Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lapino, milahatra araka ny daty
lapino
(
01/03/2007 10:34)
Ny kristiana aza tsy mitovy hevitra
Raha ny hevitry ny tenany tokoa no aroson\'ny kristiana, dia hevitr\'olombelona ihany izany. Normal be raha toa ka tsy mitovy ny hevitra.
Kanefa, amintsika Andriamanitra! Miara-monina amintsika koa...
tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 07:06
lapino
(
08/02/2007 17:06)
Zaodahin'i Ben Laden maty tany Dago
http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/ben-ladens-relative-shot-dead-in-mcar/
http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/un-parent-de-ben-laden-assassine-a-mcar/
...
tohiny
novalian'i pissoa ny 14/02/2007 16:55
lapino
(
15/01/2007 01:37)
Ntsonaleeee
Mahafatifaty nge zany raha zazakely
http://www.dailymotion.com/bernynab/video/xk9yg_syd-the-kid-hilarious-comedianne
=D=D=D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 21:49
lapino
(
08/01/2007 10:27)
Aiza i Ronaldo ?! ;-)
[quote=Ravalo]Amin'ny sehatry ny lalao baolina kitra moa, ny ekipa lehibe toy ny an'i Barcelona, na Chelsea sy ny maro hafa dia manana mpilalao hafa toy ny breziliana, alemana, frantsay na afrikana. N...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 17:55
lapino
(
06/01/2007 19:38)
Ozizy Segolene
[quote=Segolène Royal]"La chine fait peur aux français"[/quote]Tsy mpanao gazety izy io miteny io ... :wink:...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:53
lapino
(
30/12/2006 11:17)
Maty i Saddam Hussein
Dia faly mitsinjaka ny vahoaka irakiana
Mahalasa saina ihany fa tena loza izany hoe, ifalian'ny vahoaka ny fahafatesan'ilay olona....
tohiny
novalian'i nolalaina ny 02/01/2007 23:25
lapino
(
30/12/2006 10:12)
Hoy ny gazety frantsay ...
... rehefa miresaka momba an'i Saddam hoe:
[i]Tribonaly irakiana fa eo ambanin'ny baikon'ny amerikana.[/i]
Kanefa moa tsy izany va no nataon-dry zareo koa sy mbola iezahan-dry zareo atao ny fitond...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 06:30
lapino
(
23/12/2006 04:58)
Misy firenena hafa mahazo tombony ve raha mikorontana i Dago
Izay, eo amin'ny lohateny daholo :-)
Misy firenena hafa mahazo tombony ve raha mikorontana ara-pôlitika i Madagasikara ? ...
tohiny
novalian'i lapino ny 28/12/2006 07:37
lapino
(
22/12/2006 09:48)
Fifindra-monina
Ilay resaka kere any atsimo no nahalasa ny saiko momba an'ity fifindra-monina ity voalohany. Hoe maninona marina moa ny olona any atsimo raha mandao ny hain-tany mba hifindra any amin'ny tany misy ran...
tohiny
novalian'i soanja ny 29/12/2006 17:18
lapino
(
10/12/2006 02:23)
Tehaka ho an'ny Vezetariana
Ny fihinanana hena sy vokatra avy amin'ny biby hono no tena antony ahavokarana entona mahatonga "effet de serre". Ny taim-biby rehefa miotrika manko, ireo karazana sakafom-biby miotrika koa (ensilage,...
tohiny
novalian'i simplex ny 20/12/2006 12:03
lapino
(
07/12/2006 14:09)
France 24
Nalefa omaly ny chaine TV frantsay vaovao : France 24. Efa elaela izy io no noitrikitrihan'i J.Chirac, ary izao tafatsangana izao volana vitsivitsy alohan'ny fahataperan'ny mandat-ny.
Ny France 24 ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 11/12/2006 13:15
lapino
(
05/12/2006 17:30)
Ny propagandy teto amin'ny serasera
Ny propagandy teto amin'ny serasera rehefa jerena dia tsy nisy afa-tsy Ravalomanana, ary ny mpanohitra no tena nafana fo indrindra. Asa ny propagandy tany amin'ny isam-paritra tany, fa raha ohatra an'...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:35
lapino
(
05/12/2006 16:11)
Roy monja
Ilay tsikeran'i anonymous ao amin'ny blaogin'i jentilisa: http://jentilisa.blogspot.com/2006/12/vokatra-talata-051206-taminny-12-ora.html :^)...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:39
lapino
(
04/12/2006 10:14)
Hoy ny gazety frantsay
mantsy an'i Madagasikara rehefa milaza momba an'ilay fifidianana :
"[b]un des pays les plus pauvres du monde[/b]"
Tena za kanefa efa nanadino an'ilay "Faut pas rêver" ndremandeh iry ... :(...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/12/2006 18:14
lapino
(
15/11/2006 01:37)
La Gazette dgi
Mahagaga ahy ihany, gazety nahitana loko politika hatramin'izay, no amin'izao fotoanan'ny fampielezan-kevitra izao no manao fiovana fototra amin'ny fitaovana miasa ao amin'ny vohikalany.
http://www....
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:53
lapino
(
09/11/2006 21:49)
Mitandrema ihany
Vaovao androany: 3 miliara dollar amerikana eo ho eo no sandan'ny halatra tamin'ny alalan'ny famitahana tamin'ny aterineto tamin'ity taona 2006 ity. http://www.clubic.com/actualite-65278-phishing-28-e...
tohiny
novalian'i MTN ny 14/11/2006 18:27
lapino
(
16/10/2006 11:00)
Tafapetraka ny dosien'i Pierrot Rajaonarivelo
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1033&ART=20071
Ho hita eo izany hoe firy no horaisina, firy no havela ?
Ary iza hoà ilay kandida farany io e? i Bema? :roll:...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 20:35
lapino
(
13/10/2006 08:44)
1 Million Dollars
Milay be le joker nakana derna :-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/cluster/fun/video/xhif9_qui-veut-gagner-des-millions...
tohiny
novalian'i lapino ny 18/10/2006 09:00
lapino
(
12/10/2006 09:03)
Zana-drano
Nisy nivarotra hono tany Zamerika, olona miharo trondro, efa maty. http://cgi.ebay.com/ws/eBayISAPI.dll?ViewItem&item=300006962914 :-D:-D...
tohiny
novalian'i vale ny 18/10/2006 11:22
lapino
(
09/10/2006 16:26)
Vendrana ve isika ?
Fomba handrefesana ny intelligence-n'ny olona hono ny QI. Tsy voatery ho tena marina sy rigoureux anefa io an! Fa raha atao hoe raisina araka izay ary ...
http://www.douance.org/qi/qicorrel.htm mis...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 20/11/2006 20:52
