Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 24/01/2007 07:35)
Manasitrana ny ratra mahazo antsika ve Atra?
Nomen'Atra ny fara sy dimby ireto mpivady ka faly toy izany.Tsy nidilana akory ny iray volana dia narary ity zaza ka notenenin'ny mpitsabo fa nanao izay farahery izy,tsy misy intsony ny alanenina.:cry... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 06:32
niryna ( 23/01/2007 18:48)
Zazakely sivy volana dia efa mahay milomano.
Tena mahagaga ny zaza fa rehefa nampianarina nilomano dia nahay na vao teraka kelikely aza:roll::roll:... tohiny
novalian'i niryna ny 04/02/2007 06:08
niryna ( 23/01/2007 16:16)
Voavidin'ny vola ny zavatra rehetra afatsy ny ....
Ny fandriana fa tsy ny fiadanana.Bed but not rest. Ny trano fa tsy ny fodiana .A house but not a home. Ny fanafody fa tsy ny fahasalamana.Medicine but not health. Ny fahafinaretana fa tsy ny hafali... tohiny
novalian'i niryna ny 29/01/2007 05:32
niryna ( 23/01/2007 07:35)
Satana, demony,ary devoly. Mitovy sa tsia?
Efa niresaka ny herin'Atra sy ny herin'ny devoly ihany isika teo aloha.Mba azonao hazavaina ve ny mahasamihfa ireo na mampitovy ireo. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i niryna ny 28/01/2007 07:22
niryna ( 23/01/2007 06:37)
Mahafinaritra sy mahaliana ny fiarahana eto saingy misy.....
Mino aho fa mety mitovy hevitra amiko koa ianareo.Mba satria manala sorisory sy mifaly ary mitokelaka miaraka @ namana eto:D8).Misy moa ny manome anarana ary misy ny xxx ,safidy iny.:oops:Ny mampalahe... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 02:12
niryna ( 21/01/2007 06:11)
Ny ray aman-dreny sy ny fitaizana ara-pilazantsara
Anjarantsika RAR no mitaiza sy mikolokolo ny ankizy ho voataiza ara-pivavahana,ka isika ihany koa no modely arahiny ao amin'ny fiainana amin'ny maha kristianina.Ny fiangonana ,ny fianarana soratra mas... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 09:43
niryna ( 21/01/2007 05:59)
Haody ry mpifankatia,ahoana no ampiarinao io LOVE io?
Tsy ho ela dia ho tonga ny fotoana hankalazan'ny mpifankatia izany hoe fitiavana,ahoana no fomba hanehonao izany fitiavana izany raha eo amin'ny manodidina sy ny fianakaviana?... tohiny
novalian'i mbaliana ny 30/01/2007 20:41
niryna ( 20/01/2007 02:06)
Misy lalana, tsy ho antsika intsony ra Dago,aiza ny fikam..
Tena variana ianao fa saiky ny 75% ny tanana maromaro eto Dago dia saiky lasan'ny karana daholo ary anaovany toerana hivarotana sy anaovana zavatra.Manana asa isika tsy lavina izany,saingy ny malagas... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2007 12:05
niryna ( 20/01/2007 01:46)
Nitombo ny fahaizana fa lasa marary maso daholo ny zaza!
Vokatry ny zava-miseho sy ny fivoarana dia mitombo ny fahaizan'ny ankizy teny vahiny,saingy lasa marary maso kely daholo ny ankizy.Tsy tokony hampanalavirina ny TV ve ny zaza,mitatata mafy ny TV , ary... tohiny
novalian'i tywa68 ny 21/01/2007 09:32
niryna ( 20/01/2007 01:34)
Mivadika mavo ny lokon'ny vatany ?
