Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 13/02/2007 07:49)
Mety ho voavonjy ve ny fanahin'ny maty?
Nodimandry i Bodo izay nenitoan'i Liva.Niantso ny namany izy mba hivavaka an'i tompokovavy Bodo mba ho vonjen'Atra hoy izy ny fanahiny. Raha efa maty ve ny olona dia mbola azo hivavahana angatahana a... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:05
niryna ( 13/02/2007 06:57)
Misy ny rar samy hafa ny fitiavan-janany.
Raha zohina dia ny ray matetika tiany ny zanany vavy na na mirona kokoa any amin'ny ray ny zanaka vavy,ary toy izany ihany koa ny lahy,mirona any amin-dreniny.Raha misy zaza roa lahy eo anefa dia mate... tohiny
novalian'i niryna ny 06/03/2007 08:08
niryna ( 13/02/2007 06:34)
Ny saina ve no voa sa tena misy ilay izy?
Nividy trano ireto mpivady ary dia lazainy fa misy olona mandehandeha hono kanefa mijery izy fa tsy mahita.Mitomany lava hono ny zanany ary hoentina any amin'ny dokotera kanefa tsy misy na inona na in... tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2007 18:52
niryna ( 12/02/2007 19:08)
Mila antsika rar ny ankizy!
Mireraka fiantraikany eo amin'ny ankizy ny tsy fahampian'ny fitiava eo amin'ny fahazazany.Mila miaraka aminy isika rar amin'izay fotoana kely tokony hanantsika.Ny mety ho vokany,misy ny tsy ampy fitia... tohiny
novalian'i linarako2 ny 02/03/2007 23:09
niryna ( 12/02/2007 19:03)
Torohevitra tokony atao ho an'ny zaza teraka aty ivelany
Maro ny zaza tsy dia miteny gasy rehefa tonga aty ivelany na teraka aty ivelany.Tsy misy fotoana hiresahina ve ny rar satria teny tsy dia misy miteny firy sa zavatra hafa?Mahita fomba ve ianareo ka na... tohiny
novalian'i mbaliana ny 28/03/2007 07:06
niryna ( 12/02/2007 05:18)
Inona no mety hitranga rehefa tonga amin'izay Kristy?
Rehefa mandalo ny fihomanana ny andro farany, ny fiambesana ,ny ady mahamay ary ny fahatongavan'i kristy dia inona no hitranga aorian'io ? Vakio ny fanazavana ireo izay nalefako ao amin'ny fampianar... tohiny
niryna ( 12/02/2007 02:52)
Inona no tokony atao mba ahatanteraka ilay nofinofy?
Samy manana ny nofinofiny avy ny tsirairay,indraindray zavatra goavana kanefa henjana vao tonga ny ezaka hanatanterahana azy,raha variana eo koa anefa dia lany ny fotoana ka tsy mahavita zavatra.Inona... tohiny
novalian'i Sosy ny 19/05/2007 14:54
niryna ( 12/02/2007 02:26)
Izay mangina volmn/ny teny mety hanampy na handratra olona.
Mila fidiana ny vava avoaka satria ny vava tsy ambina hono mampidi-doza.Indraindray anefa dia aleo tsy miteny kanefa izany tsy midika fa ho diso ny tena.Noho io vava io dia misy fiantraikany amin'ny m... tohiny
niryna ( 11/02/2007 08:22)
Ahoana no misalasala ianao ry kely finoana?
Vokatry ny tsy finoana dia misy fanontaniana mipetra miverimberina omen'ny olona ity.Mba azonareo ho hazavaina ve ? 1- Ahoana no hamalian'Atra ireo izay tsy manaraka azy? 2-Ahoana no nahatongavan'ny... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2007 23:21
niryna ( 09/02/2007 21:31)
Ny tahotra! Rahoviana isika vao ho sahy hiroso!
