Liste des messages
Liste des messages, inserés par jentilisa, par ordre de date
jentilisa
(
25/01/2006 07:31)
nitory amin'izay ny athée!
Sendra hitako androany ity ry zareo dia aleo izaho no hamoaka azy eto satria zava-misy any Italia izany ity e!
http://fr.news.yahoo.com/25012006/202/la-justice-italienne-appelee-se-prononcer-sur-l-ex...
suite
répondu par stephan le 21/02/2006 13:53
jentilisa
(
25/01/2006 06:55)
fanjakazakana!
Nisy tranga vitsivitsy nisehoana fanjakazakana indray teto an-tanàna. Saiky teny amin'iny lalana mampitohy an'Akorondrano amin'Alarobia iny avokoa izany no niseho.
Ny voalohany dia raha mbola nitoh...
suite
répondu par Veloo le 28/01/2006 23:28
jentilisa
(
21/01/2006 06:59)
tsy maintsy ny any ivelany ve?
Amin'izao fotoana izao dia tadiavin'ny mpitondra fanjakana fatratra ny hisian'ny mpandraharaha vahiny mba hampiasa ny volany eto. Gaga ihany aho hoe tsy maintsy izay ve no lalana? Maninona raha mitodi...
suite
répondu par botity le 14/04/2006 12:52
jentilisa
(
21/01/2006 06:53)
ny vato misakana ny fampandrosoana!
Raha nanontanian'ny mpanao gazety Atoa James Bond talen'ny Banky mondialy ny amin'ny vato misakana ny fampandrosoana eto Madagasikara, sy ny tsy fahatongavan'ny mpandraharaha any ivelany moa izany dia...
suite
répondu par xxx le 02/03/2006 06:35
jentilisa
(
21/01/2006 06:35)
hirotsaka hofidiana izany i Rolland Ratsiraka!
dia re sy hita amin'ny fampahalalam-baovao izany fa hirotsaka hofidiana ho filohan'ny repoblika Atoa Rolland Ratsiraka izany Ben-ny tanànan'i Toamasina I amin'izao fotoana izao.
Ahoana ny hevitrareo...
suite
répondu par fijo le 14/02/2006 22:15
jentilisa
(
20/01/2006 06:02)
ahoana ity can 2006 ity ry zareo a?
Iza no heverinareo fa hibata ny amboara amin'ity indray mitoraka ity? ataoko fa tsy nisy tahaka ity an! ireo nalaza tsy nisy tafakatra mondial ka hiezaka ny hanonitra izany moa ireo tafakatra tsy main...
suite
répondu par mandrindra le 13/02/2006 09:34
jentilisa
(
19/01/2006 06:08)
izy roa miaraka mon colonel!
Fantatry ny lehibem-piadidiana miaramila iray fa handalo any amin'ny toby misy azy ny deba ara-miaramila ao amin'ny faritra misy azy. Efa fantatr'ilay lehibem-piadidiana ny fomba fanontanin'io deba ar...
suite
répondu par Veloo le 30/01/2006 16:22
jentilisa
(
18/01/2006 08:56)
tia sarimihetsika ve isika gasy?
tokony ho tsy fanontaniana intsony izany saingy tsy be loatra ny miresaka izany ato amin'ny serasera.
Mba manontany ary aho hoe inona ny film tena tianareo hatramin'izay nahitanareo film voalohany ...
suite
répondu par cutie le 04/02/2006 19:49
jentilisa
(
17/01/2006 09:39)
ny fanangonam-pahefana!
Matetika dia tratran'ny fanangonam-pahefana hatrany ny tanànan'Antananarivo. Toy ny fanao vana tsinontsinona ny tanàna ny zava-mitranga. Efa nisy zany hoe sady minisitra no presicomex (maire tamin'n...
suite
répondu par fijo le 25/01/2006 21:22
jentilisa
(
14/01/2006 09:45)
film amin'ity taona 2006 ity!
nahavariana ahy fa tahaka ny niova filamatra izany ny film tontosain'ny vahiny amin'ity taona ity. Saiky film d'animation no hanjaka. Asa noho ny lazan'i Madagascar angamba?
