resahina foana 7fevrier
1. zoam
(
24/07/2009 05:31)
isaky ny mba miteny kely y Hat dia ny 7fevrier foana hanamelohana an'i fitondrana teo aloha na dia fantatatra mazava aza hoe iza no responsable,ary ireo olona 100 mahery maty t@ 26janvier 2009,iza no responsable satria dia maro ihany ireo olona namoy ny ainy fa toa tsy misy resaka mihitsy ataon'i ry tgv ?
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:28
2. ari.malala
(
24/07/2009 06:56)
Amiko d samy responsable na ny andaniny na ny ankialy amireny satria t@ ijny 07 fevrier iny anie ry zareo supposés itarika ny vahoaka tsisy hita teny e! fa ny vahoaka no nataony sorona teny! moa ny miaramila mpiambina iany koa manao abus de pouvoir... Rano anie d'efa nahatosika anireny oul reny e! ts nilaina akory ny namono andry zareo, fa io moa efa lesona mipetraka ny hoe refa misy olona maty d accusé ny mpitodra hoe mpamono olona d ts crédible tson d zay foana no itadiavana victimes isak'iza misy fihetsiketsehana tiana atao... ny t@ 26/01 indray responsabilité anralavanify avetrany mintsy satria ra ts nipingapinga nitondra ny "vahoakany" niala teo am trezmé izy tsy nisy anireny... aveo refa nisy niteny sy nitarika ny fandoroana ny mbs, in no nambarany? mandehana ianareo, mitsodrano anareo ah fa za iverina eny am trezmé... izy iany nge d'efa mitsotra hoe izy no nanome tsodrano ny oul handoro ny mbs e! na tsy izy aza no nandoro mivantana d iz no nitsodrano, donc responsabilité any... Aveo moa nisy ireny fandrobana isakarasan niteraka fatiantoka tsy voaarina mandrak'ity ny androany ireny...
3. xxx
(
24/07/2009 08:59)
Ka ny filohan'ny tgv europe izao no efa niaiky fa miaina amin'ny halatra sy vonona'olona ry zareo,nikoboan'ny marina dia nilaza ,dia ahona ny communauté internationale no mbola tsy manal adry lava nify eo @pouvoir ,efa ampy kosa izay lainga sy fitaka nataony izay fa dia mahantra ny vahoka madinika ,izao indray hain'ty colonel ravalomanana fanahinina olona mitovy anrana @pitondra no hatao filohan'ny tafika asa inona indray no paika ny devoly hat amin'io,hain'io rangahy io sahady ny isan'ny baomba bola tsy nipoaka akory dia efa fantany ny isany ,taiza koa no nisy an'izany teto ambonin'ny tany tonga dia tratra hoe izy iany no nanao ny baomba ,tena dondrona tsy nahay nanafikilema ,ridicule be ireto fat fatin'alika reto!manala-baratena ny gasy rehetra mihintsy no efa afabaraka amin'ny alikany raha manakambo miala teo mandositra fa tsy mitetin-dratsy andro aman'alina eo,mamosavy ny firenena sady manao tsinontsinona ny malagasy nefa mba olona gasy koa ,tsy matahotra an'Andriamanitra !
5. Mirananirina
(
24/07/2009 10:30)
Io no ambetiteniny satria ,io no atao ankehitriny e :lol: :lol: :lol:
6. fijo
(
24/07/2009 20:28)
ka le izy efa hay hoe iza no tomponandraikitra fa dia ts yraharahiana ilay izy,fa fantany koa hoe misy mbola mino izay lazainy ko
