Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 23/05/2007 17:22)
Soa ve levenam-bola? Ratsy ve loza mihantona ?
Ny fiteny matetika dia milaza hoe: Ny soa atao hilevenam-bola fa ny ratsy atao loza mihantona. Inona ry ireto ny hevitra fonosin'io ohabolana io? Misaotra mialoha anareo aho. (l)niryna... tohiny
novalian'i cbd ny 12/06/2007 20:56
niryna ( 22/05/2007 06:24)
Fifaliana ve?Mety mahasoa anao ity!!!!!
Samy mitady izay mahasoa azy ny olona.Ny fitadiavana an-drafifaliana dia sarotsarotra ihany.Indrindra raha tsy mba manana fo falifaly ianao.Mahatanora lalandava hono ny: mitsikitsiky lava,ny manana fi... tohiny
niryna ( 22/05/2007 05:23)
Maty mamela mamy sa .....
Rehefa hatrizay ka miala ety amin'ity tany fandalovana ity izaho na ianao,inona no mba tianao ahatsiarovan'ireo olona (izay mbola velona na ny manodidina na ny havana sns)anao? Ary ahoana no anantan... tohiny
novalian'i majakely ny 27/05/2007 09:04
niryna ( 21/05/2007 03:43)
Tsy misy ny tonga lafatra fa imperfect no misy!!
Asa ianareo raha mahita na manana saina ny hanao izay tena mahafa-po na mieritreritra ny hanao zavatra mba ho tena tonga lafatra. Ny tena marina dia tsy misy tonga lafatra na iray aza . Ny olona mi... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2007 09:10
niryna ( 20/05/2007 14:16)
Niova ho kristiana aho:Vavolombelona!!!
Ny fijoroana ho vavolombelona an'i Krsity no tena zava-dehibe ho an'ny olona eran-tany.Ahoana moa no ahafantarany fa misy i Kristy raha tsy nahita ireo olona nanaraka Azy izy ireo.Mandehana mitory ny ... tohiny
niryna ( 19/05/2007 04:48)
Antony mahatonga ny vhvy miasa ora feno ankehitriny?
Inona no antony mahatonga ny vehivavy miasa feno ankehitriny raha oharina ny taloha?:D:D... tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:34
niryna ( 18/05/2007 20:49)
Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!
Mahafinaritra ny mizara ary fiteniko matetika io tsy ato ihany fa niainako ary mbola ezahako hatrany ihany koa.Misaotra izay olona nandefa ity http://www.chick.com ity aho tato amin'ny sera2 fa tena ... tohiny
novalian'i cutie ny 26/05/2007 22:17
niryna ( 18/05/2007 07:53)
Ampireheto ny jiro!!!
Ny jiro no manazava izao tontolo izao.Ny jiro ihany koa no taratra mitsilo ny diantsika.Atra dia Mpiaro sy Mpitahy ny olona.Salamo 27:1-2. Ny kristiana rehetra no jiro manaza ny manodidina azy(ny na... tohiny
niryna ( 16/05/2007 18:23)
Nalevina,nodorana,navalan-drano,nafafy ny tany/maty?
Misy miresaka hoe ny maty hono maheno fa tsy afaka miteny,misy tonga mamangy eny am-pasana manatitra voninkazo ny fianakaviana maty ary miresaka aminy.Fahatsiarovana ilay maty daholo izany,marary ny t... tohiny
novalian'i piste ny 25/05/2007 07:58
niryna ( 16/05/2007 07:05)
Vavaka tsy mivaly?/antony?/ny tokony atao!!!
Matetika dia resaka eto foana io hoe tsy miresaka amin-tsika intsony Atra.Amiko dia Andriamanitra velona Izy.Atra tsy miova fa manome fanantenana antsika foana.Andriamanitra mamaly vavaka ihany koa. ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/06/2007 01:48
niryna ( 15/05/2007 07:52)
Tratry ny fetin'ny reny!Maheno ve ny maty?
