Tsy misy ny tonga lafatra fa imperfect no misy!!
1. niryna
(
21/05/2007 03:43)
Asa ianareo raha mahita na manana saina ny hanao izay tena mahafa-po na mieritreritra ny hanao zavatra mba ho tena tonga lafatra.
Ny tena marina dia tsy misy tonga lafatra na iray aza .
Ny olona mihevitra ny ho tonga lafatra dia tsy tonga amin'izany satria:
1- Matahotra ny tsy ho tonga lafatra izy.
2-Tsy mba afaka manampy ny hafa manodidina azy izy.
3-Tsy mahavita izay tena hieritreretiny izy.
4-Mamitaka ny tenany izy mihevitra azy ho tonga lafatra ,heveriny tsy tonga lafatra daholo izay olona manodidina azy,ary tsy zakany izany.
Ny olona izay mahafantatra fa tsy tonga lafatra kosa dia:
1-Rehefa manao zavatra amin'ny fony tokoa izy dia tena mahavita betsaka noho ilay mihevitra ny tena hiangaly amin'iny mba ho tonga lafatra.
2-Mahavita asa betsaka koa izy rehefa tsy matahotra sy tsy mieritreritra ny ho tonga lafatra @ ilay fanaovana zavatra izay tiany atao.
3-Ny fiasana lavabe tsy midika fa manao ny asa tena filamatra ianao.
4-Manana fahatokisana amin'ny zavatra ataony izy fa tsy mitaintaina na miahiahy,manao izay ho vitany izy ary dia tena mahavita tokoa moa izany.
Ahoana ny hevitrareo?:D

novalian'i xxx ny 22/05/2007 09:10
3. tywa68
(
21/05/2007 05:59)
nyrina: tonga lafatra ho an'iza aloha e ? :lol: satria arakarak'ilay atao sy ny enti-manana @izany no hahitàna azy !
Ika : :-D
Ika : :-D
5. johnnyandri
(
21/05/2007 09:42)
Dia ahoana izany, ilay olona mahafantatra fa tsy tongalafatra ve azo sokajiana ihany hoe tonga lafatra rehefa tapitra ny resaka?:roll::^):-D
6. xxx
(
21/05/2007 10:10)
ny fijeriko an'i niryna io io maka boky na psychologie any ho any dia avy eo avoakany eto daholo ny sujet hitany any. Tsy maintsy mahita hosoratana foana, na dia zavatra évident (obvious ho anareo tsy mahay teny frantsay) aza dia averiny eto daholo
8. booboo
(
21/05/2007 16:06)
xxx > tsy maninona aby zany fa dinika (forum) no atao eto fa tsy fitsarana hoe manakory sy manakory ny mpandefa dinika iraika. Na mandefa dinika zato amby arivo aza, rehefa tsy azoazonao dia aza mamaly fotsiny fa lasa ilay oul no voadinika fa tsy ny hevitra ...
9. ikaretsaka
(
21/05/2007 23:27)
booboo> fa na izany aza .. tokony ho dinika sy hevitry ny tena aloha ny important fa tsy plaggiarisme kle
10. niryna
(
22/05/2007 04:49)
xxx:
ny fijeriko an'i niryna io io maka boky na psychologie any ho any dia avy eo avoakany eto daholo ny sujet hitany any. Tsy maintsy mahita hosoratana foana, na dia zavatra évident (obvious ho anareo tsy mahay teny frantsay) aza dia averiny eto daholo
Bjr. xxx .Mahita sujet ve aloha i xxx hodinihanay koa e.Tsy mba tsara ve ny miserasera e:D
11. niryna
(
22/05/2007 04:50)
ikaretsaka:
ny hevitro?
tonga lafatra ve niryna ?
