Liste des messages

Liste des messages, inserés par niryna , par ordre de date
niryna ( 24/02/2007 01:26)
Ray be tantely ny lahy indrindra rehefa marary izahay.
Anisany hisaorako ho anareo lehilahy kosa aloha ny fikarakarana anay rehefa marary izahay e.Io kosa dia tena mba fiderana anareo manokana.Indraindray matahotra rehefa marary ny vady fa ianareo lehilah... suite
répondu par niryna le 07/03/2007 06:55
niryna ( 23/02/2007 16:36)
Misaotra Tmpklhy,mankasitraka Tmpkvvy!
Mamerina fisaorana feno amin'ny foko tanteraka aho ho an'ireo namana rehetra eto amin'ny serasera nisaotra ahy noho ny fanampiako sy fanomezako toro-hevitra.Tsy misy avy amiko ireny fa fitaovan'Atra f... suite
répondu par linarako2 le 09/03/2007 10:11
niryna ( 23/02/2007 06:59)
Mifandray ireo kanefa samy manana ny asany avy!
Mba afaka hanazavana ny namana eto ve isika ny hoe Ray sy Zanaka ary Fanahy masina dia telo izay iray? Misaotra mialoha niryna :D ... suite
répondu par prime le 15/03/2007 13:24
niryna ( 23/02/2007 04:43)
Fahatsiarovana mampivaki-fo
Asa ianareo raha mba efa nahita na nahalala ny zavatra niseho ny firenena ipetrahanay.Raha efa nahita moa dia tsy maninona ny mijery ity etraketraky ny tany ity.Raha ohatra kosa moa tsy mbola nahita d... suite
répondu par linarako2 le 09/03/2007 10:09
niryna ( 23/02/2007 02:24)
Mangana
Inona ry ireto ny fanalana haingana ireny mangana ireny? Voadona ny vodim-pandriana ny fe-ko dia mangana be kanefa efa kely sisa dia hanao short:roll:... suite
répondu par xxx le 24/03/2007 19:08
niryna ( 22/02/2007 08:01)
Hafatra farany ho an'i Tovo !
Narary voan'ny cancer i Lalao ka na dia natao ny rehetra dia nihomby tsy ankijanona ny aretiny.Nanafatra ny dokotera fa fohy sisa ny andro hiainany.Tovo zanany anefa dia mbola zazabodo tsy mahalala n... suite
répondu par niryna le 23/02/2007 02:21
niryna ( 22/02/2007 07:22)
Pomme d'Adam?
Inona no nahatonga ny anaran'ilay taolana mibotsina eo amin'ny tendan'ny lehilahy hoe pomme d'Adam?:P:P... suite
répondu par niryna le 24/02/2007 04:50
niryna ( 22/02/2007 07:19)
Mbola afaka mankany an-danitra ihany ve Satana?
Efa noresahintsika teo fa noho ny fahotana dia nazeran'Atra ety an-tany niaraka ny anjely maro dia maro izay nanara-dia azy Satana.Ary dia nampiasa ny miaramilany izy nandripaka sy nanimba ny fianan'n... suite
répondu par niryna le 12/03/2007 03:33
niryna ( 22/02/2007 06:20)
Na samy eo ihany aza dia fantatra ny toerana misy azy.
Asa ianareo raha mahatsapa ity fa na samy mipetraka toerana iray ohatra France na Amerika na Italy sns dia misy fomba ahafantaran'ny olona hoe avy atsy an'anona ity olona miresaka ity.Kanefa toerana i... suite
répondu par dadie le 27/03/2007 16:05
niryna ( 21/02/2007 07:45)
Taiza no nanomboka ny fahotana ary iza no nitarika azy?
