Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
10/06/2007 22:48)
Fiovana eo amin'ny fiainana.Ny mazana/ny tsara/ny tsy fahita
Afaka resahina daholo na ny fahazazana izany,na ny fahatanorana miha antitra,na lasa antitra ka mipetraka irery,na ny toerana akaiky lasa lavitra,na ny fiovana asa,na ny fiovana eo amin'ny lafin'ny fa...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:30
niryna
(
10/06/2007 22:36)
Firy taona i Lanto?
Aza maka kahie na taratasy hanoratana a.Tonga dia ataovy kajy an-kandrina:roll::D
Avo roaheny ampiana fito ny taonan'i Lanto no taonan'i Jaona.
Raha 19 taona i Jaona.Firy taona izany i Lanto?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/06/2007 06:51
niryna
(
10/06/2007 22:15)
He, sambatra aho Jeso raha miaraka Aminao( ho an'i Marovezo)
Ity ilay hira notadiavinao Marovezo a.
He,sambatra aho Jeso
He,sambatra aho Jeso raha miaraka Aminao.
Fa ny lalanao dia lavi-pahoriana.
Ny ali-mampahory ,ny raho mitatao.
Eo anilanao dia mody f...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2007 04:16
niryna
(
08/06/2007 18:45)
Mamangy ny fahoriana fijo a
Tonga any dago hono i fijo nandevina an-dreniny.
Dia manome fampaherezana ho azy aho sy ny namana rehetra izay mety tsy mahita ity famangiana ity
Aza misosoka alahelo intsony fijo a.
(l)niryna...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/06/2007 15:07
niryna
(
07/06/2007 15:01)
Divay t@ TT sy ny divay t@ TV mitovy ve ireo?
Misy resaka divay ao amin'ny TT sy ny TT vaovao,mitovy ve ny dikan'io divay io?
[u]Testamenta Taloha[/u]
Nisy mpanjaka mamo ary dia niboridana ka ny zanany no nanarona azy,iza io mpanjaka io?
...
tohiny
novalian'i marozevo ny 29/06/2007 07:25
niryna
(
07/06/2007 07:17)
An'isany lesona iray ilaina @ mahakristiana
Mora tezitra lava ity zazalahy ka nomen-drainy harona kely feno fantsika .Isaky ny tezitra ialahy hoy izy dia fatsiho amin'ity ny fefy.Tamin'ny voalohany dia 37 no isan'ny fantsika nataony teo amin'ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2007 04:54
niryna
(
05/06/2007 06:28)
Ny dikany sy ny nihavian'ny teny hoe protestanta?
Ny fanazavana tamin'ny mbola kely fotsiny dia hoe nanohitra ny fiangonana nisy taloha ilay mpiangona tao dia nanorina fiangonana vaovao.
Inona no notoheriny?Nisy zavatra tsy nety ve tao sa nisy zavat...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/06/2007 04:43
niryna
(
04/06/2007 07:32)
Namaky Baiboly ve ianao? Eny ry dada!
**Nandeha nandrato fianarana lavitra ity tovolahy.Nampitondrain'ny rainy Baiboly izy ary nafarany ny hamaky an'iny sy hanankina ny fiainany amin'Atra.Nety tsara ny fianarany nandritra ny taona roa,noh...
tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 08:35
niryna
(
03/06/2007 06:07)
Toa tsy mino an'izany aho
Mitombona ve izany hoe ireny olona fohy kely ireny hono dia mora tezi-dava,tsy mba manana fo faly ?Fohizina be hoy ilay olona.Nampiany indray hoe mifanakaiky ny tsinainy sy ny ati-dohany.Tsy misy hifa...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/06/2007 05:31
niryna
(
02/06/2007 05:24)
Raiso ny zanako!
