Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i RUZ9, milahatra araka ny daty
RUZ9 ( 26/03/2012 15:58)
DJ BORNE NAMPITARAINA NY MPANOHANA AZY
Nitaraina mafy sy nibabababa ny mpanao politika iray mpanao famakafakana ao @ VIVA fa saika tsy nahitan'ingahy DJ valiny avokoa ny fanontaniana rehetra napetraka taminy. Sahirana mafy ilaikely ary man... tohiny
novalian'i Enry ny 14/04/2012 17:20
RUZ9 ( 11/03/2012 13:03)
MPANAO POLITIKA TSY MAHAVAHA OLANA
tsy mahagaga raha tsy mivaha ny olana misy eto Madagasikara. Ny mpanao politikantsika tsy mahay akory ny atao hoe fitondrana fa mifarana hatreo @ny fahazoana seza ny zavatra rehetra. Resa-besisa no ma... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/03/2012 05:07
RUZ9 ( 11/02/2012 15:41)
MPITONDRA FIVAVAHANA MITSABAKA @ RAHARAHA POLITIKA
Mahavariana ihany ny mahita ny mpitondra fivavahana katolika sasany mitsabaka @ raharaha politika eto Madagasikara, indrindra miandany @ ireo fanetriben'ny firenena. Tsy misy tsy mahalala ny olana mit... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 18/02/2012 14:39
RUZ9 ( 11/02/2012 14:25)
NY BAIBOLY SY NY SIANSA ARY NY FOMBAN-DRAZANA
Te hahalala ny hevitra miafina fonosin'ny baiboly ve ianao? Mifanohitra ve ny baiboly sy ny finoana nentim-paharazana? NY FANAHY NO OLONA Ny Lalan'ny Tody (loi du Karma) Ny fampianaran'i Kristy Lamina... tohiny
novalian'i Miharena ny 21/02/2012 14:52
RUZ9 ( 08/01/2012 11:05)
CAUSE RACIAL, AOKA IZAY
Aoka izay ny fivoizana an'ity Cause Andriana sy tsy Andriana ity fa tsy misy Andriana izany eto. Ny andriana fantatray dia izay nitondra an'ity Firenena ity hatr@ izay ihany, dia RANAVALONA III sy ny ... tohiny
novalian'i nilex ny 09/01/2012 10:21
RUZ9 ( 08/01/2012 10:56)
CAUSE RACIALE; AOKA IZAY
Aoka izay ny fivoizana an'ity Cause Andriana sy tsy Andriana ity fa tsy misy Andriana izany eto. Ny andriana fantatray dia izay nitondra an'ity Firenena ity hatr@ izay ihany. Ny ankoatr'izay, mahalaz... tohiny
ruz9 ( 01/01/2012 12:49)
HILALAO VORO-MATY?
Tsy misy hevitra intsony ny FAT, fmiharihary izao ny atao hoe tany tsy misy fanjakana. Ilay mihambo ho mpitondra mandositra raha misy olana. Ilaikely koa raha mikabary tsy mahalala akory an'izay laza... tohiny
novalian'i galasm ny 04/01/2012 22:27
RUZ9 ( 01/12/2011 11:20)
FITIAVAN-KAVANA SA FITIAVAN-TENA NY AN'NY AV7 ?
