Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lapino, milahatra araka ny daty
lapino ( 01/03/2006 00:52)
Misy afaka mba manazava ve?
[quote=ao @ baiboly]Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao* dia tao aminao, tamin'ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.[Na: vehivavy] http://baiboly.org/toko.asp?boky=EZEKIELA&toko=28... tohiny
novalian'i little ny 07/04/2006 10:18
lapino ( 26/02/2006 18:35)
Generiques DA sy Series tv
Ity misy site sendra hitako misy ny génériques-n'ireo dessins animés sy ireo karazana série tv, hatram'le efa taloha be ireny. Misy hira mandeha streaming sy tonon-kira miaraka aminy. http://w... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/02/2006 14:54
lapino ( 25/02/2006 09:24)
French military victories ... pour se faire battre :-)
1. Soraty ao amin'ny google ange hoe: "[b]French military victories[/b]", dia tsindrio ilay bokotra "[i]J'ai de la chance[/i]". Mipoitra eo hoe taiza daholo ny vazaha no nandresy an'ady. http://img125... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:33
lapino ( 15/02/2006 12:26)
Tonga hatraiza ny "virtuel"
Ahoana io e?! http://fr.news.yahoo.com/15022006/202/le-sexe-virtuel-nouvelle-mode-chez-les-jeunes-canadiens.html... tohiny
lapino ( 13/02/2006 02:30)
Mozart: mamparani-tsaina ny hirany
Voalaza fa mampitombo ny QI [i](quotient intellectuel)[/i] hono ny hiran'i Mozart rehefa mihaino azy, fa eo amin'ny 10 minitra eo ihany ny effet-ny. http://www.futura-sciences.com/news-special-250-... tohiny
lapino ( 11/02/2006 19:24)
"Galanterie": tokony ve?
Ahoana kay ny eritreritsika momba an'io galanterie io, raha tsikeraina ny hevitra na toe-tsaina mahatonga azy? Ohatra ny zavatra mandeha ho azy amin'ny fiainana andavanandro le izy, fa mba fomba ka at... tohiny
novalian'i lapino ny 15/02/2006 15:55
lapino ( 10/02/2006 12:25)
Talata gorobaka
Nisy masera manja kely hono nandeha bus, dia tara ity bandy anankiray. Nikôty àry lery ka nikôty, fa nidina ihany ilay masera fa tsy zakan'lery. De ozizy le saoferan'ny bus hoe: - atoroko fika el... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:17
lapino ( 09/02/2006 10:44)
Dear p***
http://www.jokefrog.com/flash/dearpenis3.swf Ataovy midobodoboka tsara ny bass hihainoana azy :)... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2006 17:38
lapino ( 24/01/2006 16:32)
666
Ireo karazan-javatra/olona/institutions/entreprises/sns ... ahitana soritra ny isa 666. Ho fampidirana ny resaka dia izao no voalazan'ny baiboly momba azy io: http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYP... tohiny
novalian'i Achia ny 31/03/2006 07:44
lapino ( 24/01/2006 10:29)
Mahay gasy sady mahavita zavatra
Nahita mpandrafitra aho taloha, tapaka foana ny forêt-ny (ilay vy voasikotra apetraka amin'ny fandavahana ireny) izay vidiana lafo, dia izy ihany avy eo no nanefy ho azy, maromaro araka ny halehibeny... tohiny
novalian'i lapino ny 28/01/2006 10:48
lapino ( 17/01/2006 19:14)
Teny gasy
Fa maninona ary no tsy misy rindrankajy (logiciel) teny gasy? Misy ezaka fandikana KDE sy OpenOffice sns amin'ny teny gasy ihany, fa tsy mbola tafavoaka. Tsy haiko aloha raha misy koa momba ny windows... tohiny
novalian'i pissoa ny 20/01/2006 06:02
lapino ( 16/01/2006 15:11)
Nibolisatra aho mômpera
Misy tanàna iray hono, mpijangajanga be daholo ny mponina ao. Dia efa leo ilay mômpera fa isaky ny misy mikôfesy dia hoe foana: "nijangajanga aho mômpera". Farany hoy izy tao am-piangonana hoe "Az... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 15:31
lapino ( 12/01/2006 17:22)
Dinika: tsy voaray ny valin-kafatra vaovao
Toa tsy mipoitra intsony hoà izay hafatra vaovao alefa e?! Tany @ 15h30 oran'i serasera no hafatra faramparany indrindra hitako.... tohiny
novalian'i dasy ny 14/01/2006 09:51
lapino ( 10/01/2006 21:05)
"Mila ovaina ny toe-tsaina"
"Mila ovaina ny toe-tsaina" Ny toe-tsaina ahoana no ovaina manao ahoana, dia amin'ny fomba ahoana? Ary possible ve izany? Zavatra faheno foana manko izy io, tsy aleo mba asiana resaka?... tohiny
novalian'i Vahinala ny 02/02/2006 11:50
lapino ( 09/01/2006 22:43)
Fomban'ny sekta: mahomby ve raha ...
Nieritreritra hoa za, hoe raha jerena ny fahombiazan'ireo antokom-pivavahana, satria nahoana? Inona no méthode ampiasainy? Sao dia soa fianatsa ho an'ny fampandrosoana? Ireto izao ohatra: - "volo... tohiny
lapino ( 04/01/2006 20:37)
Hira somary novaina kely
Tairo indray hira novaina ny tonony hampihomehy e! [i]Raiso ny tanako aloha e Tano ary aza vahana Ataovy fitia lamban'akoho aho e Rehefa maty vao alàna[/i] ---------------------- [i]Ao an-t... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/02/2006 18:22
lapino ( 02/01/2006 01:17)
Any ivelany ny alika!
Ny alika hatramin'izay natao biby mpanampy foana, mpiambina tanàna na mpihaza ohatra, sns ... Fa amin'izao toa lasa tsy hitako intsony hoe atao inona alika ao an-trano?!... tohiny
lapino ( 19/12/2005 13:24)
Tononkira "Vantara" - Mamy Gôtso :-)
Mba mitady tonon'ny hiran'i Mamy Gotso hoe "Vantara", fa ohatra ny reveko be zany kle. :) Nandeha tamin'ny telegasy.info vao izao mihitsy kle :) "[i]Mampalahelo ty fomban'olombelo Iha mba manao... tohiny
lapino ( 18/12/2005 14:05)
Aza misaraka!
Misy naman'ny tonton-nay izay :wink:, bandy avy any atsimotsimo any lery, bara angamba sa antandroy sa tsy haiko. Dia nanambady sipa betsileo. Nitantara lery hoe: [i]"Mijaly letsy za amin'ilay vad... tohiny
lapino ( 18/12/2005 09:18)
Gasy Champion du monde 2005
Ahoana kosa ny gasy no tsy mba ho champion du monde e? [i]Après la boxe savate, ce fut au tour du kick boxing de se parer d’une couronne mondiale. Celle des 57 kg et qui est allée dans les bra... tohiny
novalian'i Aino ny 18/05/2006 07:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0533