Raha jerena eo amin'ny fiainana dia misy fiantraikany amin'ny fiainantsika ny tahotra. Fianarana:noho ny tahotra ho tsy tafita dia tsy maitsy mihezaka mafy,tahotra ny ho gisitra...ho rendrika, Fiara... tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2007 18:42
niryna ( 09/02/2007 20:58)
Tsara ampifantarina ny zava-misy ve ny zaza?
Misy tantara roa marina ireto:namonontena ity rangahy noho ny eloka vitany ka namela ny vadiny sy ny zanany enim-bolana ary dimy taona.Tsy sahy nilaza ny zanany mihitsy ity maty vady na dia fantany a... tohiny
novalian'i tolona ny 06/04/2007 00:37
niryna ( 09/02/2007 08:42)
Neny.Mahita ny ao am-po tsy miloaka!
Efa naheno ity olona atao hoe "neny" ity ve ianareo? Vahoaka sesehena no tonga nanantona tao aminy.Milaza ny olona fa raha very zavatra dia mahita izy.Toerana kely tsy dia lavitry ny A/rivo avaratra ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 02:10
niryna ( 09/02/2007 08:25)
Sarin'i Jesosy
Raha mijery ny tantaran'ny Ranavalona isika dia iny sariny iny no mandeha hatraiza hatraiza.Mahita boky na sary maro anefa ny tena ataon'ny olona ho sarin'i Jesosy.Tsy mba iray io sary io fa ataony mi... tohiny
novalian'i niryna ny 27/02/2007 07:39
niryna ( 08/02/2007 17:24)
E! ry fahazazana, fahatsiarovana sisa tavela!
Inona no zavatra mbola tadidinareo ka nahafinaritra fony mbola kely? Nisy adalana kely kanefa tsy nandiso fanantenana sy ny maro hafa? Izaho aloha dia tia milalao orana e ka rehefa avy ny orana dia a... tohiny
novalian'i niryna ny 12/02/2007 02:02
niryna ( 08/02/2007 07:25)
Mandeha miangona fa ?
Inona ka no tena mahatonga anao mandeha miangona?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:18
niryna ( 07/02/2007 06:39)
Araka ny fijerin'ny vahiny anao dia vy aiza no fihavinao?
Ny firenena malagasy izany dia tsy misy mahalala firy afatsy ireo firenena hivezivezen'ny malagasy. Rehefa misy olona mijery anao dia heveriny hoe avy aiza ianao? Samia ary mba manala sorisory kely ... tohiny
novalian'i Piksou ny 15/03/2007 14:49
niryna ( 07/02/2007 06:34)
Ny zanaka gasy sy ny zanaka filipina
Rehefa miteraka hono isika gasy dia misy mangana kely ao amin'ny vodin-jaza.Efa naheno izany koa ve ianareo hoe misy an'io koa ny zanaka filipina? ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2007 06:06
niryna ( 07/02/2007 06:23)
sakafo gasy mampidina ny cholestrol/ mampiakatra ny iron.
isika malagasy dia mahalala sakafo mety mampidina ny cholestrol haingana.Inona ilay izy raha tsy te-hinana fanafody ilay olona.Sa tsy maitsy mihinana? Raha tsy ampy iron indray na vy ve no filaza azy... tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:20
niryna ( 07/02/2007 06:13)
Firy no isan'ny zaza nateraka sy ny kambana be indrindra?
EFa nahita olona teraka maro ianareo? Firy no isany be indrindra? Efa nahita niteraka kambana maro koa firy no isany? kambana teneniko eto manomboka ny kamban-droa,kamban-telo ...ampiakaro ary ny ... tohiny
novalian'i latina ny 13/02/2007 07:46
niryna ( 05/02/2007 04:29)
Raha miaraka amintsika foana Izy ahoana no sarotra tadiavina
Raha eto amintsika foana Atra ahoana izy no sarotra tadiavina? "If God is always with us,why is he so hard to find?" Kanefa Izy hakaiky anao mihitsy tsy araky ny fiheveranao azy."God is closer than y... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 06:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1274