Liste des messages
Liste des messages, inserés par rakaroka, par ordre de date
rakaroka
(
01/05/2011 18:30)
Mirary soa ho an'i Yonika marary mafy sy ireo manodidina azy !
Ny Tsara , fitia ho amboara ho an'i Yonika !
Na hasina na bika
Dia taminao tokoa
Ny endrika sariaka
Tsy nanampaharoa
'reo sarinao tsy laitra
Nahatonga anay ho taitra
hanaraka anao ?
Babo tsotr'izao ...
suite
répondu par dadabe le 29/12/2011 16:53
rakaroka
(
22/02/2010 20:54)
Firaikankina ho an´i SHOAN !
Fihaonan´ny gasy ho fiaraha-mientana @ i Shoan izay marary mafy tao
Belleville "CHINATOWN" Parisy 19 febroary 2010 .
[url]http://www.youtube.com/watch?v=YB3EZU2MCqM[/url]...
suite
répondu par kotobekibo le 26/02/2010 15:42
rakaroka
(
01/01/2010 19:37)
BRAVO les Filles!
:-* :-* :-* Bonnes Années tokotrany !!!
[url]http://www.club6.fft.fr/tcbb/accueil/Planning.mht[/url]
Ho avy hanotrona any 'za rahampitso!!!...
suite
rakaroka
(
18/11/2009 05:27)
Bon Annif Faha
(l) (l) (l) :-* :-* :-* (l) (l) (l)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-souffle-coeur.gif[/IMG]...
suite
répondu par ni81 le 18/11/2009 20:22
rakaroka
(
11/11/2009 19:55)
Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!...
[url]http://www.youtube.com/watch?v=N4WXwTIbmno[/url]
Ahoana ny hevitrao?......
suite
répondu par fijo le 16/12/2009 22:56
rakaroka
(
31/10/2009 14:26)
Mivavaha!...
am-po, saina am-panahy, araka izay azo atao ho an'ny namana gasy atsy Liban
araka ny vaovao :
"C’est sans doute pour réagir face aux récents cas de décès de femmes Malgaches venues travailler ...
suite
répondu par rzakarivola le 27/11/2009 08:58
rakaroka
(
16/10/2009 05:00)
Miaraha mifaly @ izay faly!
=D> =D> =D> ^:^ (l) :-* :-* :-*
http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html...
suite
répondu par ikaretsaka le 20/10/2009 23:41
rakaroka
(
16/10/2009 04:58)
un plus de
http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html...
suite
répondu par rakaroka le 16/10/2009 17:37
rakaroka
(
13/08/2009 20:39)
mouvance Rajoelina !
Reko fa nitsipaka ny "fifanarahana tatsy Maputo!"
Ny tsy azoko:roll: :-w :-w :-$ fa angaha tsy efa ny delegasiona mba "cerveau capable hi-affronter ny piblika internasionaly no nisolo tena tany?....
suite
répondu par pikatti le 15/08/2009 17:30
rakaroka
(
07/08/2009 19:55)
Famotsorana MAPUTO !
Dia asa izay ho "afaka"
1-ny olana mianjady an´à Dago @ izao fotoana ve?
2-´reo tokony omena amnistie Ve?
3- ny gvt teteza-mita ve?
4- ny fanampian´ny any ivelany ve?
Asa.....tsy ...
suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:14
rakaroka
(
28/06/2009 20:23)
Aza mandrora mitsilany!
Nitsetra no natao, teo am-pandalovana ny Ambassade Gasy eto Parisy
8O 8O :oops: :oops: :evil: :evil: :evil: : :snif: :snif: :snif: :-w :-w :-w :-$
Aiza ve rey oul dia nirotsaka an...
suite
répondu par rakaroka le 29/06/2009 05:38
rakaroka
(
25/06/2009 23:04)
´zao no andro sady ora...
[url]http://www.atlasgeo.net/flags/animations/Madagascar.gif[/url]
MIJOROA SAHIA TOKOA HO LEHILAHY ! ...
Tratra ny Asaramanitra e , tsy baomba no apoaka fa le tafondro 21 ´zao
no manaraka...
suite
répondu par xxx le 26/06/2009 06:50
rakaroka
(
21/06/2009 05:09)
Fetin'y Ray!
Dia miarahaba sy mirary soa ny Ray tsy an-kanavaka e, :-* :-* :-* Mankasitraka ireo tsy nikely soroka @ fiahiana ny ankohonany, ary mitondra amim-bavaka ny fahasahiranana isan-karazany: "tsy an'asa,...
suite
répondu par RATOVOARY le 30/06/2009 12:59
rakaroka
(
18/06/2009 04:58)
Résolution du Pb politique de mada
Nalefa i Hasina haka ny ambassade : tsapa tsy compétent , nalefa i Ratsirahonana sy ny ékipany mbola tsy azony koa , dia ho alefa mbamin'i TGV ve? Hey , koa sary aza nodoran'ny GTT ka izy en vrai me...
suite
répondu par xxx le 18/06/2009 14:54
rakaroka
(
23/05/2009 17:35)
"table ronde"
8O 8O 8O
Dia variana ny mpitazana @ "comedie" politikan'ireto mpitondra :roll: :-w :-$ samy manao ny ataony aby mifampi-créer "tension" misy mis'énerve , dia samy mampisendaotra ireo mpomba ...
suite
répondu par xxx le 23/05/2009 22:08
rakaroka
(
22/05/2009 19:33)
FAHAVITAN-TENAN'NY GASY!
8O 8O 8O Dia noenjehina sy nafokaina ery ny vahiny , haratsiana ny frantsay, iadivana ny ambasadera amerikana, abokaina ny arabo, henjehina ny Afrikana sns;;;ia heverina fa tsy misy toa ny gasy!: g...
suite
répondu par xxx le 23/05/2009 22:12
rakaroka
(
19/05/2009 04:43)
GGgggrrrri-jagu'jà mihidy ny varavarana !
Ary nofiko hono fa nisy kilalao fahiny izany hoe "Gri jàgjà mihidy ny varavarana , dia kilalao fanaon'ny ankizy hono zy io, asa koa aloha 'zé mba aton'ilay kilalao fa tsapako kilalao vendrana ihany...
suite
répondu par xxx le 20/05/2009 00:31
rakaroka
(
15/05/2009 19:53)
Alefaso aza aloha ny referudum
Samy milaza ho manana ny demokrasia aby na ireo nahazo ranondranony zatra mpialoka t@ Ra-8 ka very fihinanana ankehitriny, na ireo tsy mirevy an-Ra8 satria voagezan'ny "jadona fataony", ny tsy fandrah...
suite
répondu par Noue le 16/05/2009 07:45
rakaroka
(
05/05/2009 05:27)
Afaka mahavita tena ve ny firenena iray?....
Manoloana ny dépistage ambadika rehetra milaza fa ny vahiny no "FOTOTRA" mampahantra ny firenena iray , no ipetrahan'ny fanontaniana , hoe afaka "ahavita tena" tsy am-pisokafana @ firenena hafa ve iz...
suite
répondu par rakaroka le 05/05/2009 17:28
rakaroka
(
03/04/2009 21:30)
Dia raisina an-tanan-droa koa !
Maromaroa ny toa izao!
Mitory amintsika fa tsy ny Frantsay ihany no nifampiraharahana nifandraisana hanampy an'i Dago fa misy hafa koa tahaka izao
[url]http://www.madagate.com/politique/978-madagas...
suite
répondu par rakaroka le 04/04/2009 10:33
