Alohako ny fofony

1. Bita ( 05/06/2007 17:51)
Tsy voatery hampihomehy foana an!
Isaky ny hariva dia mankeo @ ilay mpivarotra masikita foana ity rangahy mahantra mihinana ny mofomainany. Tsy miteny na inona na inona izy na mangataka fa mihinansa ampilaminana ny mofony. Roasin'ilay mpivarotra masikita foana izy ary rehefa be mpividy iny aza dia tena mahazo ompa be mihitsy. Indray andro ary dia lasa lavitra ny fifamaliana saingy ilay mahantra tsy niteny fa ny mpijery no nifamaly tamin'ilay mpivarotra. Ale le alika lahy ity hoy ilay mpivarotra fa maharikoriko avy ny mijery an'ialahy, tsy misy hivariotana. Dia hoy ihany izy mandoava ialahy vola. Gaga ny olona fa tsy nihinana akory ange ilay olona e..... Vao maika tezitra ilay mpivarotra ary. Indro nisy olona iray nipoitra tao anty ny maro dia hoy izy...... Ohatrinona ny masikitanao Ramose? 200 Ar hoy izy namaly. Namoaka 200 Ar nefa majinika ilay rangahy ( 200 ar majinika?) ahoana koa izany. Nalainy ny majinika voalohany, nalatsany t@ tany. nikorintsana iny ary nikodiadia, avy ilay rangahy mpivarotra saika haka iny vola iny, e ity tanana e hoy ilay namoaka vola ka handoavao azy iny.... Ka aiza izay masikita aty an-tanako eo? hoy izy nanontany. Ka ny tiako ho lazaina aminao dia izao Tsy nihinana na iray t@ masikitanao io olona io fa naka ny fofona masikitanao fotsiny dia ny feon'iny vola mikorintsana iny koa no vidiny ka aza mandrairay.....:-D:lol::D
novalian'i nathie86 ny 07/06/2007 07:56
2. johnnyandri ( 05/06/2007 18:11)
wireless wireless izany:D
3. Fiffi ( 05/06/2007 19:45)
Bita: mampalahelo le tantara.....:(
4. xxx ( 06/06/2007 05:38)
Izay tantara tantarain'i Bita koa toa ohatrin'ny mifrapy morale foana saingy tsy ratsy:-*
5. sympa ( 06/06/2007 22:12)
L'habit ne fait pas le moine :!: :^):^)
6. nathie86 ( 07/06/2007 07:56)
mialona ndray sympa an:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.408