MPITONDRA FIVAVAHANA MITSABAKA @ RAHARAHA POLITIKA

1. RUZ9 ( 11/02/2012 15:41)
Mahavariana ihany ny mahita ny mpitondra fivavahana katolika sasany mitsabaka @ raharaha politika eto Madagasikara, indrindra miandany @ ireo fanetriben'ny firenena.
Tsy misy tsy mahalala ny olana mitranga ao Vatican ao, fanolanana...(izay hojerentsika etsy ambany)
Malagasy iza no nitsabaka t@ izany raharahan'i Vatican izany?
santionany ireto

1997
Lecture d’une « déclaration de repentance» par la Conférence Épiscopale de France à Drancy le 30.09.1997, concernant l’attitude de l’Église catholique française sous Vichy, son « silence» sur les déportations de juifs, et l’antisémitisme qui a trop longtemps imprégné son enseignement (» la perfidie des juifs, le peuple déicide» ). Sources: « Le Monde» 01/10/97, Documentations Informations Catholiques Internationales.
1998
L’Église catholique reconnaît qu’elle a toujours soutenu le dictateur Pinochet jusqu’au bout : Le cardinal chilien Jorge Medina (préfet de la Congrégation pour le Culte Divin au Vatican) a reconnu que le Saint-siège a effectué des démarches discrètes pour libérer Pinochet alors détenu à Londres. Mgr Fransisco Javier Erra Ruiz, archevéque de Santiago du Chili : « Les arrestations de Pinochet étaient moins choquantes que son arrestation à Londres» . Sources: AFP 29.12.1998, « Libération» 20/21/02/1999 Source

http://histoire-spiritualite-verite.over-blog.com/categorie-11133331.html

Izany koa ve no tianareo hatao eto ?
AFFAIRE de pédophilie (échantillon)

Etats-Unis. Jean-Paul II convoque en 2002 les cardinaux américains, confrontés à des affaires de pédophilie. En 2004, une enquéte recense 4 400 prétres pédophiles et 11 000 enfants abusés entre 1950 et 2002. A Los Angeles en 2007, l'Eglise s'engage à verser 660 millions de dollars à plus de 500 plaignants pour des faits mettant en cause 221 prétres ou employés du clergé californien. Un an plus tard, en visite à Washington, Benoît XVI rencontre pour la première fois un groupe de victimes, originaires de Boston, le diocèse le plus touché par ces affaires.
Homosexualité


Et Dans VSD :

Tout commence au cours de l’année 2010, quand Carmelo Abbate, un journaliste italien du magazine Panorama, publie une enquéte choc, résultat d’une immersion dans le milieu des prétres gays à Rome. « C’est à la faveur d’une rencontre avec une amie qui m’avait informé que beaucoup de prétres gays se retrouvaient dans des clubs et des saunas », explique Abbate. « J’ai donc entrepris cette investigation muni d’une caméra cachée et je me suis vite aperçu de l’ampleur du phénomène. » Résultat : l’enquéte sort dans son magazine à la fin du mois de juillet et provoque un scandale mondial. Réponse des autorités religieuses à propos de l’enquéte : « Ce phénomène existe, oui, mais cela ne concerne qu’une infime partie des religieux. » Ce à quoi Carmelo Abbate rétorque, à l’époque : « Faux, selon mes recherches, 98 % des prétres romains sont gays. » Ambiance…
Source
http://laparousiedejesus.centerblog.net/1054-scandale-au-vatican
http://www.lemonde.fr/societe/article/2010/03/25/le-vatican-face-aux-scandales-de-pedophilie_1324512_3224.html
Izany ve no ohatra omenareo an'ireo mpanara-dia anareo?
TSY MBA HANARA-DIA ANAREO AHO,
iny lalana iny tsy azo aleha, iny lalana iny, ahitana zava-tsy fampiseho masoandro maro, iny lalana iny...
Tsy mandainga ny evanjelin'i Jodasy (évangile de judas) fa sady manao sorona ny olony ireo milaza ho mpianatr'iKristy no mamoafady ny fihetsiny.
Santionany ihany hoy aho ireo.
Na izany aza afaka mifampitarika @ lala-mahitsy isika ohatra ny ato
http://cyrius.unblog.fr
novalian'i RUZ9 ny 18/02/2012 14:39
2. locl ( 11/02/2012 18:05)
Amin'ny maha kristianina catholique ahy dia manaiky io voalazanao io aho, fa indraindray tokoa manko dia ny fahasahian'ny Eglise catholique miditra sy mitsabaka aminy affaire maloto.

