Liste des messages
Liste des messages, inserés par jentilisa, par ordre de date
jentilisa
(
14/11/2005 08:38)
raharaha FPVM: lasa politika be!
Malaza dia malaza indray izao jiro mirehitra ao Antaninanandrano izao, dia jiron'ny hazo fijaliana.
Ny jirama nilaza fa efa noesorina avokoa ny zavatra mifandraika amin'ny herinjiro ao. nefa dia hi...
suite
répondu par jentilisa le 23/11/2005 09:25
jentilisa
(
12/11/2005 14:26)
lalao rugby 26 novembre 2005 any frantsa
Araka ny novakiako tao amin'ny gazety midi madagasikara androany dia ao amin'ny kianja jean bohin ao Porte d'Auteuil no atao ny lalao ifanandrinan'ny makis de madagascar sy ny maraokana!
tandremo a...
suite
répondu par jentilisa le 17/11/2005 14:13
jentilisa
(
10/11/2005 09:19)
jirama: statistikan'ny ora sy ny toerana iharan'ny delestazy
Mieritreritra aho hoe tsara angamba raha mametraka ny ora sy ny fokontany ary ny firaisana na boriborintany ny tsirairay ato ahafantarana marina hoe tokony ho firy tokoa moa ny enerzia lany ao anatin'...
suite
répondu par pika le 11/11/2005 07:56
jentilisa
(
09/11/2005 07:44)
jirama! misaotra be amin'ny ezaka ataonareo...
Aza matahotra ianareo fa tena ato tokoa no nametrahaka ity zavatra nosoratako ity. Sambany...tena sambany omaly teny an-tanananay no 1 ora sy sasany monja ny delestazy. Taloha manko dia 2 ora sy folo ...
suite
répondu par mbltina le 25/11/2005 11:46
jentilisa
(
09/11/2005 07:41)
resaka, rediredin'ny mamo, mampisaina indraindray!
Ianareo ve efa mba mahatsikaritra fa mampihomehy na mampisaina indraindray ny rediredin'ny mamo?
Ohatra iray ity omeko anareo ity:
Misy tournevis hono manodina ny tany, fa ilay tournevis aloha t...
suite
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:19
jentilisa
(
09/11/2005 07:20)
fanalan-jaza! saro-pady dia saro-pady...
Tena mampihoron-koditra ny mandre ny fanalan-jaza eto Madagasikara na dia voararan'ny lalàna aza izany.
Be ny manao nao foana ny vehivavy tsy te-hitondra vohoka ary manao fandaniam-bola mihitsy az...
suite
répondu par fijo le 17/01/2006 21:18
jentilisa
(
08/11/2005 09:20)
Moa ve tsy hahatonga ny frantsay ho rasista izao...?
Mampalahelo ny toe-draharaha any Frantsa amin'izao fotoana izao. Eny raha ny tena no mandinika dia tahaka ny mahita hoe misy andian'olona vahiny mambabo an'i La Frantsa any ankehitriny.
Raha ho avy...
suite
répondu par Herimiafina le 02/12/2005 22:07
jentilisa
(
08/11/2005 09:13)
adim-poko...fanavakavahana...izay ihany ve?
Mahavariana indraindray ny ataon'ny mpanao politika amin'izao fotoana izao. Ny mpanohitra indray eto no ambarako. Ny Ao amin'ny 3FN moa dia miandry ny fahazoan-dalana hamory vahoaka araka ny heno.
...
suite
répondu par fijo le 15/11/2005 22:22
jentilisa
(
05/11/2005 09:00)
hjra hopitaly mampijaly!
Ny Hopitaly Ravoahangy no lazaiko eto. Nisy nitondra olona torana nankao amin'ny urgencesn'io hopitaly io tamin'ity herinandro ity. Rehefa tonga tao ny nitondra ny marary dia novalian-dry zareo tao ts...
suite
répondu par jentilisa le 09/11/2005 07:32
jentilisa
(
05/11/2005 08:10)
hirotsaka ary Ratsirahonana!
Vaovao navoakan'ny gazety no nilaza fa hirotsaka ho prezidan'ny repoblika Ratsirahonana. Ahoana ary ny hevitrareo?...
suite
répondu par fijo le 24/11/2005 23:01
jentilisa
(
05/11/2005 07:50)
adiny roa monja no mandeha ny jiro ao Toliary isan'andro?
