Feo mamantonalina
1. Bita
(
20/05/2007 08:34)
Mba mangataka ity hiram-pivavahana ity raha mba misy mahay: misy hoe:
Feo mamantonalina renao? renao ve rena ve?
Sambatra) ny marina, raha mandre raha mandre raha mandre....
Indro tamy ny mpampakatra (ka tsenao)
Mifohaza mba hiakatra ianao
Andrandrao ny masonao
Ka ny Tompo no derao
Hosana hosana hosana
Misaotra mialoha manohy azy e.
Feo mamantonalina renao? renao ve rena ve?
Sambatra) ny marina, raha mandre raha mandre raha mandre....
Indro tamy ny mpampakatra (ka tsenao)
Mifohaza mba hiakatra ianao
Andrandrao ny masonao
Ka ny Tompo no derao
Hosana hosana hosana
Misaotra mialoha manohy azy e.
novalian'i leva2 ny 06/10/2016 18:33
2. niryna
(
20/05/2007 19:52)
[quote=Bita]
Feo mamantonalina renao? renao ve? renao ve?
Sambatra ny marina, raha mandre, raha mandre, raha mandre....
Indro tamy ny mpampakatra (ka tsenao)
Mifohaza mba hiakatra ianao
Andrandrao ny masonao
Ka ny Tompo no derao
Hosana ..hosana.. hosana!
O ry reraka ao am-po mijoro,mijoro,mijoro.
Na dia mafy ny manjo mazoto,mazoto,mazoto.
Indro tamy ny mpampakatra(ka tsenao)
Mifohaza mba hiakatra ianao
Andrandrao ny masonao
ka ny Tompo no derao
Hosana,hosana,hosana
Mazotoa e
(l)niryna
Feo mamantonalina renao? renao ve? renao ve?
Sambatra ny marina, raha mandre, raha mandre, raha mandre....
Indro tamy ny mpampakatra (ka tsenao)
Mifohaza mba hiakatra ianao
Andrandrao ny masonao
Ka ny Tompo no derao
Hosana ..hosana.. hosana!
O ry reraka ao am-po mijoro,mijoro,mijoro.
Na dia mafy ny manjo mazoto,mazoto,mazoto.
Indro tamy ny mpampakatra(ka tsenao)
Mifohaza mba hiakatra ianao
Andrandrao ny masonao
ka ny Tompo no derao
Hosana,hosana,hosana
Mazotoa e
(l)niryna
3. malalatinasoa
(
21/05/2007 07:31)
Tohiny
O avia maranhata Jeso tia, (Jeso tia),
Jeso tia, Jeso tia
O ry foko miandrandra matokia
Matokia matokia
Indro tamy ny mpampakatra... sns
Mazotoa mihira
O avia maranhata Jeso tia, (Jeso tia),
Jeso tia, Jeso tia
O ry foko miandrandra matokia
Matokia matokia
Indro tamy ny mpampakatra... sns
Mazotoa mihira
4. Bita
(
21/05/2007 12:29)
Misaotra anareo 2 namaly ny fangatahako. Dia hazoto tokoa aho hihira azy fa mahatsiaro fandaharana ao @ RNM aho izao. Dia mirary soa ho anareo koa.:-*
5. niryna
(
23/05/2007 05:02)
malalatinasoa:
Tohiny
O avia maranhata Jeso tia, (Jeso tia),
Jeso tia, Jeso tia
O ry foko miandrandra matokia
Matokia matokia
Indro tamy ny mpampakatra... sns
Mazotoa mihira
malala a izaho mbola tsy nahatsiaro nihira an'io:D o^o,izao aho vao anandrana.;-)
6. tyda
(
29/04/2014 10:04)
1 - Feo mamatonalina, renao ve?
sambatra ny malina raha mandre
indry tamy ny mpampakatra ka tsenao
mifohaza fa hiakatra ianao.
2 - o! ry reraka ao am-po, mihainoa
na dia mafy ny manjo, mijoroa
indry tamy ny mpampakatra ka tsenao
mifohaza fa hiakatra ianao.
3 - Mikaela Andriandehibe Arona
Amim-pahoriam-be hatrizao
indry tamy ny mpampakatra ka tsenao
mifohaza fa hiakatra ianao.
4- ô ! avia maranathà ! Jeso tia.
ô ry foko miandrandrà, matokia.
indry tamy ny mpampakatra ka tsenao
mifohaza fa hiakatra ianao.
(feo mamatonalina - Antoko Mpihira Ny Feo Mamatonalina - Raterarivelo)
ao anatin'ny fankalazana ny 65 taona nisiny ry zareo amin'izao fotoana izao. Araho ny tohiny...
sambatra ny malina raha mandre
indry tamy ny mpampakatra ka tsenao
mifohaza fa hiakatra ianao.
2 - o! ry reraka ao am-po, mihainoa
na dia mafy ny manjo, mijoroa
indry tamy ny mpampakatra ka tsenao
mifohaza fa hiakatra ianao.
3 - Mikaela Andriandehibe Arona
Amim-pahoriam-be hatrizao
indry tamy ny mpampakatra ka tsenao
mifohaza fa hiakatra ianao.
4- ô ! avia maranathà ! Jeso tia.
ô ry foko miandrandrà, matokia.
indry tamy ny mpampakatra ka tsenao
mifohaza fa hiakatra ianao.
(feo mamatonalina - Antoko Mpihira Ny Feo Mamatonalina - Raterarivelo)
ao anatin'ny fankalazana ny 65 taona nisiny ry zareo amin'izao fotoana izao. Araho ny tohiny...
7. Rianaah
(
10/02/2015 09:32)
Faly miarahaba anareo @ anaran'i Jesosy Kristy Tompo, mba mangatak an le tononkira NY HOLATRAO an'ny Feo Mamantonalina azafady, misaotra indrindra tompoko
8. leva2
(
06/10/2016 18:33)
Manaona daholo !
Feo mamatonalina - karaoke (youtube)
https://youtu.be/Jt1laRbhBsI
Mirary soa tahin Jesosy Tompo daholo
Feo mamatonalina - karaoke (youtube)
https://youtu.be/Jt1laRbhBsI
Mirary soa tahin Jesosy Tompo daholo