Ny foiben'io dia ny avy ao France ihany, ny Eglise ao France manko dia mihevitra azy ho ambony noho ny hafa foana, jereo fa amin'izao izy ireo dia mitondra ny dinika ho amin'ny fanambadian'ny pretra izay efa nazahoan'ny catholique tantara ratsy taminy andron'ny Pape Borgia.

Ny pretra Malagasy izay lazaina eto fa tena mpanara-drenirano ny fomban'ireo pretra Frantsay dia tsy mahagaga raha sahy manohana ny mpamono olona ankehitriny, ny vaha-olana haingana sy mety dia ny fahasahian'ireo ondry milaza ny tsy mety ary manondro ireny Pretra manaonao foana ireny
3. hery ( 13/02/2012 06:13)
Mifangaro be ilay resaka

Inna no tena tianao hahatongavana? Resaka katolika sa resaka fivavahana sy politika?

Raha resaka hoe fivavahana sy politika mantsy dia tsy ny katolika irery no n/miditra. Nisy ny nanohana ary nisy ny mpanohitra. Ka tsy misy idir'ny hoe katolika na tsia. Ny hevitro momba an'io dia mazzava.Olom-pirenena toy ny hafa rehetra koa ny mpivavaka, ka afaka mandray anjara amin'ny zava-misy eoo amin'ny fireneny.Ary raha toa ary ka tsy hiditra amin'ny politika ny fivavahana, dia natao ho an'ny tsy mpino ihany izany ny fitondrana?
4. andrywui ( 14/02/2012 01:43)

hery:

Mifangaro be ilay resaka

Inna no tena tianao hahatongavana? Resaka katolika sa resaka fivavahana sy politika?

Raha resaka hoe fivavahana sy politika mantsy dia tsy ny katolika irery no n/miditra. Nisy ny nanohana ary nisy ny mpanohitra. Ka tsy misy idir'ny hoe katolika na tsia. Ny hevitro momba an'io dia mazzava.Olom-pirenena toy ny hafa rehetra koa ny mpivavaka, ka afaka mandray anjara amin'ny zava-misy eoo amin'ny fireneny.Ary raha toa ary ka tsy hiditra amin'ny politika ny fivavahana, dia natao ho an'ny tsy mpino ihany izany ny fitondrana?

mipapapapa fa votohina ny afero ...
5. andrywui ( 14/02/2012 01:44)
Huhuhuhunnnnn....
6. sitlo ( 17/02/2012 13:07)
7. RUZ9 ( 18/02/2012 14:39)
Hery


Inna no tena tianao hahatongavana? Resaka katolika sa resaka fivavahana sy politika?

VALINY

Tsy mitovy kosa angamba ny hoe mpitondra fivavahana katolika sy ny hoe mpivavaka katolika.

Ny tiana holazaina eto dia ireo mpitondra fivavahana katolika miray tsikombakomba @ FAT @ izao fitondrana ny firenena any an-kady izao.
Natao hisahana ny raharahan'i Vatican sy hitady ny tombontsoany izy ireo ary voaporofo @ ataony rehetra izany, ka tsy tokony hitsabaka @ raharahan'ny firenena hafa indrindra ka miandany.
Tsy rariny ihany koa raha ny mpivavaka mamelona an'iVatican indray no atao sorona ho tombontsoan'ny vitsy an'isa.
Tokony ho modelin'ny mpanaraka azy izany mpitondra fivavahana izany ary tokony hanome lesona tsara, tsy izany nefa no mitranga.

Ny mpivavaka moa valala voatango, tsy hitany izay hatao fa ny hitsikitsika natao hivavahana iretsy farany, hay papango mipaoka ny zanak'akoho.

Ny mpitondra fivavahana mihitsy izao no atao hoe MIHEVITRA AN'ANDRIAMANITRA HO TSY MISY.
Fampahatsiahivana fotsiny angamba fa mpitondra fivavahana katolika no nanao an'izay hahazoan'ny FAT ny fitondrana, nodiana tsy hita ny heloka bevava vitan'izy ireo.

Ny noncen'i Vatican no ambasadaoro voalohany nanolotra ny filohan'ny FAT ny taratasy manendry azy hiasa eto raha tsy mbola manaiky izany firenena hafa tantanin'olon-tsotra, ary nibitaka ery ny anao lahy teny Iavoloha anhita ireo ambasadaoro hafa tonga teny.

Tsotra no amaranako azy, hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha, tsy zava-dehibe @ Vatican sy ny mpitondra fivavahana izay fahamarinana na izay fijaliam-bahoaka.
Mbola resaka tombontsoa manokana sy resaka bizina koa izany ny ao ambadik'izao.
Amboadia mitafy hodi-janak'ondry no miandry ondry, loza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0495