Liste des messages
Liste des messages, inserés par jentilisa, par ordre de date
jentilisa
(
03/03/2006 07:55)
COE: sao fiarovana sy fanamelohana diso toerana?
Gaga aho raha nandre ny fanapahan-kevitry ny Filan-kevitra Eokimenika nanambara ny fanamelohany ny namoahana ny sariitatra momba an'i Muhammed.
Ny tao an-tsaina voalohany dia hoe efa nahita ny sary v...
suite
répondu par marozevo le 11/03/2006 00:30
jentilisa
(
02/03/2006 05:54)
usjf: hanao hadalana lehibe?
Taitra aho raha nandre ny fanapahan-kevitry ny mpitantana ny usjf aloha. Heveriko avy hatrany ho karazana chantage ilay izy, izany hoe tsy hiakatra amin'ny sehatra manaraka intsony. Mety ho haika mba ...
suite
répondu par jentilisa le 06/03/2006 13:15
jentilisa
(
01/03/2006 12:57)
rova: grue zesta fotsiny!
Faly ery ny maro mahita ilay fitaovana ngezangeza mijoro eo amin'ny Rova eo. Tena hiasa, tena hanomboka ny asa hoy ny eritreritry ny maro. Saingy ny mampihomehy dia izao. Tsy mihetsika mihitsy ilay gr...
suite
répondu par Fiffi le 05/03/2006 07:07
jentilisa
(
27/02/2006 06:59)
lozam-pifamoivozana nampidi-doza!
Nisy lozam-pifamoivozana nahatsiravina tamin'iny lalana nampitohy an'Antananarivo sy Moramanga iny. Nisy fiara citerne nitondra kerosena 30.000 litara maty teo ambonin'ny fiaran-dalamby tany akaikin'i...
suite
répondu par RALANTO le 16/04/2006 09:30
jentilisa
(
24/02/2006 14:07)
tsaho! tsaho! tsaho!
Dia manahirana mihitsy ny mitranga amin'izao fotoana izao. Ary tsy fantatra na ahoana fa dia misy ny kinga amin'ny fanaovana azy io eto MAdagasikara. Efa fahita ihany moa izany any amin'ny sehatra sas...
suite
répondu par jentilisa le 27/02/2006 05:20
jentilisa
(
22/02/2006 07:24)
mora sa sarotra ny fanarahana ny didin'Andriamanitra?
Mba lasa saina tokoa aho. Mora sa sarotra ny fanarahana ny didin'Andriamanitra? rehefa nandinika aho dia araka ny olona sy ny finoany ihany izy io. Misy ny manamora ary misy ny manasarotra.
Fantaro...
suite
répondu par marozevo le 25/02/2006 23:47
jentilisa
(
20/02/2006 13:21)
steak haché!
Ahoana ny fanaovana ny steak haché ho malemy tsara?...
suite
répondu par Fiffi le 04/03/2006 06:48
jentilisa
(
20/02/2006 07:36)
sesitany: oeil du diable!
asa raha efa henonkenonareo fa namoaka sarimihetsika i Spy D. Raha amin'izao fotsiny ka nahita ny bande annonce amin'ny alalan'ny clip dia hita fa ho tsara io tantara iray io. tsy ho tahaka ny fahita ...
suite
répondu par ravakamalala le 20/02/2006 11:37
jentilisa
(
20/02/2006 05:36)
mpanazatra Frantsay: resy indray ny gasy!
nitetateta niditra tamin'ny lalao 3-5-2 ny uscafoot fa izay no tian'ilay mpanazatra frantsay dia resy 1 noho 3 avy hatrany isika! esory ilay mpanazatra frantsay fa tsy mamely! mamorika ny mahazatra ny...
suite
répondu par garrol123 le 02/03/2006 10:38
jentilisa
(
17/02/2006 05:38)
Haïti: "nifanarahana" fa lany 1° tour i Béval
Mahavariana ny zava-mitranga, aminareo misy itovizany izay nitranga teto Dago tamin'ny 2001-2002 ve ity izay mitranga any Haïti amin'iza fotoana izao?
