Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lapino, milahatra araka ny daty
lapino ( 13/12/2005 06:05)
Mondial 2006
Halefa any am-piangonana protestanta any Alemaina hono ny lalao amin'ny fiadiana ho tompon-daka eran-tany amin'ny baolina kitra! Tokony ho mety ve izany?... tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/12/2005 13:31
lapino ( 11/12/2005 17:16)
Sharma :)
Inona àry no ataon'ny vehivavy eo amin'ny sofiny mba hisintonany lehilahy?... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:20
lapino ( 04/12/2005 23:23)
"Miseho milay", de maninona anefa ;)
Toetra ratsy foana amintsika izany hoe "miseho milay", lazaina fa "tapany mikobana". Nefa rehefa dinihana maninona anefa e? Dia aleo marina ve "miseho tsy milay"? :roll::/... tohiny
novalian'i fijo ny 14/12/2005 21:56
lapino ( 01/12/2005 22:02)
Tsonjovavin'Ambohimanarina
Ahoana tsara moa izy io :?::!:... tohiny
lapino ( 27/11/2005 18:50)
... Tsonjo ...?
Mba efa betsaka ihany izay argot malagasy iantsoana ny tovovavy izay, hatramin'ny bokàka, sipa, joba, ... fa ilay [b]tsonjo[/b] no mba mampme kely an'à hoe fa ahoana no niavian'io e: - silhouette v... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2005 22:35
lapino ( 26/11/2005 20:24)
Tsy mety mandeha ny serasera
Manahoana daholo Asa raha izaho irery no tratran'izany, fa tsy mety mandeha ny serasera aty aminay nanomboka aninkeheo maraina. Omaly hariva anefa mbola nandeha tsara. Mampiasa logiciels-na anonyma... tohiny
novalian'i lapino ny 29/11/2005 00:36
lapino ( 23/11/2005 14:38)
Organe de l'amour?
Rehefa miteny hoe "amour" dia inona no eritreretinareo voalohany: "coeur" sa "cul"? Eritrereto ange raha mifamadika ireo e (ny sary coeur koa moa rehefa avadika ...) "A [b]coeur[/b] vaillant, rien... tohiny
lapino ( 21/11/2005 17:13)
Baiboly elektronika
Mba mitady baiboly elektronika aho, amin'ny teny malagasy no tena tadiaviko. Raha misy amin'ny teny anglisy na frantsay dia mety amiko foana koa. Dia mety foana izay endriny eo, na fichier txt, rt... tohiny
novalian'i hery ny 03/09/2015 21:48
lapino ( 21/11/2005 16:00)
Baiboly sy tantara/siansa
Ohatra ny voamariko hoe resaka tantara foana no ampifaninanina amin'ny baiboly. Dia mifangaro daholo na tantara tena nisy, na tantara noforonina, na tantara reconstitué, na théorie isan-karazany, sn... tohiny
novalian'i jentilisa ny 24/11/2005 06:12
lapino ( 18/11/2005 15:54)
Sexe amin'ny teny gasy
Inona kay no dikan'ny [b]sexe[/b] amin'ny teny gasy e?... tohiny
lapino ( 13/11/2005 13:53)
Rehefa ho lany hono ny petrole
De inona hoy ianareo no mety ho angôvo tena hiasa indray? Amin'ny fiaramanidina, inona no mety hahasolo ny kerozena? Hatram'zao aloha toa mbola tsy misy teknolojia-na reacteur tsy mampiasa keroze... tohiny
novalian'i narima ny 07/01/2006 14:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7182