mba omeo indray e! rôzy ianao manambaka rôzy
1. Bita
(
22/03/2007 18:34)
Io misy hoe: ise kely ihany no volamena De biz dahol e
répondu par Bita le 27/03/2007 17:52
2. Bita
(
22/03/2007 19:11)
Rozy ianao manambaka rozy e! rozin'ilay ...... samirery ..... eny an-tsena e! ise kely ihany no volamena. Adaladala foana ireo tsy tia, mahita antsika roa miaradia sy mifankatia......?????
3. kelly13
(
22/03/2007 19:53)
rozin'ilay malalako, lay malalako samy rery, fitia tsy mba varo-maty fa ho doria, ho doria ee, ny hisaraka aminao d sanatria!
adala² fôna ireo tsy tia ee, mahita antsika 2 miara dia sy mifankatia na eny andalana eny na eny antsena eny antsena ee ise kely iany no volamena ...
d tsy yadidiko tsony ny tohiny
adala² fôna ireo tsy tia ee, mahita antsika 2 miara dia sy mifankatia na eny andalana eny na eny antsena eny antsena ee ise kely iany no volamena ...
d tsy yadidiko tsony ny tohiny
4. Imahaka
(
23/03/2007 08:55)
tohiny:
Nisy fotoananay teny amin gara a, jereko ny lera tsy mbola tara tsy mbola tara, aody aody ry Iarivo, ry Iarivo, tafakatra indray Antananarivo
dia misy mozikao^o , dia mandihy tsiroaroa:-*:-* , manao mandroso mihemotra o^o:-*:@

6. Bita
(
27/03/2007 17:52)
Dia tena hafa po indray ny akama fa misaotra e ary dia mandra pa indray biz anareo