androany ?
1. booboo
(
16/04/2007 15:40)
Inona no raha nahafinaritra/nahafaly anao androany ?
-zà falifaly androany fa feno zazakely nitsikitsiky tamiko tao @ salle d'attente tany @ doko t@ maraina. :D:D
-zà falifaly androany fa feno zazakely nitsikitsiky tamiko tao @ salle d'attente tany @ doko t@ maraina. :D:D
novalian'i Fiffi ny 18/04/2007 19:51
2. fasaly
(
16/04/2007 15:55)
ny ahy tsy de nisy nahafaly ahy androany fa tratran'ny maud de tête am hafanàna, ny maso mivonto sy mangdidy tratran'ny polène, ny orona mitsonika sy mievona foana tratran'ny allergie io ihany:x mijaly mitry vao mba tsara ny andro nefa tsy tia andro ratsy ihany koa fa mampalaeloelo zany:?
zà io de ihinana fanafody de hitsotsotra kely de mamaky boky angamba no hampifalifalina tena ato antrano amperahina am hira malagasy:?
zà io de ihinana fanafody de hitsotsotra kely de mamaky boky angamba no hampifalifalina tena ato antrano amperahina am hira malagasy:?
4. majakely
(
16/04/2007 16:04)
za ndray manembonembona zany androany ,,matsiarotsiaro ny akamakamako za de otran mila ts ho zakako zany le alaheloko de nitomany otrin zazakely za nefarany le izy ...de mbola malahelo fona za hatramizao ,,,:cry:de manantena fa rapitso ça ira mieux
5. kally
(
16/04/2007 16:06)
Izaho faly fa nitsiry daholo ny voninkazo nafafiko.
Dia niresaka ela be koa izahay sy zandrinay.
Dia niresaka ela be koa izahay sy zandrinay.
6. fasaly
(
16/04/2007 16:12)
ikaretsaka: palelo be kou nareo any zany an! tsssss mifindrà aty androky e!:wink:
majakely: korazy aky a! fombanjavatra io fa mbola hisava foana reny rahona mandalo ireny e!
kally hummmm! hitako ery indry mitazana azy eo ambaravarakely na mande ao anjaridaina mitsy aza! zà ve ky te hanapaka ahidratsy tsy tafa fa mijaly be am lay allergie, tsy tafa ao anjaridaina ao mitsy aho fa mijaly be:? manidina be ny polène:?:x

7. vale
(
16/04/2007 16:47)
booboo::P zah faly be androany fa nahazo namana vaovao:P:wink:
Inona no raha nahafinaritra/nahafaly anao androany ?
-zà falifaly androany fa feno zazakely nitsikitsiky tamiko tao @ salle d'attente tany @ doko t@ maraina. :D:D
10. kelly13
(
16/04/2007 16:57)
fasaly>lolll, avy foana ny orana taty aminay kou d anisany tsy d nahafaly ahy lotra hahahahaha
11. fasaly
(
16/04/2007 17:22)
8O8Oaza mitantara vilana na angano eo njy fa avy aon aky!8O8O8O:? nefa aty de tena manjeraka njay ny hafanàna:?
13. kelly13
(
16/04/2007 19:27)
avy fona ny orana taty @ sud t@ week end ka, tsy blagy zany anontanio nge fijo e! d androany nafana b nandreraka indray
14. fasaly
(
16/04/2007 19:48)
ié! ny anay kaloi efa ho une semaine zao tsara foana ny anjo fa mafàna be lotra njay tssss:?:x
15. Fiffi
(
16/04/2007 20:05)
hummm......androany ve ? tena mbola lasa heritreritra be tam le annif-ko omaly sady tena mbola mankafia beeeeee hatram-zao ...:)
16. sakaizakely
(
16/04/2007 20:10)
za ndray falifaly androany fa avy niresaka t@ le namako be izay, de nahafinaritra ahy nahita azy mitsikitsiky ery tam webcam, de teo ka teo ka teo.... nandritry ny adin'ny 2. Izy amin'io fitiavana sy rano mangatsiaka d'efa ampy azy;-) Za tsy nahavita nanao sakafo akory ;-)
http://1024.preprod.dailymotion.com/visited/search/fitia%2B%2Bvao%2Bmitsiry/video/xbyge_mahaleo-fitia-vao-mitsiry
De mbola falifaly be koa avy eo fa afaka niresaka t@ zanako fa lasa vakansy any @ bebe sy dadabe, de salama tsara ry zareo sady finaritra koa
De :P:P fona za zany

17. Fiffi
(
16/04/2007 20:33)
de mbola miampy an'le fiarabain'ny namana ao am dinika misy ny annif-ko de humm.......faly ery....:) sy niresaka tam zay namako zay koh......:):-*:-*:-*:-*
18. sakaizakely
(
16/04/2007 20:47)
kelly13> taoko rehefa manjombona iny ny andro dia manjombona koa ny eritreritra, miverina daholo zao alahelo rehetra izao
Mahereza akia a !:-*
Mahereza akia a !:-*
19. ftma
(
16/04/2007 21:41)
Za faly be androany fa nandena togotra tao anaty ranomasina, na dia nangatsiaka kely aza ny ranonahafinaritra ery, sady fasika ilay plage ka vao maika sambatra ny tongotra :wink:
20. xxx
(
17/04/2007 01:47)
za falibe de tena faly be ery misaotra an'atra mitsy androany fa vita androany ny asa nanahirana ahy hatrizay...na de teo aza ny andro ratsy nanerika nangatsikabe nilatsaka la neige taty de nivadika fifaliana foana izany.Misaotra an'i booboo t@ le fametrahana dinika fa nahafinaritra beeee...nafahana nifampizarana hafaliana t@ namana teto @ serasera.
Mankahery an'izay nanana alahelohelo kosa fa mbola hisava foana io rahoana io hoy i fasaly izay.
Mankahery an'izay nanana alahelohelo kosa fa mbola hisava foana io rahoana io hoy i fasaly izay.