Anjaran'ika ihany no mahafantatra sy mahatsapa na eny na tsia.:D
12. niryna
(
22/05/2007 04:52)
rush:
ny hevitro?
tonga lafatra ve niryna?
ny an'i rush mety ho tonga lafatra rehefa mahazo(l)kely
(l)niryna:D:roll::*(l)(l)(l)(l)(l)
(l)ny namanao tahaka ny tenanao(l)
13. niryna
(
22/05/2007 04:53)
tywa68:
nyrina: tonga lafatra ho an'iza aloha e ? :lol: satria arakarak'ilay atao sy ny enti-manana @izany no hahitàna azy !
Ika : :-D
Zavatra atao amin'ny fiainana no tiako ho resahina eto.Na amin'ny asa izany ,na amin'izay ataonao na ao an-trano aza.:D
14. niryna
(
22/05/2007 04:54)
ikaretsaka:
xxx> mazava be mihitsy izany!
Miandry an'ika koa izahay fa mba te-hamaly ny sujet-nao aho.:D
15. xxx
(
22/05/2007 08:41)
niryna:
Bjr. xxx .Mahita sujet ve aloha i xxx hodinihanay koa e.Tsy mba tsara ve ny miserasera e:D
Tsy manana aho fa tsy voatery hoe tsy maintsy miteny !!! Aleoko tsy miteny toy izay miteniteny foana
Dia mba sujet misy dikany atao fa ny hiafaranao dia hanontany hoe " maninona no eo @ tarehy ny orona ? "
Ny olana anie dia lasa mahakamo ilay mandeha ato @ serasera e, tellement ilay sujet tsy lasa mihintsy
16. sakaizakely
(
22/05/2007 08:54)
" maninona no eo @ tarehy ny orona ? "
hoatran'ilay zazakely manontany hoe
- inn ity neny ?
- mason'i neny
- fa maninona no maso ?
- 8O8O:^):^):^)
- fa maninn wa ?
- satria maso no iantsoana azy
- fa maninn no atao hoe maso
- :^):^):^)
- neny ?
- fa maninn wà no maso ?
- nenyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy !
- grrrrrrrr
17. xxx
(
22/05/2007 09:03)
xxx:tena marina mihintsy io e!tena mahakamo ny mahita an'izao rediredin'i niryna rehetra izao e!tokony handinin-tena ianao!topazo maso kely ny dinik ataonao rehetra dia heritrereto alohan'ny hamoahana dinika fa mahakamo be e!dia aza gaga raha tsy hisy hamaly intsony na tsy miditra eto intsony ny namana!dia aza lazaina koa hoe aza terena ny hafa fa rehefa tsy te-hamaly ianao dia aza mamaly!!!!!!!!!!!!!!!
Tsy manana aho fa tsy voatery hoe tsy maintsy miteny !!! Aleoko tsy miteny toy izay miteniteny foana
Dia mba sujet misy dikany atao fa ny hiafaranao dia hanontany hoe " maninona no eo @ tarehy ny orona ? "
Ny olana anie dia lasa mahakamo ilay mandeha ato @ serasera e, tellement ilay sujet tsy lasa mihintsy
18. xxx
(
22/05/2007 09:10)
booboo:
xxx > tsy maninona aby zany fa dinika (forum) no atao eto fa tsy fitsarana hoe manakory sy manakory ny mpandefa dinika iraika. Na mandefa dinika zato amby arivo aza, rehefa tsy azoazonao dia aza mamaly fotsiny fa lasa ilay oul no voadinika fa tsy ny hevitra ...
Marina izany , fa ilay dinika indraindray misavoan-danitra tena tsy hita izay ampiasaina azy eo @ fiainana na mba hoe mampihomehy na koa mba manome vaovao ... na tsy haiko e
Izaho mandeha eto mba mijerijery, miresadresaka , manala azy fa tsy handini-tena sy hanao philosophie be sy hanao asa saina . Izahay mantsy tsy matihanina (professionnel) eto fa mandalo fotsiny
Raha toa moa tsy azo hanaovana tsikera ny sujet sy ny mpanao sujet dia avereno amiko ny tsikerako
Efa manomboka manao tri ny saiko rehefa eto : rehefa sujet sokafan'i anona na i anona dia somary réticent aho