Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i jentilisa, milahatra araka ny daty
jentilisa
(
28/06/2006 07:19)
Aleo foanana ny position de hors-jeu!
Eritreritra ny ahy mahita sy nahita hatramin'izay ny zava-nitranga amin'ity resaka position de hors-jeu ity. Efa tsy mety eken'ny fifa ny fampiasana ny sary amin'ny televiziona. Mahay mampiasa io posi...
tohiny
novalian'i lapino ny 01/07/2006 08:46
jentilisa
(
26/05/2006 13:24)
gidragidra Antananarivo 26 mey 2006
Naresaka be teo Antananarivo androany ny zava-niseho androany dia ny fifampififiran'ny polisy ny ny jiolahy teny Ankorondrano izay nifaramparana tao amin'ny tokotany malalaky ny Courts sy ny Cora moa ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:10
jentilisa
(
26/05/2006 07:02)
nanambady indray i Pst Mailhol
Efa nananambady manko izy fa nisaraka dia izao hanamabady fanindroany izao.Ahoana ny hevitrareo amin'io?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2006 21:18
jentilisa
(
11/05/2006 05:19)
fifidianana filohan'ny antenimiera anio!
Araka ny hita amin'ny gzety dia anio no ho fantatra izay ho filohan'ny Antenimiera vaovao. Raha ny televiziona MBS no jerena dia Atoa Mahafaritsy Samuel no tena mihetsiketsika na asehoseho hiteny hatr...
tohiny
novalian'i Rainikarabo ny 11/05/2006 17:17
jentilisa
(
24/04/2006 05:11)
sarotra ny milaza faharesena!
Izay no azo ambara tamin'ny okatra omaly teo amin'ny baolina fandaka omaly. 1 noho 2 no naharesy ny Usjf ary 0 noho 6 no nanaresy ny Uscafoot.
Androany no hitako fa efa naharesy 1 noho 5 ny zamalek...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 27/04/2006 18:29
jentilisa
(
15/04/2006 12:32)
Barea # club M maorisy!
Diso fanantenana ny mpijery baolina androany araka ny fomba fitantaran'ny mpanentana ao ami'ny radio nasionaly. Ny Maorisiana indray no nahafaty baolina voalohany tamin'ny minitra faha-16 ka nitarihan...
tohiny
novalian'i Achia ny 24/04/2006 14:04
jentilisa
(
15/04/2006 07:46)
Usjf sy Ampy Augustin Portos
Efa renareo ve fa tamin'ny ekipan'i Usjf ravinala nivahiny tany Mozambika ary rehefa voaroaka tamin'ny fandraisam-bahiny ry zareo dia anisan'ny nampiantrano ny maro tamin'ny ekipa sy ny delegasiona Us...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 06:10
jentilisa
(
14/04/2006 14:30)
nangalatra...hihi!
teto Madagasikara no niseho ny raharaha. Mpangalatra no asan-dry zalahy. Halatra vaventy fa tsy halatra madinika. Tao amin'ny seranatsambon'ny Toamasina no fanaovan-dry zalahy ny halatra ary Container...
tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:47
jentilisa
(
11/04/2006 06:02)
iza no malaza amin'ny mondial?
Tsy resaka firenena no anontaniako eto fa resaka olona. Iza ny olona tena heverinao fa malaza na ankafizinao amin'ny mondial hatramin'ny nisiany teto an-tany? Ny ahy izao dia ireto avy Karl Heinz Romm...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/05/2006 22:19
jentilisa
(
11/04/2006 05:55)
volombava indray ary e!
Taorian'iny resaka silipo fotsy iny ary diaity indray mba misy fanontaniana ho anareo vehivavy indray! maninona ho'ho ianareo no tsy tia volombava mihitsy e! izaho anefa tena tiako mihitsy io manao vo...
tohiny
novalian'i pissoa ny 18/04/2006 13:24
jentilisa
(
04/04/2006 13:38)
silipo fotsy
Zavatra mba mahavariana ahy ry zareo. Ny lehilahy ve manana silipo fotsy na tia manao silipo fotsy? Izaho manko tsy manana sady tsy tia loatra fa tahaka ny maha- =)) =)) =))...
tohiny
novalian'i dadabe ny 18/04/2006 08:14
jentilisa
(
30/03/2006 06:41)
usjf: handeha sa higafy?
re ankehitriny fa tsy handeha hanatrika ny lalao famerenana izay tokony hatao any Beira ny usjf. Voalaza fa tsy voangoana ny vola tokony holaniana amin'izany. Efa nisy nanome ny tapakila ho amin'izany...
tohiny
novalian'i RADOUXE ny 24/04/2006 11:01
jentilisa
(
29/03/2006 07:18)
29 mars 1947
Andro manokana eo amin'ny firenena malagasy sy izay rehetra milaza azy ho tia tanindrazana ity andro ity. Tokony tsy hisy hanadino ny zava-nitranga tamin'izany fotoana izany isika rehetra indrindra fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2006 19:21
jentilisa
(
25/03/2006 12:45)
fahafahana mifindra finoana!
tena fifindrana finoana mihitsy ity fa tsy tsy hoe miova fiangonana. Mety ve ny mamono olona satria nifindra izy? Afaka mamela malalaka ny olona hifindra finoana ve ny mpitari-pivavahana rehetra? Inon...
tohiny
novalian'i mijery ny 26/05/2006 12:30
jentilisa
(
25/03/2006 06:51)
tiako loatra an'i Elsie?
Misy manana ny io tononkira io ve? Tsy mahita manko aho ao amin'ny tononkira serasera e!...
tohiny
novalian'i rurik ny 31/03/2006 14:00
jentilisa
(
16/03/2006 13:13)
inona hono ny lazainy?
Nandeha fiarakodia ireto mpivady ka ramatoa somary marenindrenina no nitondra ny fiara. Najanon'ny polisy nitondra môtô ny fiaran-dry zareo:
_ nanitsaka tsipika mitohy ny fiaranareo ka mandika ny l...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:28
jentilisa
(
16/03/2006 07:53)
ny artista gasy sy ny clip any ivelany!
Misy maromaro ry zareo ankehitriny ny manao clip any an-dafy any. Saiky ny artista misy lazany rehetra moa dia mifandrombaka ny any Frantsa avokoa. Izao taorian'i Poopy, dia iny koa i Njakatiana fa na...
tohiny
novalian'i tia ny 11/04/2006 16:05
jentilisa
(
16/03/2006 07:48)
Raha te-hahita ny mahafinaritra sy mampihomehy!
Maro ny nampihomehy fa sao adino.Nojereko ny maro tamin'ny gazety fa tahaka ny tsy ampy loatra ny fitantarana ny nahafinaritra rehetra tamin'ity andro iray teto Madagasikara ity. Asa noho izy ireo nan...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 16/03/2006 12:23
jentilisa
(
13/03/2006 06:30)
lalao fampisehoana nahafinaritra!
Notontosana omaly ny fihaonana telo tonta nifanandrinan'ny artista sy ny mpanazatra aloha, dia nitohy teo amin'ny fihaonan'ny vehivavy artista sy ny vehivavy mpanao gazety. Ny lalao fahatelo farany di...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 16/03/2006 13:24
jentilisa
(
10/03/2006 06:33)
pasitera fjkm "naminany"
Tsy hoe pasitra tsy dia fantatra fa ny filohan'ny fjkm teo aloha mihitsy ity naminany ity. Hitanareo moa ity eny an-dalana rehefa mahita lohatenin-gazety dia tsy tsaroana mbamin'ny gazety namoaka azy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 11:13
