Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lapino, milahatra araka ny daty
lapino ( 20/06/2006 17:04)
bizna
http://cgi.ebay.fr/ws/eBayISAPI.dll?ViewItem&item=8831061183 :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i sasa ny 27/06/2006 04:03
lapino ( 13/06/2006 20:23)
Mba sary inona ... ?
Mba sary inona hoà no tiana haseho amin'ilay baolina lalaovina amin'ny mondiale io e? Sary inona no eritreretinareo vao mahita an'ilay baolina ? :) [img]http://www.mmsports.com/world_cup_2006_jer... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 08:17
lapino ( 07/06/2006 09:28)
Gasy Champion du monde
Indraika koa : http://www.lexpressmada.com/article.php?id=43768&r=5&d=2006-06-07 Arahabaina Jean Stéphane Rakoto nahazo ny meday volamena, Arahabaina koa Evah Ravelosata nahazo ny meday volafotsy. ... tohiny
lapino ( 05/06/2006 10:46)
Rahampitso: 666
http://fr.news.yahoo.com/04062006/5/le-6-juin-2006-libere-les-fantasmes-du-666.html ahoana io e? ;)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:29
lapino ( 02/06/2006 03:54)
Ny fanahin'ny olona
Voalaza hono fa hoe misy fanahy ny olona. Mino izany daholo ny karazan'olona rehetra ity, hatrany amin'ny kely maso, mainty sy fotsy ary mena hoditra, na dia samy manana ny fandraisany azy aza. Ny... tohiny
novalian'i cutie ny 15/07/2006 16:36
lapino ( 30/05/2006 06:37)
dokam-barotra
http://m0rten.mine.nu/morten/fun/pics/animals/cat_carrier.jpg :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i totofy ny 02/06/2006 18:47
lapino ( 23/05/2006 18:35)
Da Vinci Gode : Hijery sa tsy hijery ?
http://www.dailymotion.com/relevance/search/parodie/video/180356 :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2006 09:16
lapino ( 15/05/2006 10:02)
Fandrosoana, Fifidianana, iza no aloha ?
Nisy resak'i jafaf401 izay nahasintona kely ahy. [quote=jafaf401]Eo antsika mahita azy fa maro an'isa hitsara aloha zay vao fandrosoana après,[/quote] Iza marina moa no izy, ary iza no tokony ho iz... tohiny
lapino ( 06/05/2006 19:59)
Vehivavy sy ny fiterahan-jaza
[quote=Paoly][b]14[/b] Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota. [b]15[/b] Nefa hovonjena ihany izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finoana sy ny... tohiny
novalian'i Achia ny 23/05/2006 08:21
lapino ( 24/04/2006 21:06)
Tsy fahadisoan'ny mpitondra
"Tsia, tsy fahadisoan'ny mpitondra fa fahadisoan'ny vahoaka ny tsy fandrosoana." Hadihadio sy fakafakao. Raha izany moa no laza adina amin'ny bac, ahoana angaha no mety ho hevitry ny ankizy e?! Ary... tohiny
novalian'i marozevo ny 12/05/2006 21:35
lapino ( 22/04/2006 05:59)
Session admin blaogy.com
Hono hoà, Mba azo angatahana ve mba tsy havela ho expiré ny session ao amin'ny blaogy.com? Aninkeheo manko za mba nanoratra lahatsoratra lavalava, en ligne. Elaela ihany koa fa sady mieritrer... tohiny
novalian'i hery ny 05/06/2006 19:08
lapino ( 19/04/2006 09:27)
Fofona
Miampy fofona indray hono ny sary sy ny feo amin'ny sarimihetsika. Taovam-pandrenesana roa izany sisa no mijanona ho an'ny fivoarana amin'ny manaraka. :-D:-D Fa mety misy karazana sarimihetsika tsy ... tohiny
novalian'i pissoa ny 20/04/2006 12:02
lapino ( 10/04/2006 05:44)
Sary
Mba nijery sary aho androany, de somary kivy kely fa ... Nankaiza ny sipa tety No kôf boay sisa mijoro Tsy dia mahaliana daholo Ilay faninana ho seksy Soa fa nisy an'i fiaritiana kle!! Kiss... tohiny
novalian'i Aino ny 23/05/2006 16:59
lapino ( 09/04/2006 17:08)
Gambit du roi 2
1. e4 e5 2. f4 ... Ohatra an'lay teo ihany :-w:D... tohiny
novalian'i kala ny 12/04/2006 05:32
lapino ( 08/04/2006 15:02)
Rubik's cube
Firy minitra/ora/andro no handaminanao rubik's cube iray? Andramo kely ange! Dia mba lasa ihany ny saiko hoe ahoana àry no fomba fisain'itony olona itony: http://www.dailymotion.com/video/640x480/10... tohiny
novalian'i pissoa ny 11/04/2006 11:17
lapino ( 04/04/2006 22:44)
Tsy teo ambony rano hono ...
Tsy teo ambony rano hono no nandeha i Jesosy, fa teo ambony lagilasy. Izany indray no [b]TEORIA[/b] navoakan'ity profesera amerikana, http://go.reuters.com/newsArticle.jhtml?type=scienceNews&storyID=1... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 11:01
lapino ( 01/04/2006 19:47)
Tsesy
Aiza ndray kloo le ankamantatra e? d4 ... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/04/2006 16:05
lapino ( 30/03/2006 21:07)
Iray ihany no fanafana amin'ny fitiavana ...
... dia ny mitia bebe kokoa :) [quote=Henry David Thoreau]Il n'y a qu'un remède à l'amour : aimer davantage.[/quote]... tohiny
lapino ( 08/03/2006 21:21)
Esy aho e ry fitoviana e! ;-)
Nigrevy hono ny vehivavy mba ho afaka manao pataloha ohatra ny lehilahy, ary misy bragety. Asa na efa firy taona izay no azo io notakiana io, fa mbola ny lehilahy irery foana no mipipy mitsangana! :-w... tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2006 08:23
lapino ( 02/03/2006 12:47)
Fiarovana: ny faille-ntsika!!
Taorian\'ilay hoax nolazain\'i Fiffi, dia misy tetik\'asa sy vinavina iray hafahafa indray ao ohatra ny mampatahotra kely! Noho izany dia mila mitandrina isika amin\'ity aterineto ity fa tsy ny [ur... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2006 04:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5563