Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bita, milahatra araka ny daty
Bita ( 05/09/2008 14:26)
Tenim-pirenena hafa (langue etrangère)
Nisy vahiny anglisy hono nandaalo teo Anosy ary nibolisatra ka latsaka tao anatin'ny ranon'Anosy. Niantso vonjy hono izy (Help, helpme please. Help......) Dia nandalo hono ity bandy iray sady namaly ... tohiny
novalian'i simplex ny 06/09/2008 13:54
Bita ( 21/08/2008 11:07)
Ankamatatra momba ny vary ihany
Raha tsy tianao hitambatra (madity ny vary) rehefa mahandro azy dia ataonao ahoana ny mahandro azy?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/08/2008 03:43
Bita ( 16/08/2008 14:23)
Tanilanila
_Mba mangataka ny tonon'io hira io raha mba misy manana: Tanilanilan'ilay masoandro moa sa ahona fa ny feony tena tiako E! ... tohiny
novalian'i cutie ny 16/08/2008 14:52
Bita ( 16/08/2008 14:16)
Michael Jackson
Nahoana ary Michael no nandeha namoha varavarana? Adikao @ teny frantsay io dia mora aminareo ny valiny saingy mety @ teny gasy koa...... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:13
Bita ( 21/07/2008 17:55)
SMS (message}
Nandeha nanao mission lavitra hono ity rangahy manambady iray. Ary tonga tany izy dia nahazo sms t@ vadiny hoe: "AZA ADINO FA MANAMBADY IANAO AN!" Dia hoy ny navaliny hoe: "TONGA TARA LOATRA ILAY MESS... tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:20
Bita ( 22/02/2008 09:35)
Mpianatra mahay
Avy any am-pianarana i Lita dia hoy izy t@ Ray aman-dreniny nitantara:Izaho aloha tsy mahatoky ny madamanay intsony mihitsy. [u]RaD[/u]: Fa maninona ry Lita? [u]Lita[/u]: Afakòmaly izy nampiana... tohiny
Bita ( 21/02/2008 10:43)
Tomates hollandaise
Handeha hividy Tomate (Voatabia) ity Ramatoa iray ka nitsofoka t@ mpivarotra anana sy fivarotana manokana an'ireo fihinam-boa. [u]Mpividy[/u]: Mba hanaovy tomates 1 kg ange zaho Ramose? [u]Mpiva... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 23/02/2008 12:34
Bita ( 28/10/2007 07:44)
Aoira - Rossy
Raha mba misy manana ny hiran'i Rossy AOIRA. Misaota mialoha. ... tohiny
novalian'i Bita ny 31/10/2007 17:01
Bita ( 28/10/2007 01:38)
Volo na randrana na faneva no hanavakavahana ny olona
Nisy 2 lahy niara nianatra hono. Ny iray tso-bolo be ary ny iray tena ngita bron (afro)...... Rehefa miady izy 2 lahy dia ny volon-dry zareo no fatao resaka hifanaratsiana. Indray andro ary dia avy be... tohiny
novalian'i RyAnona ny 08/11/2007 07:34
Bita ( 14/10/2007 23:38)
Pretra vazaha miteny gasy
Nisy mompera efa nipetraka ela teto Madagasikara ary efa nahay niteny gasy tsara saingy noho ny maha mopera azy dia tsy mba nianatra ireny teny ratsy ireny izy ary tsy nahay na teny maloto iray aza. N... tohiny
novalian'i mbaliana ny 15/10/2007 19:18
Bita ( 30/09/2007 06:58)
Fanovana anarana
Any @ tany tsinatsinana any ny olona taloha tsy nahalala ny dikan'ny anarana fa nanome anaranarana teny fotsiny ny RaD saingy efa taty aoriana be vao fantatr'ireo taranaka hoe inona no dikan'ny anarak... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/10/2007 14:24
Bita ( 16/09/2007 16:46)
Misy hoe... "Bibiango"
Nalaza ity hira ity fahiny misy .....Bibiango, a Ngôma aho hoe, ngôma aho hoe ngôma hoe..... Mba mila ny fiaraha miasantsika indray ary misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i menalamba ny 16/09/2007 21:18
Bita ( 09/09/2007 07:38)
Mba mitady adiresy Malagasy na vazaha any Perpignan France
Mba mila vonjy raha misy manana adiresin'olona (tel) any Perpigna fa tena vonjy maika: 004916097075676 na dia SMS aza dia misaotra anareo indrindra... tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2007 01:28
Bita ( 09/09/2007 07:26)
Mba mitady adiresy Malagasy na vazaha any Perpignan France
Mba mangataka raha misy manana havana na olona fantatra any Perpignan adiresy re tompoko (vonjy aina) ity ny tel: 004916097075656 mba alefaso sms na antsoy aho. Misaotra anareo indrindra tompoko... tohiny
novalian'i RyAnona ny 11/09/2007 17:24
Bita ( 09/09/2007 07:24)
Mba mitady adiresy Malagasy na vazaha any Perpignan France
Mba misy manana adiresin'olona any Perpignan ve @ nareo? Tena ilaina maika be (vonjy aina) ity ny Nr telefonako: 004916097075656 mba andefaso sms na antsoy azafady raha azo atao. Misaotra indrindra an... tohiny
novalian'i peta123 ny 11/01/2008 09:28
Bita ( 09/09/2007 07:20)
Mba mitady adiresy Malagasy any Perpignan France
Mba misy manana adiresin'olona Gasy any Perpignan Frantsa ve aminareo. Tena maika be mihitsy tompoko. Mba alefaso SMS raha azo atao fa tena maika be tokoa (aina) 004916097075676. Misaotra mialoha ind... tohiny
novalian'i booboo ny 09/09/2007 08:06
Bita ( 09/09/2007 00:17)
Fifidianana
Nisy Raim-pianakaviana nilatsaka hanao depute. Dia hoy ny zanany lahy kely: Papa a! aza milatsaka sao izahay tsy manana Papa intsony satria ho lanin'olona maro be anyianao:P:P:P:P Ahoana hoy ianareo ... tohiny
novalian'i tahiana ny 09/09/2007 13:59
Bita ( 08/09/2007 11:44)
Hianatra solfa ve nareo?
Nisy mpivady mba nianatra solfa. Dia efa nahay tsara ireto mpisipa ireto dia nampiantra ny zavatra niarana. Dia hoy ilay bandy t@ ilay sipany: FA MI LA RE. Dia hoy ilay sipa namaly azy: RE FA MI DO D... tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2007 00:12
Bita ( 02/09/2007 08:58)
Tononkira noforonin'i Besa momba ny tolompiavotana
Sao mba misy mahatadidy ireto tononkira momba ny tolompiavotana ireto azafady: 1) Dia hanao akory ny manaraka a!(2x) 2) Malagasy vahoaka mandresy e mafy be, mafy be Ireo aloha fa maniry aho fa ... tohiny
Bita ( 25/08/2007 08:45)
Androy tane mileve-drano (Vaovy)
Akory aby antsika, Mba hangataka ity hiran'i Voavy ity raha mba misy mahay: Androy tany milevin-drano -"- -"- -"-????? Namboariny toha-drano Tenamiala tsiny fa n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0276