Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i booboo, milahatra araka ny daty
booboo
(
27/04/2008 17:30)
" spam " @ finday (frantsa)
Sao mba misy mahafantatra kay, azafady, ny tokony hatao tsy hahazoana hafatra intsony @ tél. portable avy @ ity numéro ity : 20270 ?
Asainy miantso numero 0899machintruc izay fa tsy niantso zà ...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/05/2008 10:57
booboo
(
01/04/2008 10:29)
blagy nahitsy
http://fautrigoler.free.fr/html/la_drague.html...
tohiny
novalian'i kiadi ny 02/04/2008 12:05
booboo
(
12/03/2008 18:32)
te hihinana...
inona no motika tianao hoanina zao ?
nenà kebab feno mayo sy frites feno mayo ! rhôôôôôôôôôôôô :miam::miam::miam::miam:
( aaa tsy manaizana zà kah :-D:-D:-D:-D )...
tohiny
novalian'i pissoa ny 17/03/2008 16:50
booboo
(
11/01/2008 10:54)
Perline Razafiarisoa
hay ve efa lasana vao haingana koa i Perline Razafiarisoa e ? Ilay ramatoa mpihira @ Tarika Ramilison Be Sigara - isan'ny mpanao Hira Gasy malaza - izany ho an'izay tsy mahafantatra :°)
http://www...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 18/01/2008 05:04
booboo
(
27/12/2007 14:45)
ravintsara
'kory aby,
Mitady infos momba ny ravintsara azafady indrindra @ zay manana : fomba fambolena azy, fotoana hambolena azy, fikarakarana azy sns.
Misaotra mialoha ô ...
tohiny
novalian'i booboo ny 27/12/2007 20:18
booboo
(
25/11/2007 07:41)
soirée Namana serasera ( Paris )
Alohan'ny hamonjena fandriana dia tsy mety raha tsy manoratra kely :
- Faly nifanabe maso t@ zay hita tany : reo zay efa fahita t@ fihaonana taloha, reo zay vao sambany hitako tarehy. Boooobaka bee...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2007 21:39
booboo
(
02/11/2007 11:03)
dinika taloha
Hono ho'aho ? zay dinika efa tsy mipoitra intsony ve dia tsisy fika intsony ny hahitana azy ?...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 09/11/2007 13:16
booboo
(
18/10/2007 09:26)
" tsotra "
Nareo ve mba tsotra ? @ lafiny inona lé maha-tsotra anareo ?
Namaky ny " momba²fanampiny " an'ny namana zà teo dia hitako foana io teny iraika io.
Aza menatra mijoro vavolombelona, kony a ? ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 29/10/2007 06:41
booboo
(
03/09/2007 16:20)
coupe du monde rugby 2007
ho an'izay mpankafy sy mpanaraka ringbiii o !
Iza no ekipa halainareo @ ity ? dia raha @ lalao voalohany frantsa vs argentine dia iza ?
zà maka frantsa hu hu hu
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/09/2007 12:09
booboo
(
28/07/2007 17:10)
Jamborée 2007
Antson'ny fo ho an'zay scout eeeeeeee :°).
Arabaina aby klou nahatratra ny Asaramanitra faha-100 taona n'ny scoutisme.
Dia aza hadino ny manavao fanakena @ [b]1er Août rehefa vao miposaka[/b...
tohiny
novalian'i booboo ny 15/08/2007 19:53
booboo
(
14/07/2007 04:27)
fiahaonana serasera Paris 13/07
Ity ndray ny tatitra ny t@ omaly alina sy ny t@ vao mangiran-dratsy teo :
-nilaaaaaaaaaay beeeeee ny fihaonana
-voky beeeeeeeeeeeeee mihitsy
Rehefa avy teo ny tohiny fa te hatory beeeeeeeeeeee...
tohiny
novalian'i tamberina ny 13/08/2007 18:14
booboo
(
14/06/2007 11:58)
an-tsary
Ary androany mihitsy vao hitako hoe misy an'io kay :°). Milaaaaaaaaaaaaaay beeeeeeeeeee aby ny sary fa misaotra ê ...
Hono ho'aho, tsy afaka asiana commentaires ve izy aby aby ? na commentaires m...
tohiny
novalian'i fasaly ny 18/06/2007 13:03
booboo
(
06/06/2007 21:27)
kaiamba
Inona no hira kaiamba isan'ny tianareo indrindra ? asio patiny kely @ lay tonony tsy matinareo lolo hoe ...
o^oo^oo^o...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2007 21:52
booboo
(
02/05/2007 11:07)
Intoxication alimentaire
Hono ho'aho ?
-fa maninona no misy lasa mivadika mangana ny lokon'ny oul voan'ny toxication alimentaire ? Loza beee ve dikan'izany ? :?
Misaotra indrindra zay afaka mamaly an'io. Efa any @ hopi...
tohiny
novalian'i tolona ny 02/06/2007 20:29
booboo
(
16/04/2007 15:40)
androany ?
Inona no raha nahafinaritra/nahafaly anao androany ?
-zà falifaly androany fa feno zazakely nitsikitsiky tamiko tao @ salle d'attente tany @ doko t@ maraina. :D:D
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/04/2007 19:51
booboo
(
04/04/2007 09:46)
bonbon voanjo
Misaotra mialoha zay afaka manoro fanaovana bonbon voanjo ô
:miam::miam:...
tohiny
novalian'i vale ny 09/04/2007 12:17
booboo
(
30/03/2007 08:09)
"authentification docs." eto frantsa
Misaotra mialoha izay afaka hanoro ny tokony hataoko.
Nametraka taratasin'i mr booboo tany @ Mairie (Sens-Yonne) zaho teo : original n'ny kopia (lava) nahaterahany @ teny frantsay, misy ny sonia s...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/05/2007 20:25
booboo
(
29/03/2007 14:50)
ora...
@ firy zao any aminareo ? ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 10/04/2007 13:10
booboo
(
27/03/2007 19:58)
Ndao mbola hilalao aby aby ô
Efa édition fan'efatra sa fanin-dimy akory aza angamba ity lalao ity fa tsy quoi :°):°).
[u]Tanjona[/u] : mahaforona angano tsika
[u]Zava-kendrena[/u] : -fanarahana fitsipi-dalao :-P...zay kl...
tohiny
novalian'i simplex ny 02/04/2007 12:25
booboo
(
13/03/2007 11:12)
Fihaonam-be Tily sy Mpana aty Erôpa
Efa fanao isa-taona ity raha ity fa @ ity taona hafa kely satria mandia ny faha-100 taona ny skotisma tsika.
[u]Toerana[/u] : St Martin-en-Haut (Lyon)
[u]Daty[/u] : 28 sy 29 aprily
[u]Mpandr...
tohiny
novalian'i ftma ny 19/03/2007 08:04
