mipetraka ny PM legal hono
1. zoam
(
16/04/2009 17:52)
araka ny vaovao heno dia hoe toa eny andafiavaratra hono no bureau misy ny PM Manadafy dia hoe toa eny anaty rova ny bureau an'i ra8 mila confirmation e :roll: :roll: :roll:
répondu par mihitsy le 17/04/2009 05:49
2. xxx
(
16/04/2009 17:59)
zahay anga mpiasanao no asainao mi confirmé anizany? akombony ny vava rehefa tsy mahalala!
4. Noue
(
16/04/2009 18:17)
Le nouveau Premier Ministre de Marc Ravalomanana, Manandafy Rakotonirina demande à la communauté internationale et à tous les opérateurs économiques de venir à sa rencontre demain dans le nouveau bureau du gouvernement à Andafiavaratra
fa ilay oe anaty Rova zany aloha dia tsy hay ee
fa ilay oe anaty Rova zany aloha dia tsy hay ee
8. bazylou
(
16/04/2009 18:58)
looolll i peau rouge tava tsaoavly hono no pm ndry lerony !!! tssle :-D :-D :-D :-D :-D ,soavaly tsy misy lohany marina
9. bazylou
(
16/04/2009 19:02)
asa inona ano maha legal'izany pm tava tsoavaly izany klee! de hoe nomena an'ilay vice amiral de alain'ny prezda indray de manendry pm lery !!! tsssle , baolina efa valy ve letsyno lalaovina e!!!! :-D :-D
10. pikatti
(
16/04/2009 19:20)
tsy ampy saosy ntsony ka ry vendrana tao é, zay vao lasa zao é,niova pm angah ,latsaka an-katerena marina =)) =)) =)) =))
11. fijo
(
16/04/2009 19:30)
tsy aharitra intsony ny HAT fa mitsoka ny rivotra.veloma rasatroka fa maivana ^^oôooôô
12. xxx
(
16/04/2009 19:37)
ho vita tsy ho ela lesy ny baolina rabazy an,tsy misy gouvernement roa izany
13. fijo
(
16/04/2009 19:47)
tsy misy izany ka,izay tendren'ny filoha ihan yno ten aizy,fa tsy izay tery an dalana tery
14. BeraMuc
(
16/04/2009 19:57)
fanapaha-kevitra tsara sy matotra ny fanendrena ny PM
a) tsy misy TIIM azo raisina
b) experience sy relation amin ny partie politique maro, indrindra ny partie lehibe misy
c) tsy maloto amin ny resaka magouille economique
izay manana torohevitra tsara kokoa afaka milaza
fa mba tsy ireo adoloscent en pleine crise n ny TGV kosa aloha e ...

15. fijo
(
16/04/2009 20:02)
voalohany indrindra aloha,dia mijery izay azo hanampian aireo mpandraharaha niharan doza tamin'ny nafitsok'ilay vendrana iny.
jerena izay olona eken'ny any amin'ny sisiny any,fa tsy alatsaka fotsiny avy aty tana aty.
diovina tanterak any tena ekipa akaiky,fa esorina ireo mpijapy rehetra.avela hanaraka ny lamasininy any
jerena izay olona eken'ny any amin'ny sisiny any,fa tsy alatsaka fotsiny avy aty tana aty.
diovina tanterak any tena ekipa akaiky,fa esorina ireo mpijapy rehetra.avela hanaraka ny lamasininy any
16. xxx
(
16/04/2009 20:40)
Nareo zany koa d variana mandrevy eo fotsiny efa tsy credible zany Manandafy zany fa ny anareo marina d le hoe izay vadiny dada ihany ny Mama ô mitombona iany aloha zay tia mitombo tarehy i Manandafy ary na hilatsaka sefo Fokotany tsy misy mifidy fa d izy io tendrena mba hisolo afaka hiady @ Pety satria ny taigna samy taigna iany no hapediana eo
18. zandikely
(
16/04/2009 20:57)
Quelle incohérence!
Manendry premier ministre tsy ara-dalana hanoherana fitondrana tsy ara-dalana.
Manendry premier ministre tsy ara-dalana hanoherana fitondrana tsy ara-dalana.
19. pikatti
(
16/04/2009 21:06)
hita eo lesy io zandikely an , efa very hevitra le boiakely e :-D :-D :-D
20. ravalotgv
(
16/04/2009 21:12)
NGA MISY TSONY ZANY ARADALANA ZANY EEEE SAMY MANAO NY LALANA DE ZE MANANA BASY NO MATANJAKA ZE MAHASAHY MAMONO NO IZY
:* :* :* :*
:* :* :* :*