Liste des messages
Liste des messages, inserés par RUZ9, par ordre de date
Ruz9
(
24/08/2010 14:07)
MIARO NY VAHOAKA?
Mazoto mitety tany kosa ramatoa ministra a, dia mizarazara zavatra a
Hitondra inona ho an'ny Firenena moa ity fitetezam-paritra ity? Sa @ zay dia hoe tia tanindrazana?
Hahavita inona ho an'ireo olona ...
suite
Ruz9
(
25/07/2010 10:58)
SOLUTION MALGACHO-MALGACHE?
Dinika nasionaly: ilaina ve?
Dinika inona moa no azo eto? olona maneho fotsiny sy milaza ny marina aza samborina; raha tsy hilaza afa-tsy ny HMF sy ny mapanao gazetin'ny Radio fahazavana. Mifanakaiza...
suite
répondu par pikatti le 26/07/2010 18:16
Ruz9
(
14/07/2010 10:21)
MIRAVAKA NY VANGINY
Fitenin'ny ao HAT matetika ny hoe izahay no namono ny voay koa ny hafa no hiravaka ny vanginy? Dia inona izany ilay hoe voay novonoinareo? Ireo maty natao sorona t@27/02/2009, sa ireo olona may tao @...
suite
répondu par wxxx le 14/07/2010 19:18
Ruz9
(
14/07/2010 10:08)
NY VOASORATRA AO @ IZAIA NA ISAIA TOKO FAHA III IZAO MITRANGA ETO @ FIRENENTSIKA IZAO
Tsy hitondra fandrosoana ho antsiuka io fitondrana FAT io, faharavana aza no atahorana raha mbola avela hijanona ela io. Mbola hotanisaina eto ve ny hadalana tsy mitsaha-mitombo ataony? Fiosamborana a...
suite
répondu par ngahypasy le 15/07/2010 04:41
Ruz9
(
30/06/2010 13:34)
MIANDRY NY FJKM SY NY TAFIKA
Miangavy ny FJKM hitarika hetsika hamaranana an'izao fitondrana tsy mahomby izao, ka hampivondrona ny hery politika rehetra na finoana inona na inona; sivily sy miaramila.
Maro amintsika ny mieritrer...
suite
répondu par Noue le 01/07/2010 18:10
Ruz9
(
25/06/2010 06:58)
MBA TONGA SAINA RY FAT AH
Nirodana ilay tsangambaton'ny faha-50 taonan'ny fahaleovantena saika hotokanan'ny PHAT, raha vaoà tsy ela akory izay no nisian'ilay lanonana tsy tomombana teny Andohalo; izay ny fitondrana ihany irer...
suite
répondu par rijadolly le 25/06/2010 15:44
Ruz9
(
18/06/2010 12:43)
TSY AZO EKENA NY HITARIHAN'NY PHAT NY FANKALAZANA NY FAHA-50TAONAN'NY FAHALEOVANTENA
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.»
[ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba
Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanaka...
suite
répondu par koula le 21/06/2010 16:54
Ruz9
(
18/06/2010 06:45)
Tsy rariny raha ny PHAT no hitarika ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny fahaleovantena
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.»
[ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba
Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanakal...
suite
répondu par laza5700 le 20/01/2011 00:35
Ruz9
(
14/06/2010 10:58)
Tsy ekena ny hitarihan'ny filohan'ny HAT ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny fahaleovantena
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.»
[ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba
Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanaka...
suite
répondu par Ruz9 le 16/06/2010 07:04
