Liste des messages
Liste des messages, inserés par rakaroka, par ordre de date
rakaroka
(
04/02/2007 13:54)
Tantara marina mampieritreritra!
"tsy resaka raisonnement" fotsiny ny fiainana, ny "rationnel indray tsy mandray ny resa-pinoana loatra!
Ahoana ary izany?...Nisy nahita ny "30 histoires
les plus mystésieuses" afak'omaly t@ TF1 tao...
suite
répondu par kzy le 14/02/2007 02:26
rakaroka
(
03/02/2007 18:34)
aimer : c'est agir!(Victor Hugo)
Voaresaka imbetsaka ny resaka fitiavana: I Kor 13,sns.Ary raha ny marina on sent fa tsy défini hoe tsy maintsy izao na izao...:
Misy resaka maro manodidina ny fitiavana: misy valiny hafa koa ity:
[...
suite
répondu par sitlo le 08/02/2007 02:27
rakaroka
(
25/01/2007 17:53)
Hommage à Abbé Pierre!
Ni-rendre Hommage à Abbé Pierre aho, satria nilain'ny fanahiko izany: tahaka ny hoe "sarobidy ny eo anatrehany ny fahafatesan'ny olony Masina!" Tonga tany aho, nisy namana isan-karazany...., nisy av...
suite
répondu par tywa68 le 27/01/2007 07:33
rakaroka
(
25/01/2007 17:43)
Hommage à Abbé Pierre!
Jereo rubrique fitiavana!...
suite
répondu par rakaroka le 31/01/2007 18:17
rakaroka
(
11/01/2007 11:32)
O ry Tompo tianay!
Sao misy mahay ny tonony miaraka @ accord?...
Dia misaotra mialoha...
Toa iny hira iny no [b]mahamanina[/b] nampahatsiahivin'i Pissoa:("Hoy ilay hira tiako be izay (tsy haiko raha tadidin'i Soanja :...
suite
répondu par pissoa le 14/01/2007 16:51
rakaroka
(
08/12/2006 09:27)
Grave ny hetsika vokatry ny fankahalana an!
Firariana hatrany ny hisian'ny fandriam-pahalemana n'aiza n'aiza fa aza mbô tafatsopoka amin'ny halan'ny olona tahaka itony tranga niseho atsy "RUSSIE" tamin'ny envoyée spéciale omaly:
GRAVE BBBBe...
suite
répondu par fijo le 13/12/2006 22:26
rakaroka
(
30/11/2006 22:18)
sujet philologique
hoy ity olo-malaza iray monsieur M....
"La politique c'est l'art de faire croire..."
hadihadio sy fakafakao!.......
suite
répondu par fijo le 01/12/2006 23:12
rakaroka
(
02/11/2006 17:27)
Mamela ahy hiresaka an' i Amma
Eto amin'ny takelaka fivavahana sy finoana isika!
fiheverako tokony ho "sommet" tokony resahina eto
tsy i Jesoa ihany na Bouddha, sns... Fa misy an'i "Amma" koa!
Fa maninona no i Amma?
Satria ny t...
suite
répondu par prime le 13/12/2006 10:44
rakaroka
(
26/10/2006 17:30)
Samy mikaroka ny ahasambatra azy ny olona!
Samy manana ny zavatra ironany tokoa ny tsirairay!rehefa heveriny fa mahatsaratsara ny fiainany:"fivavahana, politika, vola, fahalalana,sns..."
Mikasa hihaona amin' ny "Amma" aho ny faramparan'ny vol...
suite
répondu par prime le 22/11/2006 08:48
rakaroka
(
16/08/2006 14:20)
Ny hoe "mandray an'i Jesoa!"
"Dé mbola misy oul hanazavana izany hoe "mandray an'i Jesoa indray ve?" Hoy ity mpivavaka iray namaly ny fanontaniako mikasika izany.
Ho ahy anefa toa miteny @ teny tsy fantatra izy vu que hoe tsy v...
suite
répondu par prime le 03/10/2006 13:22
rakaroka
(
13/07/2006 04:54)
finoana na fivavahana'ny gasy:remise en question?...
Fa maninona ange no mitrotrongy, mitrosona ohatr'izao ny firenena raha izay vavaka natao sy
fiandrandrana ny ho avy mamiratra izay?... Toa variana miandrandra ny lanitra ny mpivavaka ahiana hanadino ...
suite
répondu par prime le 04/09/2006 10:12