Ao izany happy feet izany...
suite
répondu par jentilisa le 20/01/2006 06:05
jentilisa
(
14/01/2006 08:05)
loza noho ny tsy fitandremana!
nisinisy mihitsy ny loza vokatry ny tsy fitandremana teto an-tanàna izay. Ohatra farany ilay tao Androndra. Fanaovana soudure ve dia atao eo akaikin'ny citerne? vokany: roa ny olona kila firehitra!
...
suite
répondu par jentilisa le 19/01/2006 12:17
jentilisa
(
13/01/2006 09:55)
Ny sipa sy ny tele, radio, ny finday sns...
Asa ry zareo na efa nisy nilaza tato izy ity na tsia fa soratako ihany aloha.
Inona ny mahasamy hafa ny sipa amin'ny finday na tele na radio na walkman na fiara na lecteur VCD na DVD na rehefa fita...
suite
répondu par Veloo le 21/02/2006 17:51
jentilisa
(
13/01/2006 09:49)
Ravalomanana sy ny fihetsika!
Tsy miditra lalina amin'izay fankahalana be fahatany aho fa mijery kosa ny lafiny fihetsik'ilay olona mihitsy. Isika dia naheno fa nihaona tam'ny manamboninahitra miaramila ny filohampirenena mivady o...
suite
répondu par fijo le 25/01/2006 21:22
jentilisa
(
07/01/2006 06:46)
Lahiniriko: mety sa tsy mety?
Izay no fanontaniako amin'izao fotoana izao. Toa banjinina amin'ity rangahy ity avokoa moa ny resaka satria nisinisy mihitsy no niandry izay holazainy. Tsy afa-nandray fitenenana anefa izy fa dia voad...
suite
répondu par fijo le 27/01/2006 20:52
jentilisa
(
04/01/2006 12:14)
ny vola gasy ankehitriny!
Ahoana ny fijerinareo ireto roanjato sy ariary zato feno scotch sy tapaka eo amin'ny misy ilay fil kely iny? Izao ka ny dimanjato sy ny arivo dia manomboka tratra ihany koa na ny taloha na ny vaovao!I...
suite
répondu par jentilisa le 14/01/2006 13:33
jentilisa
(
03/01/2006 13:21)
ny gazety sy ny fiaraha-monina!
Dia faly miarahaba anareo nahatratra ny taona indray aloha. Fa nahavariana ny olona mirary taona ho tsara fa ny gazety indray ny ankamaroany dia milaza ankolaka hoe taona ratsy avokoa!
Dia mifanohitr...
suite
répondu par Veloo le 05/01/2006 17:02
jentilisa
(
22/12/2005 06:44)
13 mai: nahoana no nisy herisetra?
Efa mba tokony hisy fitoniana kely ahafahana misaina tsara kosa angamba izao hamakafakana hoe nahoana tokoa moa no nisy iny herisetra tamin'ny 17 desambra iny?
Ny arosoko eto dia izao:
Raha naha...
suite
répondu par fijo le 24/01/2006 21:46
jentilisa
(
22/12/2005 06:10)
sapin sy dadabe noely?
Izaho ry zareo mieritreritra hoe ireo zavatra roa ireo no tena manimba ny fetin'ny noely tsy ho fetim-pivavahana fa lasa fetin'izao tontolo izao ( raha izay moa no filaza azy).
Any amin'ny tany mis...
suite
répondu par zazakely le 04/04/2006 06:24
jentilisa
(
21/12/2005 07:07)
uscafoot sy usjf ravinala : ekipa nasionaly gasy roa!
Re moa amin'izao fotoana izao fa naka olonna hafa nahay tany amin'ny ekipa hafa ny uscafoot amin'izao fotona izao. Rehefa jerene ilay izy dia tena lasa toy ny ekipa nasionaly mihitsy io ekipa iray io....
suite
répondu par zama91 le 23/12/2005 17:53
jentilisa
(
21/12/2005 05:51)
pazzapa: inona indray!
Efa rentsika moa fa tafala ( sady niala no noesorina)tao anatin'ny sehatry ny pazzapa III i Stephane. Saingy tsy dia any loatra ny resaka ataoko eto fa hafa ihany.
Raha nahadinika isika dia ny roa ...
suite
répondu par istraky le 04/01/2006 11:48
