Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bita, milahatra araka ny daty
Bita
(
18/12/2008 14:31)
15 % ny lehilahy
Ny 15 %n' ny lehilahy erantany milaza fa fohy loatra hono ny balitany ary ny 85 % milaza fa ny regle nandrefesana azy no tsy ampy....
tohiny
novalian'i Koditra ny 26/12/2008 18:46
Bita
(
05/12/2008 08:46)
Ny ranomasina
Mba mangataka ny tonon'ilay Ny ranomasinan t@ Jeux des iles raha mba misy afaka manome dia misaotra indrindra mialoha....
tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 10:05
Bita
(
02/12/2008 12:33)
Boloky miteny
Nisy Boloky efa mahay zavatra maro ankoatry ny miteny nanan'ireto mpivady ireto. Ny tena hainy dia ny mitelefona satria matetika asaindry zareo miantso ny iray @ izy mivady rehefa misy olana.
Indray...
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/12/2008 12:29
Bita
(
09/11/2008 10:53)
Nahoana ary aho nampianarinareo niteny?
Miresaka @ namany i Soa: mba mahagaga mihitsy ireo Ray aman-dreniko ireo, nampianarin-dry zareo niteny foana aho t@ taloha dia izao aho mahay miteny dia hoy ry zareo matetika "MANGINA" ka naninona ary...
tohiny
novalian'i fero ny 11/11/2008 10:43
Bita
(
01/11/2008 08:56)
Tany @ lamerie
Nisy bandy kely 2 nahita olona handeha hatao mariazy dia hoy ilay iray handao hanihaniantsika ireo mpanambady ireo!
Atao ahoana hoy ilay iray? Alohan'ny hidiran-dry zareo dia mihazakazaka avy aoriana...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 02/11/2008 12:02
Bita
(
27/10/2008 14:25)
Malagasy any Tcheque
Nisokatra ny fikambanana Malagasy any Tcheque ka izay rehetra te hiditra ho mpikambana dia mahazo miditra daholo. Ka dia mba mandraisa anjara fa ny mita be tsy lanin'ny mamba e!
Mifampizara soa sy ny...
tohiny
novalian'i tolipy ny 14/02/2009 18:54
Bita
(
27/10/2008 14:14)
Iza @ ireo vehivavy mihinana glasay ary no manambady?
Nanontany ireo mpianany hono ity mpampianatra iray hoe. nisy vorona 3 teo ambony fil ary notofirin'ilay bandy kely t@ flesy ny iray ary dia maty firy sisa tavela teo ambony fil?
Dia samy namaly hoe 2...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 22/12/2008 13:13
Bita
(
22/10/2008 08:52)
Fanadinana sarotra
Nisy mpianatra 4 tena nahay tao @ ity lakilasy iray ity tao Antananarivo ary izay fanadinana nipoitra dia 20/20 foana no azon-dry zareo. Tsy nifangala tahaka ry zareo akory fa tena nahay mihitsy. Hana...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/11/2008 17:28
Bita
(
20/10/2008 08:19)
sakafo maraina
Nisy Rangahy iray nikômandy sakafo maraina tao @ restaurant iray: Ireto avy no nokômandiny: Mba hanaovy Atody 2 azafady, ny 1 nandrahoana mafy ary ny iray manta miaraka @ pain griller atao mainty ts...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 29/10/2008 01:11
Bita
(
14/10/2008 11:44)
Inona ary no tokony handoavan'ity Ranamana ity douane?
