Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rakaroka, milahatra araka ny daty
rakaroka ( 28/03/2009 21:31)
Fifidianana and-Ra-9
Hanampiana ireo "mpomba an'i Ra-8" :roll: :-w :-w :-$ Tena tsy hevi-jaza ity hevitro ity fa raha ny marina dia tokony hifidy andRa-9 aloha ianareo hitarika ny tolonareo, satria Ra-8 ity lasa nan... tohiny
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 10:22
rakaroka ( 26/03/2009 20:25)
Misy idiran'ny Frantsay ...ve ? (tohin-dresak'i SOANJA)
Raha tsy voatery hamaly "eny" na "tsia" avy hatrany aho, dia satria mahatsiaro ho [u]tompon'andraikitra[/u] @ resaka atoko sy ny "fiantraikan'izany" ho an'ireo fo misendaotra "ambony ihany tsy ampy f... tohiny
novalian'i rakaroka ny 28/03/2009 13:13
rakaroka ( 20/03/2009 22:02)
Fa tokony heverina!
Ny resaka eto moa dia resadresaka ihany! fa "tokony heverina akaiky ihany ny "securite" any Dago manoloana ny tsy filaminan´ny firenena sy ny krizy aterak´izany, satria be ny manararaotra, eo koa m... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 07:09
rakaroka ( 11/03/2009 06:21)
Arovinao
[url]http://www.youtube.com/watch?v=JgfIsM5lMoo[/url] Misokatra any aminareo ve ity?...... tohiny
novalian'i rakaroka ny 12/03/2009 22:07
rakaroka ( 01/01/2009 07:14)
Bonne Année doholo!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/NECF6F%7E1.GIF[/IMG] Dia inn avy aza ny firarian-tsoa?... Ny fahitanareo 'ty taona vao2?... Samby soava-tsara am 'zay misy azy aby fa noho ny ... tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 11:09
rakaroka ( 08/11/2008 09:23)
FITIAVANA
Raha araka 'nareo :roll: Inn kay ny "fahaiza-mitia izany" :?: ... tohiny
novalian'i bobone ny 14/01/2009 13:12
rakaroka ( 06/09/2008 15:53)
Passion-fivavahana
Rehefa mirona @ vola loatra : dia antsoina hoe mivavaka @ vola! Misy rangahy mizara dépliant maimaipoana na tsy mis'interesse izany aza ny mpandalo..... Nisy silamo namelatra 'tapis dia nandohalika... tohiny
novalian'i rakaroka ny 02/10/2008 14:59
rakaroka ( 22/08/2008 18:25)
Reportage et exploit
Ialantsiny raha izao vao afa-manokatra ity "size" ity (satria izao vao tafaverina eto @ ordi ). Dia lasa tany Roma ihany rehefa avy nifampitady t@ ireto admn Frantsay satria début mois de juin kay d... tohiny
novalian'i ssendra ny 28/08/2008 10:48
rakaroka ( 21/07/2008 12:23)
Hommage à Tiana
'Ndriiiiiuyyyyyy :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: dia lasa sahady akia 'ndry koh :x :x :x :x :x :x [url]http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?opti... tohiny
novalian'i rakaroka ny 22/07/2008 18:21
rakaroka ( 23/06/2008 18:41)
Marina ara-bakiteny
Ny hoe :"ny manana dia mbola hanana , ary ny tsy manana na ny kely hananany aza dia mbola esorina aminy". Rariny? hitsiny? anjara? lahatra? satria voasoratra? :roll: 8O :?: ... tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2008 11:22
rakaroka ( 30/05/2008 20:17)
Point sur Fihaonana à Rome
Miala tsiny raha voatery nanokatra "size" aho satria rehefa handefa hafatra any amin'ny mpiandraikitra dia tsy mety lasa ilay hafatra te hanontany ny fomba , sy coordonné handefasana ilay reservatio... tohiny
novalian'i Angie ny 18/06/2008 10:43
rakaroka ( 02/05/2008 02:08)
Inona kay no tokony atao?...
Misy zaobaviko izay nanafatra ny reniny aty Frantsa: tsy vitany ny "prise en chargen'io reniny io, dia terena ireo anadahiny handray ilay reniny par "tour",ary isan'izany ny vadiko! Ny manahirana ahy ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/05/2008 20:30
rakaroka ( 12/04/2008 13:13)
Fisiana!
Mba mahaliana ity "clip": [url]http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531[/url] Ahoana ny hevitrao?....... tohiny
novalian'i cutie ny 28/04/2008 14:05
rakaroka ( 05/03/2008 16:54)
fanirian-Rakaroka
Te hiantso ny samy hafa finoana mba [b]hampanjary[/b] eo amin'ny fiainana ny "[b]Fandriam-paha[/b][b]lemana[/b]"; ny "[b]fahamarinana[/b]" manoloana ny habibiana herisetra, fitomboan'ny vonoan'olona e... tohiny
rakaroka ( 22/02/2008 18:20)
image du Christ!
Asa na miombonkevitra amiko ianareo fa isan'ny fototry ny olana eto an-tany angamba dia ny aizina amin'ny endriny isan-karazany: nisy "document" nanery ahy hikatsaka honnêteté:tsy dans le sens hoe ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 07/03/2008 13:57
rakaroka ( 14/02/2008 16:37)
Tsy haiko loatra
Raha ni-clic eo amin'ny wiki aho dia ity no miseho: [url]http://wiki.serasera.org/[/url] Tsy azoko loatra:roll:8O... tohiny
novalian'i tess ny 15/02/2008 16:23
rakaroka ( 01/01/2008 22:23)
Ho taom-pahombiazana ny 2008 !...
http://smileys.sur-la-toile.com/categorie3-F%EAtes.html Dia miarahaba ny tsy an-kanavaka eto @ f sy fihaonana,no mirary soa tsy ary ho voatanisa...... (l)(l)(l):-*(l)(l)(l):-*(l)(l)(l):-*(l)(l)(... tohiny
novalian'i Valala ny 08/01/2008 12:06
rakaroka ( 04/09/2007 04:25)
"culte des bonnes manières"
Nampidiriko eto @ "rubrique" "finoana" satria "inoako" hoe fanoitra mampandroso ny fiainana. Ohatra nolazaina fa mitovitovy t@ Japon isika taloha: mifanerasera @ Japs koa aho fa nisy lesona maro loha... tohiny
rakaroka ( 27/08/2007 20:16)
MALAHELO aho!
"Marary mmmmmaaaaaffffy ny reniko am ora anoratako izao : voan'ny "metastase cerebrale"-cancer du sein/ fracture de fémur izy: mi-"surf" mandalina ny aretiny aho : :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cr... tohiny
novalian'i tsikih ny 26/11/2007 22:05
rakaroka ( 09/08/2007 18:43)
CLIP MBA REVY
Tsy lafatra loatra anefa dé:wink::-w:-w MBA REVIKO RY RETO ITY CLIP ITY/ ASA LOATRA INN AZA NO HITIAVAKO AZY:?::?::-D:-D:-D:-P [url]http://www.youtube.com/watch?v=HweU-Nc__HE[/url]... tohiny
novalian'i mbaliana ny 12/08/2007 09:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306