MIANDRY NY FJKM SY NY TAFIKA

1. Ruz9 ( 30/06/2010 13:34)
Miangavy ny FJKM hitarika hetsika hamaranana an'izao fitondrana tsy mahomby izao, ka hampivondrona ny hery politika rehetra na finoana inona na inona; sivily sy miaramila.

Maro amintsika ny mieritreritra hoe hiandry fifidianana; ny fifidianana andrasantsika dia tsy hisy, satria tandrametaka avokoa izay rehetra ataon'ity fitondrana ity ka tsy ahavanonana na inona. Terena handeha araka ny mety ho tombontsoan'ny fitondrana avokoa mantsy ny zava-drehetra mba hahalava hatrany ny fitazonana ny fahefana izay tsy mendrika azy akory.

Hita taratra t@ ireny fety ireny fa ny mikarakara lanonana sy famoaham-bola mankany ivelany no talentan' ny PHAT. Madagasikara anefa tsy discothèque. Diso adiresy izy.

Aoka hitsahatra hatreo ny fitondran'ilay nahazo t@ alalan'ny herisetra sy mampanjaka izany eto firenena.

Samia tonga saina; aoka hiady ho an'ny Firenena @ izay fa ampy izay ny fiadiana ho ana mânao politika sy olom-bitsy.

- Entanina manokana ianareo ao tafika; ianareo no nanolotra ny fahefana ho an'olona tsy mendrika izany akory ary tsy miasa ho an'ny tombontsoam-pirenena sy ny tombontsoam-bahoaka.

Ampy izay fanompoana mpanao politika izay; aiza ilay ho an'ny Tanindazana? ny frantsay sy FAT ve no Tanindrazana?

Aza miandry ela, aoka samy handray andraikitra.
novalian'i Noue ny 01/07/2010 18:10
2. terrywui ( 30/06/2010 13:55)
io ndray le fiangonana ampanaovina politika !!...

efa hoe aleo ny vavaka any ampiangonana de ny politika eny ankianja de mbola atao foana !!! zay ane no mahatonga anle goagoaka fahatany e!...tsy azo tenenennn mitsy reto !! amporisiho ndray ny vahoakan'Andriamanitra hivoaka ny vala sy hanota eny ankianja eny sssshhhh!!....tena demony rangah ireto GTT sy TIM and Co reto fa zay ah vo mino ah hin hon hin hon hin hon hin hon
3. Noue ( 30/06/2010 14:04)


....tena demony rangah ireto GTT sy TIM and Co reto fa zay ah vo mino ah hin hon hin hon hin hon hin hon
demony ahoana zany ry wiwi aa ??? tsy ny faty manao DICTATURE ve no tena demony ee ?? ary avelao ny olona manaraka ny ara-dalana hilaza ny heviny fa tsy ho bafouéna indray akory ny liberté d'expression tahaka ny ataon'ny FATY aaa !!!!!!!!!!
4. gassmilay ( 30/06/2010 14:55)

Aza miandry ela, aoka samy handray andraikitra.
MISAOTRA FA DIA SAMY MITONDRA NY ANJARA BIRIKINY AVY ISIKA REHETRA HANOHERANA TSY MISY FEPETRA NY DIDY JADONA? MIJALY NY VAHOAKA MALAGASY
5. zigzag ( 30/06/2010 21:50)
i wiwiwiwiwi mbola asiko tsipopoaka ny lavabodiny ato ato f"aza maika nareo!! hiporitsaka mbamin'ny TSINAINY daolo !!hahahahahahahaha!!
manana ny fotoanany ny zavadrehetra é! TSY HOE refa mangina d........adalabé ooooo!!
6. bazylou ( 01/07/2010 06:21)
tarito mba hoasinay e,, rhefa raisina amin'ny sotro kely ve ry pasitera tsy hohita eo ihany leaza. looll
7. bekiraro ( 01/07/2010 11:51)
Mivoaha tao koa ialahy ry bazilou fa tsy be resaka eo e, misitribelona daholo ny fozatay vao mahita bandy sahy manohitra, pelaka mianakavy tony , i terrivdy manaomé bizoroka an'i bazylooouu,aza mba fozatay ihany
aiza ialahy fa aza be taraina ao @ Rahery ao e, mivoaha tao ialahy raha lehilahy
8. terrywui ( 01/07/2010 14:37)
efa ireto zahay mtsamy ka aoana e? misy tsy metimety angah amlah rapika sa mitady innn ndray ? mbola ts fay anlah le nisitrika tao ambany dabilio tary St Ouen ?
9. Noue ( 01/07/2010 18:10)
Ruz9

ho avy tsy ho ela io eee ! hisy ho kila indray zany kooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1484