Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zoam, milahatra araka ny daty
zoam
(
07/05/2009 07:21)
hidina ny PPN ho faly ny tantsaha mpamokatra
ho 500Ar ny kilao @ vary dia ho faly daholo ny tantsaha 85% ny malagasy
tadidio ny tany haiti firenena mpamboly vary sy manondrana nefa ankehitriny na ny tanimbary hambolanena aza tsy voakarakara int...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:11
zoam
(
01/05/2009 11:08)
f'angaha tsy misy afa tsy ry charles sy lylison ny tafika
nandeha ny fakana ny palais ambohitrohitra dia commandant charles
nandeha teny antanimena dia mbola i charles ihany
nandeha ny fisamborana an'i general CEMGAM taloha dia mbola lery ihany
nandeha v...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/05/2009 11:31
zoam
(
29/04/2009 07:03)
mitohy ny tolona
efa tratra ny mpitifitra ny vahoaka nandeha 4x4 hoy commandant charles ,sy colonel lylison fa tsy misy hatahorana intsony ny securité ny vahoaka ,ndao y zalahy hilahatra indray fa tsy tokony hisy mat...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:12
zoam
(
27/04/2009 11:13)
tsy tokony hatahotra an'o pierrot sy ratsiraka isika
izay pierrot ve no mba hatahorana ry ireto an,lery iny aza maharary voan'ny cancert manao terapie any france ,izany anie no maha sola ny volon'iny e,i ratsiraka indray efa mipipy ankilaotra,au moins k...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:21
zoam
(
24/04/2009 09:24)
mitohy ny famonoana ataon'ny capsat
araka ny fanatra dia 4x4 blanche io no tena mitifitra ny vahoaka eo ambohijatovo, ny miaramila sy ny police mijery fotsiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:25
zoam
(
22/04/2009 13:58)
avereno daholo izay nolazain'i ry tgv fony teny @ 13 mai
TSY MILA AUTORISATION NY ENY @ PLACE DE LA DEMOCRATIE
FA TONGA DIA MANKENY REHEFA :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:35
zoam
(
21/04/2009 09:19)
efa manomboka miha malemy ny HAT ,sahady ve ?
lainga be an'i roindefo sy organes hoe ny pro legaliste no namono sy nitifitra ny miaramila sy ny police
en fin efa mandeha ny radio mada , tsy misy miala eo raha resy taneraka io Hat io...
tohiny
novalian'i zoam ny 21/04/2009 10:37
zoam
(
20/04/2009 20:01)
tsy menatra akory i roindefo dia mandainga be
tena mpandainga be mihitsy le roindefo e,nolazainy fa le police maty foatiftra teo @ lohany iny novonoiny mpanao manifestation pro ra8
http://fr.news.yahoo.com/4/20090420/twl-madagascar-ravalomanana-...
tohiny
novalian'i mion ny 21/04/2009 05:56
zoam
(
16/04/2009 17:52)
mipetraka ny PM legal hono
araka ny vaovao heno dia hoe toa eny andafiavaratra hono no bureau misy ny PM Manadafy dia hoe toa eny anaty rova ny bureau an'i ra8 mila confirmation e :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i mihitsy ny 17/04/2009 05:49
zoam
(
15/04/2009 22:29)
ho raikitra ny 3em guerre mondial
21:15 - Le colonel Ndriarijaona autoproclamé Chef d’Etat Major le mois dernier, a averti que les «forces armées vont riposter à toutes invasions étrangères (…) Les matériels militaires ...
tohiny
novalian'i reeves ny 16/04/2009 11:39
zoam
(
06/04/2009 16:47)
pierrot Rajaonarivelo premier ministre ra8
hanendry premier ministre tsy ho ela i ra8 ary efa misy tractation en vue de former une gouvernement union national avec tous les parti politique connu a madagascar,ao ihany koa ny olon'i zafy sy ny t...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:59
zoam
(
31/03/2009 02:57)
niala tsy ho membre ny sadc koa i madagascar
tgv tsy d'accord @ SADC miala tsy ho memebre i dago
tgv tsy d'accord @ OUA mety hila tsy memebre i dago
tgv tsy d'accord @ ONU miala tsy ho membre koa i dago
tgv tsy d'accord @ bailler de fond tsy ...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 31/03/2009 12:30
zoam
(
27/03/2009 19:26)
toa tsy hijanona io tolona io raha izao no fandehany
vao maika mihabetsaka ny mpitolona may ny afo natsangany ve izany i tgv,mbola tsy tara anefa ny fanomezana ny fitondrana hoan'ny tafika malagasy ,ary asiana ny assises national ,dia aroso ny fifidiana...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 23:56
