"menus"

1. booboo ( 26/09/2005 17:39)
Mba teneno oe ny karazana menus fataonareo refa mandray vahiny na refa andro fety ? (raha afaka ampiarahina @ recettes vô maika tsara beeeeeeeeeee :D)

Sôtra ô !
répondu par Nananie le 28/09/2005 15:27
2. xxx ( 26/09/2005 18:10)

=))
=))
=))
=))
=))
:-$
:-$
:-$
:-$
3. adidy ( 26/09/2005 21:20)
arakaraka ilay vahiny: raha revy gasy mahatsiaro ny any an-tanàna ohatra dia composé entrée, avy eo ravintoto sy henakisoa , lasary voatabia, salade de fruit, raha vazavaza dia salade miaraka @ gesier sy foie, dia vorona ny laoka etc...
4. booboo ( 27/09/2005 08:41)
xxx> ndana klou mikaly sô miviakan'ny anohanana eo ! hihihihi
5. Nananie ( 27/09/2005 10:22)
Ny ahy oh atao miaraka @ thème. Raha atao sinoa oh, dia nem sy salade, riz cantonnais sy tsatsou, salade de fruits sns.Raha tavaratra, dia entrée, couscous mouton ...na poulet oh, dia gâteau tavaratra ny dessert sans oublier le thé à la menthe sns. Sady arakarak'ilay invité io. Raha tia mi-découvre ilay olona ka na gasy aza io dia mety faly @ idée anao.
6. booboo ( 27/09/2005 12:07)
ié ny anà koa io no tena fataoko hafa-tsy lé tavaratra mbola tsy nataoko. sôtra t@ lé idée :wink:
7. Nananie ( 28/09/2005 15:27)
Raha le tavaratra no atao, aleo manaraka recette, fa lé eny @ mpivarotra tô bof bof ihany.:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.46