Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bita, milahatra araka ny daty
Bita ( 07/04/2007 05:18)
Tratran'ny tsy nampoizina
Salama indray isika rehetra ary mirary ny fetin'ny Paska sambatra avy. Mino aho fa misy mahay ianareo @ ity hiran'ny bakozetra: Misy ny hoe: Tratran'ny tsinapoizin'ety izaho ro mandiny............ Soa... tohiny
novalian'i Bita ny 07/04/2007 11:08
Bita ( 03/04/2007 17:42)
aza mandrora miantsilany
Io indray ry sakaiza fa mba tena mila an'ity hiran'i Clema hoe: manino mamonomono biby valy valy, Biby nataon-janahary...... Biby havantsika,..... Aza mandrora miantsilany. Dia misaotra mialoha Biz a... tohiny
Bita ( 29/03/2007 17:07)
Malemilemy-Jaojoby
Efa mba hazoko t@ Fiffi io saingy ny toniny no tsy azoko fa ny fampisehoan-dry zareo no azoko. Betsaka anefa ny hiran'i Jaojoby tena ilaiko fa tsy ao to anatin'ity fandaharantsika ity ka raha mba misy... tohiny
novalian'i Bita ny 03/04/2007 17:32
Bita ( 27/03/2007 17:44)
jojoby
Dia hadinoko indray izay saiky ho hangatahiko nefa hiran'i Jaojoby ka aleo @ manaraka indray e. Biz... tohiny
novalian'i Bita ny 29/03/2007 16:42
Bita ( 22/03/2007 18:34)
mba omeo indray e! rôzy ianao manambaka rôzy
Io misy hoe: ise kely ihany no volamena De biz dahol e... tohiny
novalian'i Bita ny 27/03/2007 17:52
Bita ( 16/03/2007 16:40)
mazava atsinana e!!
Tena mahagaga raha mbola misy mitady koa ity hiran-jaza ity saingy mba valio e: mazava tsinanana e ny any aminay a! rahampitso aho .........Bisous... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 19:48
Bita ( 13/03/2007 19:05)
Pilovera menan'i Jaojoby
Io indray ary e! .....Biz... tohiny
novalian'i Bita ny 03/04/2007 17:39
Bita ( 13/03/2007 08:36)
Tovovavy jefijefy
Hay, ka manahoana daholo indray? Fa ny aty d salama , tsy mba misy vao2 fa mba mila sopapa io indray lay izy: Tovovavy jefijefy, kala fa fetsifetsy...... ho any an-tsaha..........Lehilahy mody, lehila... tohiny
novalian'i Bita ny 20/03/2007 18:52
Bita ( 05/03/2007 12:20)
Vololonô
Hitako ianao omaly e! teny antratran-dry zalahy fantatro fa falifaly ........... Dia mba ampireveo indray ary ny akama. Mandram-panoratra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:47
Bita ( 05/03/2007 10:52)
Mba omeo indray e! ny hiran'ny voavy.....
Dia mngataka indray raha mba misy manana hiran'ny Voavy t@ anmdron'ny Ntaolo manao hoe: Balahazo ty ndaty. Misaotra mialoha e! bises daholo... tohiny
novalian'i rurik ny 09/03/2007 09:07
Bita ( 04/03/2007 17:03)
Lalô lalô, ndreto izahay veloma soara soara ny aminay e!
Tena mba omeo sopapa indray e fa tena hira efa soara be daholo ka tsy hita ato @ fandaharana... tohiny
novalian'i rurik ny 09/03/2007 09:01
Bita ( 04/03/2007 12:27)
Bahalazo ty ndaty....
Mba anipazo indray traha misy mahay ity hira misy hoe: Balahazo ty Ndaty, mandihiza ny ampela...... Dia misaotra mialoha e! ... tohiny
novalian'i hira72 ny 14/03/2007 13:02
Bita ( 25/02/2007 17:38)
Omeo kely sopapa e! Lamozika
Lamozika Tsy misy manaratsiratsy lamozikè! Tsy misy manambanimbany lamozika Fa lamozika jolie Ianao mankafy... tohiny
novalian'i Ccdz ny 22/08/2023 21:50
Bita ( 16/02/2007 09:02)
mba ampio
Iza no afaka manome ny hiran'ny Dillie misy hoe Tsy hifamaly aho hoe na koa hila kisa fa ndrao dia hifanditra........ Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 16:28
Bita ( 13/02/2007 08:36)
Mozole
Mba omeo tononkira misy ity hira ity Mozole: io volabenao io o! Tsy hitondranao ho any mozole. Misaotra betsaka e dia ba mamy koa ... tohiny
novalian'i Bita ny 13/02/2007 19:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0292