Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zoam, milahatra araka ny daty
zoam
(
24/07/2009 22:23)
iza no manana capacite hanafika an'i viva avec roquette
mampieritreritra ihany le iza no mety ahavita hanafika an'i viva,iza no manana interet hoamin'izany
http://www.youtube.com/watch?v=_Q9Eha9zA9g...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/07/2009 19:57
zoam
(
24/07/2009 05:31)
resahina foana 7fevrier
isaky ny mba miteny kely y Hat dia ny 7fevrier foana hanamelohana an'i fitondrana teo aloha na dia fantatatra mazava aza hoe iza no responsable,ary ireo olona 100 mahery maty t@ 26janvier 2009,iza no ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:28
zoam
(
23/07/2009 21:28)
lany fotsiny ny fotoana avec hat
tsy misy zavatra mandeha @ laoniny mihitsy nefa dia mbola miziriziry be,izay ve le mba fitiavana ny firenena
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28278...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:32
zoam
(
22/07/2009 20:21)
aza matahotra fa mbola ho avy dada e
izahay aloha dia tsy kivy izany e ,vao maika aza motivé,ary no hitolomanay fa tsy maintsy tafaverina e @ fitondrany i ravalomanana mark,izay ihany no solution ary tadidio tsara ny tenin'ny vice amira...
tohiny
novalian'i Ahton ny 23/07/2009 21:39
zoam
(
21/07/2009 21:33)
naharatrarana baomba tao @ legaliste en fin c'est une preuve
tena mahagaga fa tsy mbola nahitana preuve tena matotra ity resaka baomba artisanal ity ,fa misy foana le izy fa saingy tsy mipoaka na au courant ny fisian'ny zandary,ary tena mahagaga sy mahazendana...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:17
zoam
(
20/07/2009 20:57)
baomba magique
tsy mbola nipoaka akory ny baomba na hoe nahafaty dia efa tratra hono e,sady fanatratry ny zandary daholo ny renseinement rehetra misy an le baomba magique,eritrereto hoe raha misy gasy marina vonona ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/07/2009 10:19
zoam
(
13/07/2009 03:56)
toa mety hiverina anisa andro indray izahay mianakavy kely
inona indray izao no wawa an'ry tgv eto ,hanao election hono,izay no mba dernier carte ,efa fanatra fa tsy hisy hanaiky an'izany eo na ny communaute international na ny gasy ,tsy mbola nahita mpitond...
tohiny
novalian'i zoam ny 13/07/2009 22:33
zoam
(
11/07/2009 03:50)
tapina ny domy
tsy mety tafavoaka mihitsy Hat sy ry tgv,tsy misy vola, ny communauté internation tsy mety hanomeha vola sy reconnaissance mihitsy,mbola mitady hanao forcing nefa efa nanmpitandrina ny firenena lehib...
tohiny
novalian'i zoam ny 14/07/2009 06:54
zoam
(
09/07/2009 05:33)
kolonel ravalomana c un vrai pro
Raha tena professionel ianao ry kolonely richard Raval. dia sambory tsy misy atakandro ingahy Andry Nirina Rajoelina noho izao antony mazava be sady misy voaporofo mivaingana. Nipetraka tao anatin'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/07/2009 22:34
zoam
(
02/07/2009 19:23)
betsaka ny vola ato @ HAT
nampiakarina ny indemité ny miaramila izao indray selon orane.mg hoe
Selon la libre Belgique, l’armée Belge met en vente 23 vieux hélicoptères militaires dont la moitié sont des appareils lÃ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2009 20:57
zoam
(
25/06/2009 03:59)
kely sisa mitsangaa ry tanora hoavin'ny firenena
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8
tonga @ fotoana nify solon'ny nify aina solon'ny aina ka dia mahereza ,tsy misy saina mitsangana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:01
zoam
(
17/06/2009 11:43)
tsy kivy izany izahay fa miady hatramin'ny farany
tsy kivy izany izahay ,mitohy hatrany ny tolona ,azo ny ambasady gasy a paris ary tsy hijanona hatreo akory fa mitohy hatramin'ny farany
http://www.youtube.com/watch?v=j9xr5lxRugE
ny but rehefa voa...
tohiny
novalian'i Noue ny 17/06/2009 15:13
zoam
(
10/06/2009 18:23)
i andrywui no tena mahafinaritra an'i hery ato
raha misy aloha no mpisera nahasarika olona hijery ny serasera politika tao anatin'ny 6mois dia i andrywui,ka dia mba mendrika ny respect kosa lery sa ahoana lesy oui oui ...
tohiny
novalian'i essera ny 11/06/2009 10:01
zoam
(
10/06/2009 05:07)
en fin tonga ihany ny PPN avy any arabie saoudite faly be ah
Surprise lors du départ de la délégation d’»investisseurs» saoudiens: ces derniers quittent l’hotel Carlton sans payer les frais d’accomodation. Panique donc à la direction de l’hotel, q...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:49
zoam
(
09/06/2009 19:09)
hafatra hoan'i andrywui
mahafinaritra lesy andrywui ,saingy le politika anie lesy tsy kilalao e,oatrany ankizikely letsy ialahy ,very andro manisa eto fotsiny ,na izany aza dia mila an elahy ny eto amin'ny serasera politika ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 09/06/2009 23:16
zoam
(
19/05/2009 22:27)
fitsenena president tany lybie selon VIVA
Nijery viva aho aho androany dia nahita fa hoe fitsenena presiden no nanaovana an'i TGV tany lybie,tsy nisy na dia tapie rouge,fitsofana mozika ny tafika ,ny tafondro,escort @ motar nankany palais ka...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:49
zoam
(
13/05/2009 04:03)
hisaorana lehibe ny HAT fa rava ny monopole ny magro
Afaka miaina an-kalalahana mihitsy ny rehetra.
Ary mihinana dibera daholo by isantokantrano satria rava ilay MONOPOLE
Taloha 10.000 Fmg ny MARNA GOLD
MENAKA : 18.000 Fmg ny cacheté
Ny v...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 15:27
zoam
(
12/05/2009 11:31)
lazao ny tena marina
Mahagaga sakanana amin'ny fomba rehetra i ravalomanana mba tsy ahazo hilatsaka ho fidiana ,maninona raha tonga dia tsorina hoe matahotra izahay Arema ,zafy ,hat tgv sy sisa,satria raha misy election l...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 22:34
zoam
(
12/05/2009 08:46)
pros hono ny ry sarla ,sy lylison nefa toa vendrana ihany
Izany procedure fanaovana arrestation izany aloha dia tena mbola tsy hain'ireto olona voalaza anarana ireto izany,mety ny fahaizana no tsy ampy ve?,satria raha hitady olona ianao dia mila mandefa conv...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:35
zoam
(
11/05/2009 10:46)
bandy tsy misaina ry charles,lylison,cemgam,rakotonandrasana
mihevitra ny tenany ho rambo nefa basy no mba hireherehana hoe pros,izao ry zalahy izany mandeha irery izany tsy sahiny atao intsony,indrindra moa fa hoe handeha tongotra tsy mirongo basy,mila mailoma...
tohiny
novalian'i ralevazou ny 12/05/2009 07:23
