Liste des messages

Liste des messages, inserés par zoam, par ordre de date
zoam ( 01/10/2009 19:02)
efa vita sonia ny maputo ka izay voasoratra dia voasoratra
efa vita ny sonia tany maputo ka miandry ny an'ireo lazaina fa responsable an'ity firenena ity hitana ny teniny ,dia ny hampihatra an'izay nifanarahana .Hoavy eto ny GIC hijery hijery ny fampiharana a... suite
répondu par fijo le 02/10/2009 20:41
zoam ( 30/09/2009 21:33)
camara tgv bis ,appel moi president
http://www.youtube.com/watch?v=yreUZP7BKQk&feature=player_embedded... suite
répondu par fijo le 02/10/2009 20:45
zoam ( 28/09/2009 18:13)
voaraoka mopera tao @ ONU
ny tena marina dia i ra8 no tokony tany ONU saingy le ambasadera zina any new york no namadika ny baolina sy nanova ny anarana tao,jereo fa voarohirohy t@ afera maloto mikasika an'io ry zareo sy tsar... suite
répondu par diloo le 01/10/2009 00:36
zoam ( 28/09/2009 13:42)
be vava sy mitady hitondra ny baolina samy irery
mihevitra azy ho mahavita tena nefa mbola misolelaka UE mitady vola hanaovana fifidianana rapide ny Hat amin'izao ,indrisy fa tsy nahazo,tsy ilaina hono ny mpamatsy vola ,tena hita mihitsy ny maha san... suite
répondu par fijo le 30/09/2009 20:45
zoam ( 09/09/2009 14:36)
birmanie no tanjona
io aloha izany izao no filamatra ,tsy mila famatsiambola vahiny, fa ny eto antoerana ihany dia efa ampy,any birmanie misy total elf mitsandraka petrole nefa mbola tena mahantra be ihany k'asa i madaga... suite
répondu par pikatti le 12/09/2009 12:41
zoam ( 06/09/2009 21:51)
aiza ny ombimanga e
fa toa ry gal Ravelomanana claude,Ndrinarijaona ,rakotonandrasana noel,charles et lylison,miampy an'i organesse.Fa ireo ve no atao hoe tafi bahoaka, c'est toujours la meme tete nefa ireo efa fantatra ... suite
répondu par pikatti le 07/09/2009 17:43
zoam ( 01/09/2009 19:09)
demonstration de force an'i tgv dem1 eny mahamasina
tena kivy tgv e,saika hanao manifs eo kianjan'ny mahamasina rahampitso dia matahotra ny tsy ahazo kil dia hoe atao ao kianja mitafo ny mahamasina,nefa mbola matahotra ihany soa tsy feno io kianja io d... suite
répondu par pikatti le 03/09/2009 07:00
zoam ( 23/08/2009 21:33)
aiza ho aiza amin'ireo i Andrywui
http://menalamba.wordpress.com/2009/08/ ... suite
répondu par pikatti le 26/08/2009 17:59
zoam ( 17/08/2009 15:40)
takleny rakotovazavaha i rondefo ry dia k.o
http://www.youtube.com/watch?v=o-kL9Ruerbw ... suite
répondu par pikatti le 18/08/2009 12:18
zoam ( 11/08/2009 17:08)
nahazo famotsora keloka ve izany koutiti
i tgv mantsy no gracier an'i koutiti, pouvoir illegal donc koutiti izany nahazo aminstie pôlitika,sa tafiditra ao anatin'nle crime de sang dia mety hiverina any tsiafahy rehefa misy gouvernement leg... suite
répondu par fijo le 11/08/2009 22:13
zoam ( 11/08/2009 10:01)
mbola misy baomba e,tsy tena tsy faly mihitsy ve ny Hat e
jereo ny concession nataon'i r8 nanomezany sezany ara dalana hoan'ny mpanao coup d'etat nefa mbola misy tsy faly ihany ny capsat sy Hat integriste ny hiverenany eto dago na dia nahemotra aza,hita miba... suite
répondu par fijo le 11/08/2009 22:42
zoam ( 09/08/2009 20:12)
hiditra @ 2round any maputo dans 10jours
tsy zakan'i tgv intsony pression mahazo azy any maputo,hiemotra maty raibe handroso maty renibe,tsy hanao na inona na inona c'est deja mort ahoana hoy roindefo t@ tgv nanao sonia,dia ahoana hoy ny ca... suite
répondu par pikatti le 09/08/2009 23:05
zoam ( 07/08/2009 20:23)
mampiseho ny maha vendrana azy i tgv
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php? mila fahaizana ny fanaovana politika ,tsy voatapak'i tgv samy irery ny amnistie an 'i ra8,fanina ingahy rainy midika izany fa bordel be le hat satria ... suite
répondu par patrick2002 le 08/08/2009 12:23
zoam ( 07/08/2009 03:50)
rehefa tsy hanao sonia ry tgv dia aleo hiditra @ plan b
hoan'ny olona manana fianakaviana maty ,niharan'ny tsindry azo lena,very asa victime noho ireny coup d'etat ireny ve dia hanaiky mora ny hijanonan'i tgv sy ny forongony teo,efa manaiky ra8 ny hiarahan... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:54
zoam ( 05/08/2009 20:08)
tsy manaiky ny miaramila ny hiverenan'i ra8
atsy ho atsy dia tsy ilaina koa ny election raha izay no hitiavan'ny miaramila azy ,efa natao ny asisses militaire teny ivato fa tsy tokony hiditra @ resaka politika intsony ny miaramila,sa izay le ba... suite
répondu par pikatti le 07/08/2009 08:44
zoam ( 04/08/2009 18:12)
efa matahotra mafy ny Putschiste isany
efa matahotra mafy ny putchiste hoe hoavy ny ara dalana,raha azon'ireo natao ny handeha ho any maputo hampitahotra an'ireo mpivory efa nataony izany ,kely ati doha ,i oindefo moa efa nilaza fa tsy hia... suite
zoam ( 03/08/2009 20:05)
ho vita tsy ela ny baolina e
efa manomana ny fety fiverenan'i dada izahay ,rehefa tsy hanao azy i tgv dia aleo izahay 3 mouvences no hanao an'ity resaka ity satria samy manana capacité hitondra an'i dado sady efa samy nitondra a... suite
répondu par fijo le 04/08/2009 21:23
zoam ( 02/08/2009 21:15)
RETOUR A L’ORDRE CONSTITUTIONNEL EN SELON PARANOIA
aleo dia hiomezana fotsiny fa efa manao tsipaky ny miala aina marina,retours a l'ordre constitutionnel midika famerenana ny president ra8 eo @ fitondrany saingy partagena ny pouvoir fa tsy an'i tgv d... suite
répondu par vitamatavy le 04/08/2009 21:58
zoam ( 02/08/2009 13:10)
mitady hanao lala poza indray ny HAT any maputo
efa hiara malala aloha fa dia tsy vonona an'io fihaonana io mihitsy ny HAT,natao daholo izay azo natao rehetra(baomba sy ny fanafihana an'i viva) ,ary rehefa fanatany fa tsy nisy nanaiky azy ny rehetr... suite
répondu par fijo le 04/08/2009 21:39
zoam ( 26/07/2009 02:58)
ny fisainana foza
Nandalo kely tany Madagascar t@ juin teo ka fijery avy eto @ internet rehetra toy ny site(tim, tournicotitournicota_riena voir avec le sujet, sobika,pimaso, ....midi, lexpress, ...) izany no nentiko t... suite
répondu par ntss le 28/07/2009 16:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0256