Fetin'ny reny (amerikana) omaly 13 Mai ary dia nankalaza izany daholo ny olona maro.Ny fiangonana dia feno ary nizara zavatra kely ho fahatsiarovana sy ho fankasitrahana ireo reny rehetra,ny fisakafoa... tohiny
niryna ( 14/05/2007 18:18)
Manasitrana ny foko Izy raha mila vonjy Aminy aho
Manasitrana ny foko Izy raha mila vonjy Aminy aho.He heals my heart if I ask God for help! Mijaly aho,marary ny fanahiko,maratra ny foko?Zavatra tokana ary iray ihany no afaka hanasitra an'izany dia ... tohiny
niryna ( 12/05/2007 05:44)
Avy amin'inona no niavian'ilay toerana eto gasikara?
Manan-tantara daholo hono ny antony nanaovana ny anaran'ny toerana misy eto amintsika. Matetika toa misy resaka hidiran'ny mpanjaka na nisy zavatra nanjoa na mety mahafantatra isika zavatra hafa naha... tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:27
niryna ( 12/05/2007 05:09)
Neny tiako,fifaliako,izay nampianatra ahy namindra
Isan'andro isika dia tokony ahatsiaro ny soa nataon'i neny antsika.Andro natokana ho azy moa ny alahady 13 mai izao aty amerika koa dia mahatsiarotsiaro izany reny malala izany e:(:cry: Iza no mihira... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2007 19:53
niryna ( 11/05/2007 16:16)
Ry neny o ,ry neny tiako,lazaiko anao fa tsy afeniko
Amin'izao fentin'ny reny(Mother's day) May 13th.Tsy fantatro na Victor Solo angamba no mihira azy io fa mba omeo kely ahy ny tonony raha misy mahatadidy ianareo.Mandeha foana io isaky ny fetin'ny reny... tohiny
novalian'i Penhell ny 29/11/2007 08:41
niryna ( 09/05/2007 17:48)
Ianareo ve mba manao toy izao koa!!
Mandeha any amin'ny mpivarotra ianao dia misy zavatra tena tianao tokoa toa hoe lasan'ny olona iny rehefa tsy vidina.Dia mihezaka ny hividy an'iny sao tsy tratra intsony.Rehefa tonga any an-trano anef... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2007 20:53
niryna ( 08/05/2007 16:30)
Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.
Raha mieritreritra sy mandinika ny fanirian'ny zava-boary isika dia indraindray maniry sy mitsimoka ho azy ireo kanefa tsy nisy nikolokolo.Raha ampitahana amin'ny voninkazo ny fiainantsika olombelona ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2007 08:30
niryna ( 08/05/2007 15:10)
Toetra ratsy-fitsiriritina,fialonana/ tonga sa novolena?
Mba lasa ihany ny saiko mieritreritra ny olona milaza fa mialona azy ny hafa,na hoe mitsiriritra ny zavatra hananany na toetra io ,fananana,bika,harena,vady koa aza tafiditra noho ny hatsara-tarehiny ... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2007 20:50
niryna ( 07/05/2007 06:18)
Tafita(success) sa rendrika(failure).Ny tokony atao mba ....
[u]The secret of success[/u]: Alohan'ny zavatra rehetra, ny fahavononana no fanalahidin'ny fahatafitana. Misy maro ny olona raha jerena ka tafita ary nisy ezaka tao na nanana tanjona tratrarina izy k... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2007 20:41
niryna ( 04/05/2007 06:27)
O ry namana ato amin'ny sera2 Inona no kalinareo (sakafo) ?
Miala tsiny fa tokony tany amin'ny sakafo no nataoko saingy tsy maninona fa tsy manontany ny fandrahoana azy tsinona kou. Misy maromaro ihany ny misy antsika ato amin'ny serasera mba lazao hoe ny toe... tohiny
novalian'i saroun ny 11/05/2007 10:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051