lany fotsiny ny fotoana avec hat
1. zoam
(
23/07/2009 21:28)
tsy misy zavatra mandeha @ laoniny mihitsy nefa dia mbola miziriziry be,izay ve le mba fitiavana ny firenena
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28278
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28278
répondu par fijo le 24/07/2009 20:32
2. Ahton
(
23/07/2009 21:36)
Angaha reo tia firenenana zany fa tia tena. Aza mba lasa prezida eo lay kely io fa de ho masaka sika mianakavy. Jereo nge ny TVM sy RNM ny amin'ny anaovany azy e. Mitovy amin'ny teo aloha ihany. Mba miritrereta :evil: :twisted:
4. xxx
(
23/07/2009 22:08)
I Sarko koa aza efa nanao mea culpa,champion du povoir d'achat ha ha ha,mila manao mea culpa elah tonton Andry ,bobaka loatra ny betises nataonao zama :-P
5. benkintana
(
23/07/2009 22:30)
Oay kleaza rah j ANdry ve no hifona eto tsy ho feno ny serasera bainn ;-)