Ny hitako dia tsy nahatratra ny 50% ny vaton'il...
suite
répondu par fijo le 24/02/2006 20:34
jentilisa
(
16/02/2006 11:58)
tody sa ozona?
Misy ny zava-mitranga izay mampieritreritra tokoa indraindray.
http://femmes.msn.fr/famille/relations/article1/Default.asp
Ahoana ny hevitrao momba io? zary fifanandrifian-javatra fotsiny ve? sa ino...
suite
répondu par Veloo le 23/02/2006 19:35
jentilisa
(
11/02/2006 07:02)
barea U20: asaina ho any Brésil
Re araka ny filazana navoakan'ny FMF fa nasain-dry zareo breziliana handray anjara amin'ny fifaninana ara-panatanjahantena any aminy ny Barea U20. Izany fifaninanana izany dia hotontosaina amin'ny tap...
suite
répondu par Achia le 21/02/2006 10:31
jentilisa
(
07/02/2006 12:05)
iza no mahay?
"proportion divine"; mbola tsy navadika teny malagasy aloha eto. Nahavariana ahy ity zavatra ity ka mba te-hahalala azy avy amin'ny fanazavana teny malagasy. PHI moa no mampiavaka na anavahana azy ami...
suite
répondu par Veloo le 10/02/2006 19:59
jentilisa
(
06/02/2006 13:41)
tiko Vohidiala: fa nisy inona?
Be ny resaka mifamahofaho fa ny hany mazava dia hoe nahatsiaro voafitaka ireo tanora avy any Ambositra niasa tany tany Vohidiala. Tsy mampino amin'izao fifidianana mihamanakaiky izao. Misy ny milaza h...
suite
répondu par fijo le 15/02/2006 21:05
jentilisa
(
02/02/2006 05:17)
baolina kitra: artista # mpanao gazety
Izay indray moa izany no tena maresaka eto Antananarivo amin'izao fotoana izao. Eo amin'ny resaka dokam-barotra dia tena tafita ny hafatra. Amin'ny alahady ho avy izao eo amin'ny kianjan'i Mahamasina ...
suite
répondu par Fiffi le 05/03/2006 06:43
jentilisa
(
01/02/2006 14:08)
Muhammad natao sariitatra!
Asa raha efa henonkenonareo fa nisy gazety tany Danmark namoaka sariitatra momba an'i Muhammad ka nahatezitra ny silamo betsaka ary nisy aza ny nandrahona ny hamono ny talen'ny gazety mihitsy. magazin...
suite
répondu par marozevo le 17/03/2006 01:03
jentilisa
(
01/02/2006 12:29)
inona ny voninkazo tena tsara atao an-jaridaina?
Mba lasa ihany ny saiko sao dia misy ny voninkazo manokana mety atao an-jaridaina!...
suite
répondu par Herimiafina le 13/02/2006 23:05
jentilisa
(
30/01/2006 14:12)
grevy sahady!
Mahavariana ny fiainana politika eto Madagasikara! mbola tsy niditra akory ny Oniversite dia efa re sahady fa misy hikotrika grevy sahady! hatao fitaovana foana ve ny tanora?...
suite
répondu par fijo le 03/02/2006 19:29
jentilisa
(
30/01/2006 13:59)
aretina hafahafa: chikungunya mamely an'i Toamasina
Fantatrareo ve fa misy aretina avy any La Reunion tonga ao Toamasina ao amin'izao fotoana izao, 70 sahady no marary aminy ankehitriny, tahaka ny tazo hono izy izany!
tato no nahitako azy aloha!
http...
suite
répondu par Fiffi le 05/04/2006 04:15
jentilisa
(
26/01/2006 12:17)
Fifidianana Palestina: nandresy ny Hamas!
Efa mba rentsika ihany angamba ny fifidianana depoite izay ataon'ny Palestiniana. Natao omaly izany fifidianana izany ary sambany no nandray anjara ny Hamas izay manana ny tanjona ny hanafoana ny fire...
suite
répondu par xxx le 15/03/2006 10:46
