androany ?

41. Stretch ( 17/04/2007 18:06)
andray ry andrea , giraaavy be retsy zany ,
tsy havita sambosa tsony zany ndry ko,
aoka ko amzao sady amzay mbô betsakany anjarako,
tsy lany miss olifeuille eo tsony ndry,
:oops:
42. tynah ( 17/04/2007 18:23)
zah androany sy omaly tena sambatra be mintsy no nalahelo be koa fa omaly anniv an'i zandriko lahy d androany anniv an'ilay ol tiako be zay. D ry zareo nanao fety be d zah mihaino am telefonina fotsiny.:oops: mitsiriritra.:(
43. kelly13 ( 17/04/2007 18:23)
androany kosa klou za faly fa sitrana ny zanako (io le nampanjombona ny fiainako t@ week end + andro horera) d efa feno hira² sy fimehezany ny trano :)
44. Fiffi ( 17/04/2007 18:52)
voky sambosa.....:-D:-D:-D
45. Stretch ( 17/04/2007 19:33)
za zany tena farany ze faly fa avy nitelefona an zay cousiniko efa tsy hitako elabe elabe zay.

de ho avy aty amnay hono zareo hanao vôkansy, kay tsisy hafaliana ôtrizany teto antany,

efa tena amantaonany a tsy nifamihana tam fianakaviana sady te hitomany a no te himemé mafy.
nefa ary zany zareo mbola tsy aty akory an !
:D:cry::D(l):D(l):cry::{:D(l):cry::o:o:o:o
46. mbaliana ( 17/04/2007 19:40)
:-D:-D:-D:-D maika zany fa rehefa tonga :-D:-D
47. andry08 ( 17/04/2007 19:44)
:-D
Fiffi:

zah zao tena mbola faly be fa ihinana sambosa androany hariva :-D:-D:-D:-D



mbô meo meo re an!:-D:-D:-D
48. Stretch ( 17/04/2007 19:50)
mbalina> tondé mizara karatra ^^
49. andry08 ( 17/04/2007 19:52)
Fiffi:

voky sambosa.....:-D:-D:-D



miaouwwwwww!:-D:-D:-D
50. sakaizakely ( 17/04/2007 20:56)
Stretch> tongava soa ny vahiny:P

fiffi> za mbola miandry sambosa foana

kelly> arahabaina sitrana soamantsara

tynah> am manaraka indray e !

andrea> aretina itovizana ny antsika. Za koa tsy mahalevonkanina angamba fa miziriziry be ny kiboko :-D:-D:-D nahazo kilao betsaka be
51. Fiffi ( 18/04/2007 06:35)
andry08:
mbô meo meo re an!:-D:-D:-D
hummmm......nisy namako nanomé "machine fanaovana paty tam annif-ko de nazoto be manao sambos sy caca pigeon :) :-*:-*:-* :miam::miam::miam:


52. sakaizakely ( 18/04/2007 10:40)
kk pigeon> dain ! miaraka am voanjo :-D

oay ! tena mampte hilendalenda be

le sambosa, mba te hihinana fa mbola miandry mpampianatra e !:-P
53. karinah ( 18/04/2007 11:39)
:miam::miam::miam:
54. Stretch ( 18/04/2007 11:58)
sakaiza mpampianatra inn aky sambosa ve ?
55. kelly13 ( 18/04/2007 12:06)
le famalonana an'le pate no tena mandreraka amin'ny fanaovana sambos kle! tsy mety tadidy d aleoko manao nem fona fa io sady tsotra no mora :°)

ny nahafaly ahy androany d euhhh tsy nisy nefa koa za tsy malahelo :°)
56. Stretch ( 18/04/2007 12:15)
ho avy hihinana nem any a zany ,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/0084.gif[/IMG]
57. kelly13 ( 18/04/2007 12:16)
za nga ni inviter? :°):°)
58. sakaizakely ( 18/04/2007 12:58)
Stretch> ieeeeeee !
le mpampianatra sambosa no andrasako :D

kelly13 zany sambatra fa mahay manao nehms na izany aza, fa za de zéro manatody. Mihinana fotsn no haiko :lol:

mbo inviter-o enay sy Stretch fa noana e !:-P
59. kelly13 ( 18/04/2007 13:00)
inviter-ko ankia nareo sy stretch refa manao nem za a, ny ataoko ato zao d sandelera (krepy, hihihi) isaky ze mahatsiahy :°)
60. sakaizakely ( 18/04/2007 13:02)
za falifaly androany fa tonga teo le namako nitonga gato ho an'ny ankizy, nefa zareo tsy eo, de nohaniko le izy rehetra :P:P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1196