Raha mieritreritra dia misy fiandohany daholo ny zavatra rehetra ary ity fahotana resahina isan'andro ity taiza no nanomboka ary ahoana no fandehany? Iza no nitarika azy? Arosoy ary ny resaka!:D... suite
répondu par prime le 13/03/2007 13:42
niryna ( 20/02/2007 09:01)
Finoana sy fahasoavana
Io indray izany no mba ho dinihintsika rehetra eto.Ny atao hoe finoana sy ny atoa hoe fahasoavana. Ahoana ny fomba nahatonga ahy sy ianao nanana finoana an'Atra?.Inona no fahasoavana nomeny ahy sy a... suite
répondu par niryna le 12/03/2007 03:22
niryna ( 17/02/2007 08:17)
Izay mivoaka avy amin'ny vava dia avy amin'ny fo.
Oha 4:23-24.[i]Tandreno ny fonao mihoatra izay tokony ho tandremana fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.Esory aminao ny vava mandainga ary am-palaviro aminao ny vava mamitaka[/i] [u]Ity misy toroh... suite
répondu par prime le 07/03/2007 07:51
niryna ( 15/02/2007 19:03)
Tena tsy mahita hevitra mihitsy ve ???
Samy anisany toetra ratsy na mpangalatra, mpandroba,mpisoloky,mpisandoka ary indrindra indrindra ny mpangaro-paosy.Tena tsy misy mihitsy ve ny vahaolana amin'ireo indrindra eo Analakely.Aza mba tratra... suite
répondu par niryna le 24/02/2007 04:49
niryna ( 15/02/2007 06:33)
Izay tadiaviny tsy misy izay tsy azony kanefa mbola tsy...
Saika mandalo amin'ny fiainana io,toa mitady hatrany kanefa tsy mety mihonona.Asa raha mba mitovy izany koa ny ankizy hitanareo fa tsy misy izay tsy hananany ny zaza aty aminay kanefa toa hita fa mbol... suite
répondu par niryna le 23/02/2007 00:56
niryna ( 14/02/2007 18:46)
Mila Azy foana ny olona.
Na manan-karena na mahantra, na salama na marary,na inona fari-pahaizana na tsy nandalina fahalalana dia mila an'Atra foana. Toa mahatsiaro ilay voady aho hoe na manan-karena na na mahantra,na salama... suite
répondu par mbolasoa le 12/03/2007 19:00
niryna ( 14/02/2007 18:26)
Ny fotoana,ny vola ary ny hery dia ilaina @fitiavan'olona
Ny fampisehoana ny fitiavana eo amin'ny mpiara-monina sy ny manodidina dia ny fandaniana: Ny fotoana- ohatra:manao zavatra miaraka manamboatra zaridaina na tamboho,fanantsarana ny tanana sns. Ny vol... suite
répondu par niryna le 25/02/2007 08:17
niryna ( 14/02/2007 18:16)
FAMELAN-KELOKA MANAMPY NY FANAHY SY NY FO
Zavatra hita amin'ny fianana fa ny famelan-keloka na forgiveness dia tsy manampy ny fanahy ihany fa manampy ny fo ihany koa.Ahoana?... suite
répondu par niryna le 03/03/2007 07:12
niryna ( 14/02/2007 18:13)
Izay tiana mitombo tarehy!
Inona tokony no tena hevitr'io teny io?Na hita fa ratsy izao aza ve ilay olona dia lasa bogosy na manjakely sa ilay toetrany no mahatonga izany.Ary ny hoe jamban'ny fitiavana. Misaotra antsika ... suite
répondu par niryna le 15/02/2007 18:59
niryna ( 14/02/2007 17:55)
FETIN'NY MPIFANKATIA/HAPPY VALENTINE'S DAY!
Mety misy hitovizany ny fankalazana io andro io ary mety tsy mitovy ihany koa. Ny aty aminay,mifampiantso ny fianakaviana mifampiarahaba.Manao volabe ny mpivarotra voninkazo rose mena ary mifanalotra... suite
répondu par niryna le 24/02/2007 05:43
niryna ( 13/02/2007 08:03)
Dia ny tena foana ve no ampirina an'io
Misy olona tsy mba mamerin-javatra na tsy mba mahatsapa tena ny hanao zavatra fa dia miandry foana. Ohatra raha maka zavatra ao anaty boaty izy dia avelany eo iny fa tsy averiny,misy tapitra ny ttsy ... suite
répondu par niryna le 18/02/2007 07:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525