Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 03/02/2007 18:49)
Ahoana no fomba fanisana ny taona ao amin'ny baiboly?
Voasoratra hoe nanana zanaka Noa tamin'izy 500 taona. Maty izy 950 taona.Ahoana no fomba fanisana izany moa ve mitovy amin'ny andro ankehitriny ihany sa hafa ? Misaotra betsaka:P niryna... tohiny
novalian'i cutie ny 24/02/2007 17:07
niryna ( 03/02/2007 18:45)
Minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ...?
Inona no tena hevitra mifono amin'io fitenenana io hoe minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao? ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:48
niryna ( 01/02/2007 17:47)
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
Izay zavatra mitranga amintsika amin'izao fotoana izao dia efa saiky ao anaty baiboly daholo.Misy fitenenana ao milaza fa tokony manome tso-drano ny zanak'israely isika dia omen'Atra tso-drano ihany k... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:31
niryna ( 01/02/2007 17:07)
Inona ry ireto no tokony ataoko?
Narary ity mpiara-miasa amiko dia nividy carte postale kely aho hanoratan\'ny namana ho azy. Nanafatra tamin\'ny olona izy hoe raha misy mandefa CP aty amiko na te hiantso an-telefaonina dia aza om... tohiny
novalian'i niryna ny 08/02/2007 06:55
niryna ( 31/01/2007 18:02)
Fahatezerana.
Aretina mikiky ny fahatezerana ary mety manimba ny vatana,saina ary fanahy mihitsy raha tsy voatandrina sy miova ny toe-tsaina. Ny fahatezerana dia vokatry ny zavatra mitranga ao anatin-tsika na zava... tohiny
novalian'i niryna ny 12/02/2007 02:03
niryna ( 31/01/2007 17:17)
Inona marina no tena atao hoe fitiavana?
aAoana no alalanao azy hoe tia anao izy ary ahoana no anehoanao ny fitiavana azy?.How you saw the love to the one who loves you and how how do you know that he/she loves you? ... tohiny
novalian'i pissoa ny 07/02/2007 17:09
niryna ( 31/01/2007 07:31)
Inona sisa no tsy maty ?Noa nanao sambo
Rehefa noresahin'Atra Noa hanao sambo satria naditra sy tsy nanaraka ny tenin'Atra ny olona.Inona sisa no tsy maty, tavela taty ivelan'ilay sambo tamin'ilay tondrandrano? Marihako ity fa tsy ao anaty... tohiny
novalian'i niryna ny 08/02/2007 18:07
niryna ( 30/01/2007 15:37)
Ny nahavariana /nampatahotra raha vao tonga taty ivela
Maro ny zavatra nahavariana ahy raha vao nitsidika taty ivelany aho satria toerana mbola tsy hitako mihitsy. Raha teraka taty ivelany ianao dia mety tsy mahazendana anao ny manodidina na mampatahotr... tohiny
novalian'i tolona ny 10/04/2007 00:18
niryna ( 30/01/2007 07:04)
Fitiavan-tanindrazana sy ny paradisa?
Voahantso hanompo firenena ity kristiana iray fa nisy ady teo amin'ny tanindrazana.Nisy fifanjevoana ary dia voatery nampiasa basy izy namono ilay olona fahavalony 8O.Ny didi-folo anefa milaza hoe aza... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 17:28
niryna ( 30/01/2007 06:32)
Inona no mahatonga ny olona matory rehefa mamaky baiboly?
Misy olona raha vao mamaky baiboly izy dia renoky ny torimaso.Inona no mety mahatonga izany?Hafa ny mamaky boky hakana torimaso an! Efa voan'izany ve ianao dia inona no nataonao mba hialana an'io ?... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:00
niryna ( 29/01/2007 05:44)
HOY IANAO HOE TSY MARINA IZANY KANEFA...
HOY IANAO "Tsy marina izany" HOY NY TOMPO " Moa misy zavatra tsy ho vitako va?" HOY IANAO "Tsy afaka ny hizotra aho" HOY NY TOMPO "Ny fahasoavako dia feno." HOY IANAO "Mahatsiaro irery aho... tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 14:38
niryna ( 27/01/2007 07:34)
Inona no azo tsoahina tao amin'ny GEN:22 Abrahama/Isaka
Raha nanaraka ny baiboly Gen 20 isika ka namaky ny hevitry ny namana dia mety nahita irika kely ihany hamaliana azy.Raha toa ka ny hevitra nomena fotsiny no vakiana ary tonga dia valiana dia mety sahi... tohiny
novalian'i prime ny 07/02/2007 07:13
niryna ( 27/01/2007 04:50)
Mbola mihinana ny nofon-jaza ihany ve dadabe?
Zavatra tsy maintsy mandalo ny ankizy lahy ny ho didiana.Taloha dia katsahina manta izao ny zaza ary tena mijaly mihitsy.Mialatsiny raha misy mbola mahatadidy ny nahazo azy:cry::cry:.Maninona no asian... tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2007 13:29
niryna ( 26/01/2007 17:06)
Izaho hanao dokotera, mpampianatra, polisy sns rehefa lehibe
Inona no tianareo atao rehefa lehibe? Dia tena tonga tamin'ilay tanjona tokoa ve amin'izao lehibe izao?8O8O... tohiny
novalian'i niryna ny 04/02/2007 06:17
niryna ( 26/01/2007 05:54)
Rafozana sy vinanto-vavy/ary ny zanaky ny vavy!
Misy olana foana matetika ny fiarahan'ny rafozana sy ny vinanto-vavy.Raha jerena anefa dia tsy dia hita firy izany amin'ny vinanto-lahy,ary toa tsy misy ny olana fa mahay mifankahazo tsara izy mianaka... tohiny
novalian'i niryna ny 14/02/2007 06:37
niryna ( 25/01/2007 17:03)
Reny tsy mandevin-janaka
Raha tsy nahazo zaza ny reny izay nitondra voka dia tsy tenenina azy mihitsy io ary na ny fandevenana ilay zaza rano aza dia tsy ataony.Fady hoy ny olon-dehibe.Mba misy afaka manazava ny antony ve ian... tohiny
novalian'i niryna ny 07/02/2007 06:09
niryna ( 25/01/2007 16:58)
Kapoaka mangidy
Ny fitondrana ny fahoriana dia kapoaka mangidy no matetika hilazana azy.Ahoana no nahatonga io "kapoaka mangidy" io?... tohiny
niryna ( 25/01/2007 08:09)
Moa ve atao tsianjery ny fivavahana?
Ahoana no fomba hiresahantsika ny RAR tsika,moa ve mila manao famerenana rehefa angataka aminy.Toy izany koa isika raha miresaka amin'Atra.Moa ve ny vavaka natao omaly ihany no averina?Moa ve manao t... tohiny
novalian'i jimmy ny 07/05/2007 12:34
niryna ( 25/01/2007 07:37)
Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
'How are you going to get to Heaven? Jaona 14:6 manambara antsika. Hoy Jesosy taminy:"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,Tsy misy olona mankany amin'ny Ray afa tsy amiko." Ohabolana 16:25... tohiny
novalian'i cutie ny 20/02/2007 16:50
niryna ( 25/01/2007 06:09)
Karamaitso(green card)eto Madagasikara.
Ahoana no fomba fahazoan'ireo vahiny ttsy mipetraka eto amintsika8O?Taloha hono dia voavidy vola ny fakana azy io,izay izao no tsy fantatro.Ny karana sasany dia manambady gasy vavy(l)ka rehefa vita ny... tohiny
novalian'i linarako2 ny 02/03/2007 22:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517