Tsy mbola nisy tahaka ity koa angamba. Disoy na hamarino ry zareo ao Toliary. Adiny iray ny maraina, adiny iray ny tolakandro no mba mirehitra ny jiro ao Toliary nefa dia aloa isam-bolana ihany ny hof...
suite
répondu par jentilisa le 10/11/2005 09:24
jentilisa
(
04/11/2005 06:34)
korontana region parisienne: hazavao aminay!
Hita amin'ny tele ny fandoroana fiara ataon'ny sasany ao frantsa ao isaky ny alina. Lazaina fa nohony nahafatesana zatovo roa no anton'izao korontana izao. Toa tsapa anefa fa tsy voalaza ny zavatra re...
suite
répondu par jentilisa le 16/11/2005 15:48
jentilisa
(
03/11/2005 08:48)
fanjihitra (tvplus) alarobia 02 nov 2005: fjkm # fpvm
Nisy fandaharana tao amin\'ny tvplus Madagasikara omaly alarobia ka tateriko eto araka izay azo atao sy amin\'ny fijery tsy mitongilana mihitsy aloha!
ny mpanentana moa dia Atoa Ismael Razafinarivo...
suite
répondu par Rianaah le 31/05/2015 20:34
jentilisa
(
03/11/2005 07:19)
mipatitaka ve ny mpanohitra?
Nanao fanamabarana Atoa Alain Ramaroson fa tsy misy izany fihaonana amin'ny mponion'Antananarivo amin'ny 13 novembre izany fa amin'ity volana ity ihany aloha e! Mahavariana! tsipahiny izany ny 13 nove...
suite
répondu par pika le 04/11/2005 07:58
jentilisa
(
03/11/2005 07:15)
Sady ampakarina ny vidin-jiro no mitohy ny delestazy!
Sao dia tsy mety kosa izany ry zareo: efa re izao fa hiakatra ny vidin-jiro nefa eo ankilan'izay tsy nisy mihitsy ny fanambarana fa dia ho tapitra ny delestazy! mazava izany!
Toy ny misy fifaliana ...
suite
répondu par LazaRandri le 15/11/2005 06:15
jentilisa
(
29/10/2005 13:41)
sondage tsy mampino!
Nisy sondage nivoaka nataon'ny Afrobarometre ka ny usaid no namatsy vola tamin'izany. Tsy mampino ny vokatra iray! inona hoy ianareo?
67%n'ny olona nanaovana sondage no mbola matoky ny Filoha ravalom...
suite
répondu par fijo le 27/12/2005 21:47
jentilisa
(
29/10/2005 13:32)
ny finoana sy ny nofy!
Anisan'ny olana eo amin'ny Fjkm sy ny Fpvm ihany koa ny filazana ny dikan'ny nofy ataon'ny Prezidan'ny Fpvm. Araka ny hevitrareo misy dikany ihany ve ny nofy sa tena tsy misy ilAna azy mihitsy? nanamb...
suite
répondu par hertix le 07/01/2006 06:57
jentilisa
(
27/10/2005 09:08)
Mitady fiaraha-miasa indrindra ny ao Soisa na Frantsa na...
Ato angamba no azo ametrahana ity zavatra kasaiko atao ity. Somary manahirana nefa nataoko noho ny ilako azy maika tokoa.
Nampanafatra boky tamin'ny alalan'ny Librairie Saint-paul aho tamin'ny vola...
suite
répondu par LazaRandri le 28/10/2005 02:05
jentilisa
(
25/10/2005 13:13)
fanarenana ny rova, demagozian-dRavalomanana
Milaza hanarina ny rova ny filoha. Izaho dia sahy miteny fa tsy ho tontosa mihitsy izany...tsy misy rahateo ny vola hanaovana izany fa natao hisintonana kil fotsiny io amiko.
Tahaka ny hotel de ville...
suite
répondu par fijo le 23/11/2005 21:47
jentilisa
(
15/10/2005 10:48)
jirama: sabotazy politika sy ekonomika!
Niaiky hatramin'ny filoha fa misy halatra sy sabotazy ao amin'ny jirama ao. 15%n-ny solika no misy manodina hoy izy. Fa aiza ny fanasaziana?...
suite
répondu par jentilisa le 28/10/2005 08:59
