iza no manana capacite hanafika an'i viva avec roquette

1. zoam ( 24/07/2009 22:23)
mampieritreritra ihany le iza no mety ahavita hanafika an'i viva,iza no manana interet hoamin'izany
http://www.youtube.com/watch?v=_Q9Eha9zA9g
répondu par xxx le 25/07/2009 19:57
2. xxx ( 24/07/2009 22:28)
iza no mpanao coup d'etat nefa mbola misy president en place
http://www.france24.com/fr/20090316-palais-presidentiel-madagascar-armee-attaque-assaut-marc-ravalomanana-rajoelina
3. xxx ( 24/07/2009 22:32)
miaramila toa ahoana no mety ahavita hanafika an'i viva e
http://www.youtube.com/watch?v=WrgjZN3lrxk&hl=fr
4. zama91 ( 24/07/2009 22:36)
http://www.youtube.com/watch?v=obsq2yMgTRY&hl=fr
ra charles c toujours lui
5. xxx ( 24/07/2009 22:39)
http://www.dailymotion.com/video/x95593_arrestation-de-manandafy-part-01_news
mazava hoazy fa mbola ho tonga ny fotoana indray andro any
6. xxx ( 24/07/2009 22:42)
ny habibiana
http://www.youtube.com/watch?v=5H3SMoSsqco&eurl=http%3A%2F%2Fvideo%2Egoogle%2Efr%2Fvideosearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dmutinerie%2520de%2520capsat%26rlz%3D1W1GPEA%5Ffr%26um%3D1%26ie%3DUTF%2D8%26sa%3DN%26tab%3Dwv&feature=player_embedded
7. xxx ( 24/07/2009 22:48)
ny hat ihany no manao an'io sarin'ady mba tsy handehanana hifampiraharaha any addis abbeba,tano ny azo fa sarotra no mila hoy ilay fitenenana izay ary ny occassion ohatran'izao indray mandalo ihany e fianan'ireo mpanao coup d'etat satria en temps normal tsy misy lany na dia president ny fokotany aza :-D :-D :-D
8. xxx ( 24/07/2009 23:16)
iao izany le back monday an
http://www.kewego.fr/video/iLyROoafJer9.html
9. xxx ( 24/07/2009 23:21)
http://www.youtube.com/watch?v=MlXWyZnaI7k&feature=related
10. vitamatavy ( 25/07/2009 04:53)
Efa mazava ny position an-FATy, mbola ilaina ve ny handehanan'i médiateur aty @ 28/07/09 ? aleo ampatsiahivina fa manoLoana jiolahimboto firingamihevitra anie isika e! ary iarahana mahalala fa olona marary saina koa. Ka sao dia tokony raccourcier-na ihany ilay h@ 16 septembre fa ry vendrana mikasa hanao forcing @ izao fatina assise nationale exclusive izao. Tsy ho lava resaka be f'efa vonona ny mahery fo eto @ ny firenena Andriamatoa Filoha, raha tonga eto ianao tena hafa tanteraka ny fandehan'ny tolona ary hipararetra tanteraka ireo. Assurer-o ny sécurité-nao fa ny atongavanao eto no ela dia blocage tanteraka @ izay io mandram-pirodan'ireo FATy ireo

Ny mandan'ny Jericho dia tsy mianjera raha tsy dodinina im-pito ka miandry tohiny izahay vahoaka. Farafatarany ao ahorian'ny kely fanadinana bacc.

MANKAHERY ANTSIKA REHETRA, MIADY HATRAMIN'NY FARANY ISIKA, MIVONONA HATRANY @ LAFINY REHETRA


11. xxx ( 25/07/2009 05:45)
Tadidio fa ny lasa tsy fanadino
2002 no niditra ra8
Baomba firy no nipoaka
2009 nivoaka ra8
Baomba firy no tratra
Mampiasa saina e dia ho vic TIM ny baomba foana ve izy e
12. terrywui ( 25/07/2009 09:02)
zoam !! innn lets ty nataonlah le !! zao vita matavy lery ! maty anie iny ps iny eee! efa nokoziko foana elah fa rahery anie biby ee !! ngah lery mirecl zan ref hanao n lohabeny fa petsainy eo oa iny ! zao les kenda n kofa reeeetr le ,, elah kou les fianakam'ss be zizo b klé ,, ef oe aleo hilammm batista impolo ve les aho niteny teto lé !! za amzany taraiky tany am province !! ho kobondrahery eo anie io fika io n farany ee! ary hono oa lety ry zoam ,, elah to ts hitahita tson léé !! miandry anlah ary pantin aho amlé kozy eee !! am dimanche !! aona afaka v elah ????
13. fijo ( 25/07/2009 19:41)
ny capsat anie tsy mahay manafina akory ilay sinema ataony e,izay no tsy maha ampy saina azy
14. xxx ( 25/07/2009 19:57)
mbola hoavy dada e ,izahay mino ary mitoona ny hiverenan'i dada
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0933