CAUSE RACIALE; AOKA IZAY

1. RUZ9 ( 08/01/2012 10:56)
Aoka izay ny fivoizana an'ity Cause Andriana sy tsy Andriana ity fa tsy misy Andriana izany eto.
Ny andriana fantatray dia izay nitondra an'ity Firenena ity hatr@ izay ihany.

Ny ankoatr'izay, mahalaza zavatra betsaka i Molière raha nilaza fa : "La vertu est le premier titre de noblesse".

Averiko eto koa ny tenin'i Kristy manao hoe "Afaka maorona taranak'i Abrahama avy @ ireto vato ireto ny Raiko" .

NY FANAHY NO OLONA ARY NY FANAHY no fototry ny fahendrena fa tsy ny rà, ny Fanahy no hoenti-mitondra fa tsy ny rà na ny hambom-po diso toerana.

Fanampin'izany; OLO-MARINA no ilaina fa tsy olona mitondra anaran-dray.

Aoka tsy hanao ratsy tarehy mangata-bady ka anaran-dray no enti-mangataka.

VALIO FA HAMALY ANAO AHO
2. AndriambyII ( 08/01/2012 20:29)
Cessons de propager des idées reçues dont les notions sont depassées par les epoques et les generations . Sans l' histoire patrimoniale , il n' y a pas de present ! Et sans notions et connaissance du present , il n' y aura pas d' espoirs pour le futur ! Un peuple sans histoire est un peuple voué a la disparition ! Simple ! Moliere est un c..... de dernier , en faisant de sa propre langue , un outil d' investigation de domination sociologique et autres .
Hajao ny tantaran' ny firenenao raha tianao hanaja anao ny hafa .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1627