efa manomboka miha malemy ny HAT ,sahady ve ?

1. zoam ( 21/04/2009 09:19)
lainga be an'i roindefo sy organes hoe ny pro legaliste no namono sy nitifitra ny miaramila sy ny police
en fin efa mandeha ny radio mada , tsy misy miala eo raha resy taneraka io Hat io
répondu par zoam le 21/04/2009 10:37
2. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:25)


:-$ :-$ :-$ KELY SISA DE HIRODANA NY HAT :-$ :-$ :-$
=D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
3. rabaradaka ( 21/04/2009 09:57)
Dadatoa a, marina izany fa mila miray saina daholo ary mila miray fo sy mivavaka mafy handrodanana ny TGV sy ny HAT. Mahereza dadatoa sy nenitoa
4. Mirananirina ( 21/04/2009 10:05)
Zoam,a;notatatataina taloha hoe mpamono olona Ra8?????????
Izao indray misy maty,dia mbola Ra8 ihany ,nefa izy efa tsy eo intsony :(
Tsy manaiky mihitsy ratgv fa izy no mamono ny vahoaka izao :twisted:
5. zoam ( 21/04/2009 10:37)
ireo HAT ireo tsy misy miraharaha an'izany fa ny seza ihany ,anga ry zareo manana souci toan'ny TIM hoe sao dia tsy ho lany intsony raha misy election eo.Ny kiboko ihany no fantako hoy papi organes izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438