Tia manangona ireny karazana sary hosodoka hafakely ireny ity rangahy mpanankarena sy ny zanany lahy .Saika tapitra nananany daholo hatramin'ny Picasso ka Raphael.Mahafinaritra azy mianaka matetika ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 11/06/2007 08:33
niryna
(
02/06/2007 00:57)
Tratry ny fetin'ny reny daholo isika rehetra!!
Miarahaba antsika rehetra namana sy ny reny rehetra tratry ny FETIN'NY RENY.
Dia ho tratry ny andro manaraka indray e.(l)(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/06/2007 04:47
niryna
(
01/06/2007 21:26)
Fanomezana ny fiainana..(vehivavy jamba/fehiny)
Nisy tovovavy jamba izay tsy tia ny tenany izy satria jamba.Tsy misy tiany daholo ny olona rehetra afats'ilay olon-tiany irery.Eo amin'ny mandrakariva ity tovolahy.Hoy izy raha mba mahita izao tontolo...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/06/2007 16:23
niryna
(
31/05/2007 06:51)
Miteny @ Fiteny Tsy Fantatra.Ao anaty Baiboly io jereo eto !
[u]Ny fanomezam-pahasoavana (gift of Spirit)[/u]
-[i]Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina;ary niteny tamin'ny [u]fiteny tsy fantatra izy sady naminany[/u]...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/06/2007 05:19
niryna
(
30/05/2007 05:31)
Mivoaka ny lalana fa tsy maitsy manao fehikibo ny mpamily!
Misy lalana mivoaka fa tsy maitsy manoa fehikibo daholo ny mpamily rehetra ka izay tratra tsy manao dia voan'ny sazy.Miferin'aina anefa ireo mpitondra taxi mandeha amin'ny alina fa tsy afaka mandositr...
tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:33
niryna
(
30/05/2007 05:23)
Vehivavy 60 taona teraka kambana.
Toa mahavariana indraindray ny fandrosoana sy ny fahaizan'ny dokotera,misy olona tsy miteraka dia vitany ny hananan'iny olona iny zaza.Misy fomba ataony ary dia matetika teraka kambana ka hatramin'ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/06/2007 06:02
niryna
(
29/05/2007 05:52)
Mitovy ve ireto sa misy maha samy hafa azy keellyy ee?
Misy teny matetika fitenin'ny olona ireto: Ny hoe mandraitra atody vaky sy ny mamaky akotry ary ny hoe mahihitra/ahitsiho azafady maihitra.
Misy hitovizany sy misy hifandraisany ve ireo?
-mandraitr...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/06/2007 05:56
niryna
(
26/05/2007 18:09)
Inona no marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
Andao isika hanao kajy kely:D.Inona no tarehy marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
3,7,4,7,5,9,6,9,7...? ...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2007 03:48
niryna
(
25/05/2007 18:27)
RAHOVIANA NY TEMPERATURE FAHRENHEIT SY NY CELSIUS NO MITOVY?
Rahoviana ny hafanana(temperature) Fahrenheit(F) sy ny temperature)Celsius(C) no mitovy tarehi-marika?
Marihina fa: 32 degree Fahrenheit = 0 degree Celsius
32 F = O C
...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/06/2007 05:58
niryna
(
25/05/2007 06:05)
MIOVA NY SAINA REHEFA MISY MAHAZO.
Nisy tovovavy jamba izay tsy tia ny tenany izy satria jamba.Tsy misy tiany daholo ny olona rehetra afats'ilay olon-tiany irery.Eo amin'ny mandrakariva ity tovolahy.Hoy izy raha mba mahita izao tontol...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/06/2007 20:40
niryna
(
24/05/2007 17:07)
Pentekosta/Alatsinain'ny Pentekosta.
Inona no fieritreretanao ny hoe fety Pentekosta?
Ary ny Alatsinain'ny Pentekosta ,misy an'izany ve ao anaty Baiboly?Raha eny ,dia aiza ao anaty Baiboly ao no misy milaza andro Alatsinainy io na fanka...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/05/2007 06:01