Ny zaza gasy izay teraka any ivelany dia saika mivadika mavo ny lokony ka tsy alefan'ny any amin'ny hopitaly mody fa mbola tsaboana ary saiky voan'io daholo ny zaza matetika.Mba fantatrareo ve ny anto... tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:28
niryna ( 20/01/2007 01:23)
Ny fanahy no mahaolona sa ny fijery ety ivelany?
Matetika isika dia avy ety ivelany no mitsara olona fa tsy mijery ny ao anaty.Bogosy izany bandy izany!manja leity ilay kala a!,sady taviny no volony !Raha sendra mahita ilay toetra ao anaty isika dia... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 16:18
niryna ( 20/01/2007 00:54)
Androso aho ity maty renibe,hihemotra anefa toa asa?
Ahoana tokony ny hevitrareo fa ny taona ity mandroso ihany raha hijanona aty ivelany,raha hody anefa toa matahotra ny ho lany 'zay kely ananana?:roll::roll:... tohiny
niryna ( 19/01/2007 21:19)
Andriamanitra sy Abrahama,Jesosy sy Isaaka
Andao isika hamaky baiboly kely androany fa tsy hijery TV e :P:P:P Misy fomba hitovizany sy hifandraisany ireo voalaza anarana eo ambony ireo.Vakio ny Gen:20. Inona no toetra hitovizany :?:... tohiny
novalian'i prime ny 30/01/2007 12:30
niryna ( 18/01/2007 18:08)
Sakafo vita amin'ny mangahazo.
Sao dia mba mahita sakafo vita amin'ny mangahazo ianareo,aiza dia ho vary foana no hohanina. Misaotra mialoha Niryna8)8)... tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2007 21:30
niryna ( 18/01/2007 17:59)
Lakalaka ve ny fanambadiana sa lahatra?
Indraindray isika dia hoentin'ny fitiavana fotsiny ka rehefa sendra ny fotoana hitiavana dia miroso.Misy anefa tonga ao dia milaza fa tsy natao hiaraka izahay ary dia vita teo ilay fitiavana nirehitra... tohiny
novalian'i simplex ny 21/01/2007 15:28
niryna ( 18/01/2007 17:52)
Aiza ianao ry dada?
Maro ny vehivavy no mitondra takaitra vokatry ny fifanarahan'ny lahy sy ny vavy.Mijaly ny ankizy,antitra eo am-pamelomana ny zanany irery eo ra-vehivavy.Lahona izy raha hisy lehilahy hanambady azy.Dia... tohiny
novalian'i niryna ny 29/01/2007 06:08
niryna ( 18/01/2007 17:46)
Dia mbola hijanona eo ihany ve fa tsy hiala?
Mety misy antony maro no mahatonga ny lehilahy hamono vady,misy vokatry ny fahazazany,ray mpamono vady dia lasa manao an'io ihany koa izy.Mamaly faty,mety misy angamba.Misy hatezerana amin'ny fiainany... tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 07:37
niryna ( 18/01/2007 17:38)
Ambalavelona, fanaingalavitra,tsatoka?
Misy ny herin'Atra amin'ny fiainantsika isan'andro ary misy koa ny herin'ny satana izay mahazo ny olona.Matetika dia any Ambatondrazaka no ahenona ny ambalavelona inona izany ary ahoana no manjo ilay ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2007 17:42
niryna ( 18/01/2007 17:08)
Izay asa misy tsy mampaninona.
Maro ny vahiny mitady ravinahitra any ivelany.Milaza izy fa tsy mampaninona izay asa misy.Moa ve tena manaiky izany ny fo sa dia fitadiavana ihany.:roll:... tohiny
novalian'i xxx ny 20/01/2007 18:48
niryna ( 18/01/2007 06:49)
Ahoana no hanatanterahana ny asany anio ?
Ny fijorona vavolombelo dia tsy mora araka ny tenin'ny olona,izay ataonao rehetra dia taratra hitenenana anao ho kristianina.Inona no tokony atao raha hijoro anome hery ny manodidina antsika isika fa ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 01:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448