihinana koba mafy zà zany. Misaotra mialoha ho an'izay afaka manoro recettes : mofo katsaka (koba hono io ouz bebenay :?:), ilay misy akondro sy potika voanjo ...rehefa koba fotsiny e :°). ... tohiny
novalian'i andry08 ny 11/11/2006 12:20
booboo ( 09/10/2006 11:18)
Mitady namana scout (Paris)
Aia aby ny scouts taloha mipetraka ao Paris ô ? Ndao hiverina hanao scout indray(na finona inona tsy olana zany), hanao Responsable no tena marina kokoa :°)ao @ zareo Tily ao Paris. Ny ataon'i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/10/2006 18:57
booboo ( 20/09/2006 11:26)
angoisse, anxiété ?
Misaotra mialoha ho an'izay afaka manazava ny maha-samy hafa an'ireto. Dia akory fitrangan-dreo sy ny fomba fiadiana aminy ? Ay, dia ny mahatonga an-dreo ? ... tohiny
booboo ( 20/09/2006 09:00)
anniversaire
Zoyeuh zaaaaniverseeeeera Majakely :-*:-*:-*:-* Mirary soa indrindra dia hifanantitra amin'ny zanaka aman-jafy eeeeeeee. Manaova fety sambatra sy finaritra ô :-*:-*:-*... tohiny
novalian'i tsingy ny 20/09/2006 19:27
booboo ( 12/09/2006 16:21)
Lova
Isaorana mialoha zay afaka manorotoro ny tena tokony ho fandehan-draha. Tsy mihatra amiko ilay olana fa fahitako sy fahenoko matetika ilay hoe miady lova :^). Toy izao no mitranga ( any M/car no m... tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2006 20:42
booboo ( 11/09/2006 12:41)
takelan-tsokoto :)
http://tily.paris.fr fantatro hoe maromaro tsika mpi-tanana havia na tranainy na mbola ao anatiny no ato @ serasera, dia hitako dia zaraiko :wink:. Tanana havia aby :D... tohiny
novalian'i bimanoa ny 12/09/2006 04:55
booboo ( 25/08/2006 16:22)
Raha hifandao
Sao misy mahay ilay andininy faha 3 mba alefaso eto azafady fa tsy tadidiko intsony: 1-Raha hifandao isika izao Moa ve ho kivy fo Oh, sanatria fa handrandrao Ny mbola hihaona soa Mandra-pihao... tohiny
novalian'i mimich ny 12/09/2006 11:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0359