Nisy Rangahy nitondra bisikileta misy fitondrana entana teo alohan'ilay bisikileta ary nandalo ny douanier, tsy nisy ny problema fa afaka nandalo tsy voasakana ilay Rangahy. Niverimberina matetika ane...
tohiny
novalian'i andrywui ny 15/12/2008 10:44
Bita
(
13/10/2008 10:23)
Tany @ Pharmacie
Nisy Rangahy 1 niaraka t@ zanany handeha hividy fanafody. Ilay zazalahy eo @ 9 taona eo ho eo: izany hoe mahay mamaky teny tsara. Tsra tarehy ny fonon'ireo Kôndôme ireo ary dia variana ery ilay zaza...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 10:21
Bita
(
09/10/2008 11:08)
Bal masquée
Nisy mpivady nanao programa fa handeha hanao bal masquée. Samy nividy ny azy izy 2 ary dia samy faly t@ zavatra novidiany.
Rehefa harivahariva dia nilaza narary andoha ilay ramatoa. Ary nihinana ...
tohiny
novalian'i Simpona ny 15/10/2008 14:57
Bita
(
23/09/2008 12:07)
Tsy mahazo mamaky an'ity intsony aho tsinona rahampitso
Rahampitso ho feno 11 Taona i Soa. Ary alohan'ny hatoriany namaky boky izy. Efa alina be ny andro, mbola tsy natory ihany izy ary hitan'ny mamany fa mbola mirehitra foana ny jiro ao @ efitranony. Hoy ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:39
Bita
(
23/09/2008 10:21)
T@ izay fotoana izay vao fantatro fa mampirafy ahy ny sipako
Nanana sipa aho ary izaho mihitsy no nidiverse azy, niaraka 3 taona izahay ary azoko natao taminy daholo izay natao rehetra anehoako ny fitiavana aminy. Tsy nanda mihitsy izzy ary fantatro fa tena haf...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2008 14:01
Bita
(
18/09/2008 10:43)
Tehirizo tsara ho vaovao mandrakariva Mompera
Rehefa miresaka momba mompera ihany ianareo dia tohizako. Nisy mompera sy tovovavy iray nihaona teo alohan'ny douane ny avion. Alohan'ny handefasana entana dia tsy maintsy alana ao anatin'ny bagage a ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 23/09/2008 14:43
Bita
(
15/09/2008 12:48)
Raha tsy izany ianao nanao SOLOMASO
Nandeha hanao miaramila ireto 2 lahy ireto. Tonga tany @ lieuntnant sa Kapiteny. asa na inona no mampanao fanontaniana any. Niditra aloha ny iray dia hoy ilay mpanontany: Tonony ireo Alfabet eo @ tabi...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 23/09/2008 14:31
Bita
(
12/09/2008 12:18)
Telefon sy Fax
Nandeha namonjy foara ireto olona mpamoron-javatra 3 ireto. Japonais, Amerikana ary 1 gasy...... Samy naneho ny fahaizany ary izy 3. Teo @ Japonais aloha dia nataon'ilay Japonais teo @ sofiny ny ankih...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 17/09/2008 10:07
Bita
(
11/09/2008 14:37)
2 Ariary
Nisy mpanankarena iray nandeha hividy fiara vaovao. Vola be iray kitapo 3 alina ariary no vidin' ilay fiara. Tonga ilay rangahy niaraka @ kitapo feno vola be. Rehefa tonga teo anoloan#ny caisse ary iz...
tohiny
novalian'i Simpona ny 30/09/2008 10:37
Bita
(
07/09/2008 07:26)
Boloky miteny
Nitady cadeaux d'anniversaire hoan-dreniny hono ity zazalahy iray. Ary sendra nahita Boloky niteny dia hoy izy: ity tsara atao fanomezana hoan'i Mama @ izay izy miresaka @ io boloky io ary tsy mahats...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 08/09/2008 11:08
Bita
(
05/09/2008 15:13)
asaivo alain'i mimi aho fa very lalana
Halan'ity Rangahy ity hono ny sakan-dry zareo nefa fantany fa ny vadiny tena tia an'ilay saka mafy. Indray andro tsy tao ny vadiny dia hoy izy entiko lavitra be ity saka ity @ izay tsy tafaverina ints...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 12/09/2008 12:41