Mampihorohoro izaitsizy ny AV7 manoloana ny fodian' Atoa RAVALOMANANA Marc ; malahelo ny havany maty tokoa ve ? Fa iza no namono ? Iza no nitondra azy hatao sorona teny Ambohitsorohitra ? Minia tsy ... tohiny
novalian'i sitlo ny 02/12/2011 13:42
ruz9 ( 27/11/2011 09:03)
TOUTE DECISION PRISE PAR CETTE HAT MENE A SA PERTE
TOUTE DECISION PRISE PAR CETTE HAT MENE A SA PERTE, cette régime putschite dirigée par les pires personnes que MADAGASCAR ( pour ne pas dire le monde) n'a jamais su, ces pillons de l'ombre. A sa tÃ... tohiny
RUZ9 ( 20/05/2011 13:30)
NY FANAHY NO OLONA (FANALAHIDIN'NY FIVAVAHANA)
Samy manana ny heviny ny tsirairay sy ny isam-piangonana raha fivavahana no resahina. Toa tsy hitan'ny tsirairay akory fa lasa ny DOGME no tena zava-dehibe ary ny hahazo olona maro fotsiny no lasa ta... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 22/05/2012 10:55
RUZ9 ( 20/05/2011 13:15)
HO RENDRIKA TSY HO ELA ILAY ANKOALABE
Niandry vasoka herintaona ny mpianatry ny Oniversite fa tsy mahita vahaolana ireo mpibodo fahefana mbola hiandry herintaona koa ve ireo vao ho afaka bacc @ ity taona ity? Raha mbola eo ny FAT dia ts... tohiny
RUZ9 ( 09/05/2011 10:54)
MBOLA MARO NY MPAMPIHOROHORO ANKOATRA AN'INGAHY BEN LADEN
Vaovao mahafaly ny ankamaroan'ny firenena izay tsy mankasitraka ny asa fampihorohoroana ny nahafatesan'ingahy Oussama Ben Laden. Anisan'ny faly @ izany koa isika Malagasy. Mpampihorohoro iray ihany ne... tohiny
novalian'i milamm ny 16/05/2011 18:13
RUZ9 ( 02/05/2011 13:24)
FANAZAVANA ARA-TSIANTIFIKA NY ATAO HOE FANAHY NO OLONA
ianao ve ny hahalala misimisy kokoa mikasika ny ara-panahy? ho hitanao ato ny atao hoe "Ny fanahy no olona" http://cyrius.centerblog.net (VERSION MALAGASY); http://cyrius.over-blog.com (VERSION FRANCA... tohiny
novalian'i bichette ny 09/05/2011 15:20
RUZ9 ( 02/05/2011 13:13)
TIANTSIKA VE NY HIONGANAN'NY FAT SY NY FANJANAHANA? VAHAOLANA IVOAHANA AMIN'NY KRIZY IZANY
Ho lany andro eto iska ary hitombo ny fijaliam-bahoaka raha hanantena ny fifidianan'ny FAT. NY antony 1- Efa dila ny fotoana tokony ho nanatanterahana azy saingy tsy natao satria tsy izany no tanjon'... tohiny
novalian'i papala ny 14/06/2011 13:00
RUZ9 ( 15/04/2011 11:56)
FITAKA SY FANDRIKA NY FANKATOAVAN'NY OIF SY NY COI ARY NY FRANTSAY
Hirehaka indray ny FAT sy ny firongony fa nanaraka ny baikon'i Lafrantsa koa ny COI sy ny OIF; tsy mahagaga izany fa samy tsy misy mikendry ny soa ho an'ity firenena ity ireo. Ho tombontsoa ho an'iza ... tohiny
novalian'i papala ny 14/06/2011 13:08
RUZ9 ( 15/04/2011 11:50)
FANDRIKA NY FANKATOAVAN'NY COI SY NY OIF ARY NY FRANTSAY
Hirehaka indray ny FAT sy ny firongony fa nanaraka ny baikon'i Lafrantsa koa ny COI sy ny OIF; tsy mahagaga izany fa samy tsy misy mikendry ny soa ho an'ity firenena ity ireo. Ho tombontsoa ho an'iza ... tohiny
RUZ9 ( 11/04/2011 12:18)
FANAHY NO OLONA REGLE DE CONDUITES ET VOIE A SUIVR POUR L'EVOLUTION SPIRITUEL
Fantatrao ve ny tena atao hoe NY FANAHY NO OLONA? Araho ato ny fanazavana http://cyrius.centerblog.net Fanazavana ara-tsiantifika no ho hitanao araka ny fahalalan'ny Razantsika ho hitanao ao koa n... tohiny
novalian'i Miharena ny 11/04/2011 15:58
RUZ9 ( 11/04/2011 12:10)
FANESORANA NY FAT EO AMIN'NY TOERANY IHANY NO VAHAOLANA
Resa-poana sy fandrirarirana ny fampanantenana fifidianana ataon'ny FAT, sady tsy missy finiavana hanao fifidianana eto no tsy misy finiavana hamaha ny krizy, ny hijanona ela eo @ fitondrana ihany no ... tohiny
novalian'i milamm ny 14/04/2011 00:03
RUZ9 ( 11/03/2011 09:23)
FEUILLE DE ROUTE (SEZA MORA) DES AFFAMES DE CHAISES
Qui est Leornardo Simao pour nous interdire de renverser une personne que nous n'acceptons pour nous diriger? -Personne sur terre est interdit à étre renversé méme les élus, et surtout le HAT et... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 21/03/2011 10:56
RUZ9 ( 11/03/2011 08:57)
FEUILLE DE ROUTE (SEZA MORA) DES AFFAMES DE CHAISES
Qui est Leornardo Simao pour nous interdire de renverser une personne que nous n'acceptons pour nous diriger? -Personne sur terre est interdit à étre renversé méme les élus, et surtout le HAT et... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121