Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lapino, milahatra araka ny daty
lapino ( 09/10/2006 14:55)
Sondage fifidianana
Araka ny sondage nataon'ny sobika.com izay nisy olona nifidy miisa 2300 eo ho eo, dia Ravalomanana no mitarika, ary 2è tour amin'ny "[i]1er tour dia vita[/i]" io fifidianana io. http://www.sobika... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:48
lapino ( 25/09/2006 23:10)
André RAKOTONDRANAIVO
Nahavita be tokoa io ramose io. - Kajy fototra - Fahalalana tsotsotra - Fanabeazam-boho ny teny (tsy tadidiko fa boky malagasy) - Kajy velona Nameno ny fahazazan'ny maro amintsika angamba ny bo... tohiny
lapino ( 23/09/2006 05:18)
Seha-pamokarana iray
Tamin'ilay resaka atsy amin'ny politika hoe "andao hijery tsy miangatra", dia somary lasa kely ny saiko hoe inona indray no hevitra manidintsidina azo nofisina ary amin'ity resaka fampandrosoana ity .... tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 10:54
lapino ( 22/09/2006 05:07)
baiboly.org : niverina ny fikarohana
Niverina indray ny fikarohan-teny ao amin'ny baiboly.org, isaorana ny mpikarakara aloha Fa ilay baiboly azo telecharger-na kosa no tsy ao indray. ... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 10:40
lapino ( 13/09/2006 02:22)
Diso adiresy
Handeha vakansy any Toliara hono ireto izy mivady avy any Antsirabe. Nisy nahatazona azy tampoka Ramatoa ka tsy maintsy nahemotra ny ampitso ny fandehanany. Rangahy kosa tonga dia nandeha hikarakara i... tohiny
novalian'i pissoa ny 26/09/2006 07:07
lapino ( 11/09/2006 15:35)
Ilaina ve ny teny gasy?
Maro amintsika ato angamba no mpandala ny teny malagasy, za aloha anisany! Indraindray anefa ohatra ny valalan\'amboa ihany ilay izy. Ny antony voalohany aloha dia ny tsy fahampian\'ny voambolana. ... tohiny
novalian'i Achia ny 23/09/2006 08:11
lapino ( 30/08/2006 00:36)
Encyclopedie
Fa iza mihitsy ary no naka tahaka an\'iza e? http://uncyclopedia.org/wiki/Wikipedia \"Unencyclopedia\" manala azy :-D:-D:-D http://uncyclopedia.org/wiki/Creation_of_the_Universe ohatra santionany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/08/2006 16:03
lapino ( 27/08/2006 12:55)
Hay ve ny nosy Sainte Marie
Nahita reportage t@ france ô zay ah teo, niresaka Sainte Marie. Ny fomba firesak'ilay mpanao gazety dia ohatra ny hoe an'i Lafrantsa izany ny nosy Sainte Marie. Misy tsy azoko ny tantara, hoe inona n... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 14:51
lapino ( 25/08/2006 07:06)
Miakatra mankaiza?
[img]http://www.askix.com/avav/images/optical_illusions/impossible.jpg[/img] :roll::roll:... tohiny
novalian'i xxx ny 09/09/2006 03:56
lapino ( 17/08/2006 06:25)
11 taona
Tamina fifaninanana tany Zamerika tany izy ity, ankizy kely tsara feo sy mahay mihira, vao 11 taona monja, mahafatifaty kely: Bianca Ryan: http://youtube.com/watch?v=ioFOw28HwbE Taylor Ware: http://... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2006 18:00
lapino ( 26/07/2006 12:26)
Trondro sa Tsonjo ?
Aleon'ny 3/4-n'ny mpanjono anglisy hono mandeha manenjika trondro toy izay mihinana tsonjo! http://fr.news.yahoo.com/21072006/202/faire-l-amour-ou-taquiner-le-poisson-les-pecheurs-britanniques.html ... tohiny
novalian'i kala ny 18/08/2006 12:46
lapino ( 11/07/2006 23:59)
ONU, Didipôtra sy SIDA
Tsy niteniteny foana akory ny RTA henon'i ivaviantsoa amin'ny resahany atsy ambadika io. Efa betsabetsaka ihany ny études momba an'io no nisy, ary izao dia efa ho lasa programan'ny firenena mikambana... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 19:41
lapino ( 08/07/2006 15:43)
Finale rahampitso
Nadal sa Federer? :°) (Wimbledon)... tohiny
novalian'i ja ny 10/07/2006 09:46
lapino ( 07/07/2006 07:33)
Ody fitia :)
Hoe omena fanafody hono izany ilay sipa, dia ho raiki-pitia amin'izay bandy manoroka azy voalohany alohan'ny misasak'alina? ... ozizy ny angano Sendra nahita an'ity manko aho: [url=http://www.bbc.co.... tohiny
novalian'i cutie ny 19/07/2006 13:58
lapino ( 01/07/2006 08:50)
Ny ekipam-pirenena frantsay
Ny ekipam-pirenena frantsay amin'ny baolina kitra, ohatra ny hoe tsy défi amin'ny adversera na amin'ilay tournoi no ataon-dry zareo fa défi amin'ny fiaraha-monina misy eo amin'ilay firenena! Ilay ... tohiny
lapino ( 30/06/2006 16:39)
Nihintsana ny ekipanay e! :(
Fa mendrika azy ihany ny fandresen'ny rainiboto! :)... tohiny
lapino ( 27/06/2006 05:00)
Mpilalao mahay indrindra
Iza no mpilalao mahay indrindra raha ny fahitanatsika ny lalao hatramin'izao? ... tohiny
novalian'i Ralay ny 11/07/2006 02:18
lapino ( 26/06/2006 06:47)
Fitsarana (mondiale)
Nampanantena hono ny FIFA fa hanolotra fitsarana tsy azo hokianina amin'ity mondiale ity. I Domenech (Frantsa) no efa niteny tamin'ny gazety fa manakiana ny fitsarana (satria hono suisse ny Pdt-n'ny F... tohiny
lapino ( 25/06/2006 11:59)
Allemagne, Bresil
Iza no alainareo? http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/photos/index.html?i=179&d=1 http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/photos/index.html?i=449&d=1 ? :wink:... tohiny
novalian'i jentilisa ny 30/06/2006 10:13
lapino ( 21/06/2006 15:44)
21 jona
Hoe fotoana mahalava indrindra ny andro androany, Dia fetin'ny mozika ihany koa (arahabaina izany ny mozika :)), Fa raha tsy diso aho toa fetin'ny teny malagasy koa. Toa nisy an'izay manko hoe tel... tohiny
novalian'i vale ny 30/06/2006 13:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6203