Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bita, milahatra araka ny daty
Bita
(
03/07/2007 17:43)
Black jack's (izao isika izao rehefa any aoriana e!)
Raha mba misy mahay ny toniny ity rey olona dia mba alefaso azafady. Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i RyAnona ny 23/07/2007 13:10
Bita
(
03/07/2007 17:14)
Iza no nahalafo farany?
Indray andro samy nandeha nankany an-tsena handeha hivarotra ny entany ireto tantsaha 2 ireto. Dia samy nanoko ny entany avy. Ny iray akondro @ toko ny amidiny ary ny iray mofo akondro mbola vao endas...
tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 20:27
Bita
(
26/06/2007 17:30)
Antsy ve sa? (Akoho taman-trano)
Dia hotohizako i ndray ny tantaran'i Durand: (sady tena marina ity an: tany Nosy-be Hellville no nitranga anontanio ny olona any raha tsy mahatoky ianareo) Nanana akoho efa taman-trano ireto mivady ir...
tohiny
novalian'i sympa ny 27/06/2007 16:32
Bita
(
21/06/2007 16:58)
Boule de petang
Efa maro aminareo ny mahalala ity tantara ity nefa tsy maninona fa tanataraiko ihany:
Nisy 3 lahy samy hafa firazanana nalaina hanaovana fitsapana (asa na psyc na concentr na ......) Nohidiana tao an...
tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 20:36
Bita
(
19/06/2007 17:05)
Inona ary izany?
Tonga ny tiako dia adinoko ianao?...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 18:20
Bita
(
17/06/2007 09:01)
Chauffeur mora tezitra
Ahoana ianareo rehefa mitondra fiara mora tezitra ve ianareo? Izaho tena tsy tia miaraka @ mpitondra fiara mora tezitra mihitsy. Matetika dia ohatra hoe: maika izy kanefa emboutaillage, na ohatra hoe...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 08/07/2007 10:18
Bita
(
16/06/2007 23:24)
midina faingana ianao ry anaka!
Nisy zazakely (7 taona) hitan'ilay Mompera nianika hazo. Rehefa nijery teny ambony ilay Mompera dia hoy izy t@ ilay zaza. Midina haingana ianao ry anaka. Ity ny vola 300 Ariary, mandehana mividy culot...
tohiny
novalian'i sympa ny 18/06/2007 14:46
Bita
(
14/06/2007 17:52)
Tsy ny menarana ihany no fetsy fa rehefa bibilava?
Tany @ tany feno bibilava no mipetraka ireto fianakaviana kely ary vao avy niteraka tsy ela ilay ramatoa. Rehefa @ alina dia tonga ilay bibilava iray mandeha minono @ ilay ramatoa ary rehefa mitomany ...
tohiny
novalian'i Bita ny 19/06/2007 17:13
Bita
(
05/06/2007 17:51)
Alohako ny fofony
Tsy voatery hampihomehy foana an!
Isaky ny hariva dia mankeo @ ilay mpivarotra masikita foana ity rangahy mahantra mihinana ny mofomainany. Tsy miteny na inona na inona izy na mangataka fa mihinansa ...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 07/06/2007 07:56
Bita
(
31/05/2007 17:32)
Zaho moa tsa mba niteniteny koa
Ireo vazaha ireo dia nisambotra mihitsy fahiny ary hazainy mihitsy ny olona. Ireto Antemoro telo lahy ireto dia nisitrika tany anaty ala tany. Kanefa ny vazaha fetsy fa rehefa miditra anaty ala izy di...
tohiny
novalian'i Bita ny 05/06/2007 17:01
Bita
(
29/05/2007 17:02)
Dia tena tsy miteny ratsy ve ireny Pastera ireny?
Indray andro hono nalefan'ny ray aman-dreniny handeha hamonjy fetim-piangonana tao Ambohimanarina ny zanany 2 vavy zanaka Pastera avy any (Ambodimita). Alohany handehanan'izy 2 vavy tany dia nafarapar...
tohiny
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:37
Bita
(
20/05/2007 08:47)
Hilalao isika. DOKAM-BAROTRA
Dokam-barotra oh avy ny Radio Madagasikara.
Oh:
MADIO O.........mitolona @ LOTO O!
Oh: Bonbon Pecto .......chocolat au lait..........asa re.
Tohizo ary lay izy dia mazotoa:-P:-P:-P:-P:-P:-P...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2007 19:03
Bita
(
20/05/2007 08:34)
Feo mamantonalina
Mba mangataka ity hiram-pivavahana ity raha mba misy mahay: misy hoe:
Feo mamantonalina renao? renao ve rena ve?
Sambatra) ny marina, raha mandre raha mandre raha mandre....
Indro tamy ny mpampaka...
tohiny
novalian'i leva2 ny 06/10/2016 18:33
Bita
(
17/05/2007 14:57)
Baka "flesy" fitifiram-borona
Nisy ingahy izay, tsy miala anaty paosiny mihintsy ilay flesy. Saingy ny nahavariana olona tsy mitondra haza miverina any an-trano izy rehefa miverina avy anaty ala any. Indray andro nodinihin'ilay ve...
tohiny
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:45
Bita
(
12/05/2007 09:18)
Blondine 2 vavy
Mba efa fantatrareo hoe fa ireny blondine ireny anie ka dondrona. Izaho aloha tsy mahafantatra fa ity misy an'isany.
Indray andro nifanena teo @ fiandrasana bus ireto blondine 2 vavy. Dia hoy ilay ir...
tohiny
novalian'i Bita ny 17/05/2007 14:39
Bita
(
10/05/2007 18:39)
Blague: machine a lavé
Nisy mpivady nifanaraka fa tsy hatao fantan'ireo zanany rehefa hifankatia izy roa ka natao hoe machine lave no resahina rehefa te.........(l). Dia indray atoandro tena te ... be ilay rangahy dia nirah...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 12/05/2007 02:56
Bita
(
17/04/2007 17:38)
Viavy rozy sa raozy
Tsotra nefa tsy haiko ity hira ity ka mba mangataka tonony e!: Misy hoe: viavy raozy e!, viavy tsara ....tsy ambelako...... Dia misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 20:55
Bita
(
16/04/2007 10:26)
Mety ho fantatrao ny atao:
Mino aho fa ato @ ity pejy ity no azahoako mametraka ireto fanontaniana ireto ary maniry valiny mahafa-po raha tsy ato @ ity pejy ity dia lazao hoe aiza no tokony asiana azy? Inona avy no ilaina raha ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 18:54
Bita
(
09/04/2007 09:29)
Soava dia
Mino aho fa nandalo Paska sambatra isika rehetra fa izaho mbola mamerina ny fangatahako indray ilay hira hoe: Tratrin'ny tsy nampoizin'ety izaho ro.........
Mitsodrano anao zaho..... Ahita any izay a...
tohiny
novalian'i Bita ny 17/04/2007 17:31
Bita
(
07/04/2007 11:11)
Ho meva sy mandrora mitsilany izay hiran'i Mily Clement
no mbba hangatahiko indray raha mba misy any ho any: :-*...
tohiny
novalian'i Bita ny 23/04/2007 09:16
