HILALAO VORO-MATY?

1. ruz9 ( 01/01/2012 12:49)
Tsy misy hevitra intsony ny FAT, fmiharihary izao ny atao hoe tany tsy misy fanjakana. Ilay mihambo ho mpitondra mandositra raha misy olana.
Ilaikely koa raha mikabary tsy mahalala akory an'izay lazainy fa izay asain'ny manodididna azy tenenina dia teneniny avokoa.
Tsy misy fanjakana eto, mpihambo no nisy ary efa tsy mahita lalan-kombana intsony.
Fanomanana ny fitondrana hajoro manaraka izao no tokony himasoana; ho hitanao ato ny momba izany http://cyrius.unblog.fr
novalian'i galasm ny 04/01/2012 22:27
2. galasm ( 04/01/2012 22:27)
aleo izy hitsipatsikapa tsara ,na mbola misy 1 ans aza tsy blem ,rehefa tsy miverina eo intsony ny tahaka izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2471